Archives par mot-clef : Fanasina 7

Kianjan’ny 13 May. 21 Aprily 2018 (II). GValosoa, Mcm de Paris…

Cette galerie contient 2 photos.

. 4 décès dont 2 enfants ce samedi à Analakely Une information toujours à prendre au conditionnel, il semblerait que deux enfants sont morts durant les échauffourées entre les manifestants et les forces de l’ordre ! Les décès auraient été … Lire la suite

Galerie | Tagué , , , , , , , , | Laisser un commentaire

« Tsy hifidy intsony anao », Fanasina 7.

Cette galerie contient 2 photos.

  TSY HIFIDY INTSONY ANAO   O ry Dadajao a ! Impiry moa ianareo no notenenina Fa tena odianareo bemarenina Hoe hadalàna tsotra izao Ny antsonjay an-dRavalo ka avelao Vao maika anie izy ka malàza Miventy ny anarany hatramin’ny zaza … Lire la suite

Galerie | Tagué , | Laisser un commentaire

2009. « Dosie avo lenta », Fanasina 7.

Cette galerie contient 2 photos.

DOSIE AVO LENTA   Ho anareo mpamaky, mahareta kely Fa misy zava-miafina, ‘zay tsy maintsy haely Nahatonga an’i dago, ho lavo tsy tafarina Araka ny fanambaran’i kolonely « Sarila » Ho anareo mpitsara, sy mpahay lalàna Aza odiana gisa, ilay fanambaràna Raiso … Lire la suite

Galerie | Tagué , , , , , , | Laisser un commentaire

« Mampanongo tena », Fanasina 7.

Cette galerie contient 2 photos.

MAMPANONGO TENA   Dray dray dray drayyyyy !!! Dia niampanga tena, ianao ramatoa Nilaza ampahibemaso fa tena nisy tokoa ‘Lay vola roa valizy, nomen’i Arfa Mba hamoahana azy, ho afaka amin’ny gadra. Dia hoe tsy nanaiky ianao, ka nalefanao nivoaka … Lire la suite

Galerie | Tagué , , | Laisser un commentaire

« Ramatoa 70 », Fanasina 7.

Cette galerie contient 2 photos.

RAMATOA 70   Dia indro re fa nitsikafona ‘Zay noheverina fa niafina Kolikoly mampisitrika Nataon-dramatoa minisitra Tsy mba vola amin’ny Ariary Fa tena €uro avy hatrany Saingy angamba diso tia tena D’izao nipoaka ny afera Mety nisy tsy nahazo anjara … Lire la suite

Galerie | Tagué , | Laisser un commentaire

« Gasy ory hava-manana », Fanasina 7.

Cette galerie contient 2 photos.

.   GASY ORY HAVA-MANANA   Malaza tato ho ato, ilay fifaninanana Momba ny olo-malaza, tsy maintsy isafidianana Hoe iza no mpitondra sy mahay politika Manerana an’i Afrika, ‘lay kaontinantatsika. Dia gaga ny rehetra, fa ao anaty lisitra i Dada … Lire la suite

Galerie | Tagué , | Laisser un commentaire

« Te hisehoseho », Fanasina 7.

Cette galerie contient 2 photos.

  TE HISEHOSEHO   Mafy tena mafy re rey olona, ‘lay te hisehoseho Ka atao dokam-barotra, sady ampiakarina ny feo Fa hizara « kitin’ny mpianatra », eny antsonjombe Mba entina hamory, vahoaka marobe. Azo atao anefa izany, raha any am-pianarana Na koa … Lire la suite

Galerie | Tagué , | Laisser un commentaire

« Fanovana goavana », Fanasina 7.

Cette galerie contient 2 photos.

FANOVANA GOAVANA   Tena goavana tokoa an, ‘lay fanovana notadiavina ‘Lay tolona nodradraina iny, tena nahomby fa tsy lavina Naongana i dada, fa nanao « mônôpôla » Dia ny sinoa sy ny karàna, no nasandratra ho « rôle » Valo taona aty aoriana, aiza … Lire la suite

Galerie | Tagué , | Laisser un commentaire

« Tongava saina ianao ry Gasy », Fanasina 7.

Cette galerie contient 2 photos.

  TONGAVA SAINA IANAO RY GASY    » Ry vahoaka malagasy, porofoy amiko tokoa Fa mahantra ianareo, misalàka tànana avokoa Tsy izany manko no mba hitako, avy ety ambony ety Fa vahoaka miadana finaritra, sy mivelona amin’ny fy «  Nidi-kizo ianao … Lire la suite

Galerie | Tagué , , | Laisser un commentaire

« Ny alahelonay ». Dadan’i Zina, Toky Baritafika Ramanankohajaina, Fanasina 7.

Cette galerie contient 2 photos.

– Vola sandoka,mpitondra sandoka,mpampihavana sandoka.   Tena sandoka daholo izay jerena, Toa tsy tazana miseho ny “tena izy”. Inona àry ity manjo ny firenena, Fa vao mainka mihamafy ny krizy !   Vola sandoka no indreny miparitaka, Sy milahatra amin`ireo … Lire la suite

Galerie | Tagué , , , , | Laisser un commentaire