Archives par mot-clef : Elections presidentielles malgaches

Fidio ny 25… hoy ny Tanora. Video.

Cette galerie contient 2 photos.

  Boriziny – Marc Ravalomanana n•25 – Tsy mendrika an’i Madagasikara izao toerana misy azy Tsy mendrika an’i Madagasikara izao toerana misy azy eo amin’ny sehatra iraisam-pirenena izao satria ao anatin’ny firenena dimy mahantra indrindra eran-tany no misy azy. Ny … Lire la suite

Galerie | Tagué , , | Laisser un commentaire

Marc Ravalomanana-2018. Tsy matahotra ny don-tandroka sy ny fandrahonana, tsy mihemotra amin’ny fanapahan-keviny.

Cette galerie contient 2 photos.

Marc Ravalomanana “Vitantsika ny mampandroso an’i Madagasikara” 25/09/2017 Nitsidika ny tapany avaratra atsinanan’ny nosy ao anatin’ny faritra Analanjirofo amin’ny lalam-pirenena faha -5 (RN5) iny ny faran’ny herinandro teo Atoa Marc Ravalomanana. Tafiditra tao anatin’ny diany ny tao Mahavelona (Foulpointe), Fenoarivo … Lire la suite

Galerie | Tagué , , | Laisser un commentaire

Fifidianana ho Filoham-pirenena 2018. 28 Novambra ny fihodinana voalohany.

Cette galerie contient 2 photos.

Datim-pifidianana 28 novambra 2018 ny fihodinana voalohany 12/09/2017 Ho ampahafantarin’ny CENI na Vaomieram-pirenena mahaleotena misahana ny fifidianana ampahibemaso ny rindrambaiko na “logiciel” hikirakirana ny voka-pifidianana. Miteraka resabe moa ny fahaleovantenan’ny CENI, indrindra io “logiciel” fikirakirana vokatra io, izay isan’ny fototry … Lire la suite

Galerie | Tagué , , , | Laisser un commentaire