Archives par mot-clef : Fanirisoa Ernaivo

Fanirisoa Ernaivo manohana ny Laharana 25. Marc Ravalomanana.

Cette galerie contient 2 photos.

Aleo ny olona mahay, miezaka, sy mendrika no alaina sy afaka amin’ ireny fifaninana ireny. Amin’izao dia kolikoly daholo no idirana amin’ny sehatra rehetra. Mila mandoa vola voa tafiditra zandary, police, mpitsara, miasa ao @ ministera, eny hatramin’ny mpampianatra aza. … Lire la suite

Galerie | Tagué , | Laisser un commentaire

Fanirisoa Ernaivo, Fifidianana 19 Desambra 2018. Marc Ravalomanana.

Cette galerie contient 2 photos.

Fanambarana IZAHO FANIRISOA ERNAIVO DIA MANAMBARA FA HANOHANA NY KANDIDA MARC RAVALOMANANA N°25 AMIN NY FIFIDIANANA FIODIANANA FAHAROA. ARY MIANTSO NY REHETRA RESY LAHATRA HIFANOME TANANA HIARO NY SAFIDIN-TSIKA AMIN’NY HOSOKA METY MBOLA HITRANGA. ATSANGANA NY COMITÉ D’OUVERTURE na CO25 … Lire la suite

Galerie | Tagué , | Laisser un commentaire

Fanirisoa Ernaivo, 26 Novambra 2018. Ireo hosoka sy lesoka taminy Fifidianana, Ny raharam-pirenena…

Cette galerie contient 2 photos.

Ny momban’ireo hosoka sy halatra isan-karazany taminy Fiodinana Voalohany. Raha misy ny Fiodinana Faharoa ? « Izaho Fanirisoa Ernaivo dia tsy hifidy velively mpanonga-panjakana…

Galerie | Tagué , , | Laisser un commentaire

Rajao, midongy… Fanirisoa Ernaivo.

Cette galerie contient 2 photos.

Tsy tokony hohadinoina fa ny didin’ny HCC momba ny déchéance an’ny Filoha dia nanaiky fa nisy fahadisoana nataony mahakasika ny tsy fametrahana ny haute cour de justice tao anatin’ny fepotoana napetraky ny andininy faha 167 ny lalampanorenana. Amin’ny ankapobeny, ny … Lire la suite

Galerie | Tagué , , | Laisser un commentaire

Antsakabary-Befandriana Nord, Video. Barbarie : 507 maisons incendiées et la population violentée par la Police.

Cette galerie contient 6 photos.

– – Befandriana Avaratra. Communiqué publié hier, par les Prêtres d’Antsakabary « un acte de barbarie et des violences commises par la Police Nationale ». Publié le 25 février 2017par Mouvement des Citoyens Malagasy de Paris – Raharimanana Patrick – LA HONTE POUR … Lire la suite

Galerie | Tagué , , , | Laisser un commentaire

Raharaha Mamy Ravatomanga. Enquête en cours… au conditionnel.

Cette galerie contient 2 photos.

  . Afera Mamy Ravatomanga Hanakonana ny raharaha Claudine R 10/08/2017 Tamin’ny alatsinainy hariva teo no tonga nisava ny trano fonenan’i Mamy Ravatomanga teny Ambohibao Amboaroy sy ny foiben’ny orinasa SODIAT etsy amin’ny Pradon Antanimena ny solontenan’ny Fampanoavana eto Antananarivo, … Lire la suite

Galerie | Tagué , , , , , | Laisser un commentaire

« Madagascar pays du chaos », 20 Juillet 2017. La Transparence, Ny Valosoa.

Cette galerie contient 2 photos.

Madagascar pays du chaos, sclérosé irrémédiable! latransparencem / juillet 20, 2017 Scandales de corruption [jusqu’au sommet de l’Etat], affaire “Claudine” [Razaimamonjy, une femme d’affaires proche du couple présidentiel] , crise et insécurité, transactions douteuses, financements parallèles, grèves des magistrats, démission … Lire la suite

Galerie | Tagué , , , , , , , , , , , , , | Laisser un commentaire

Mpitsara mitokona. Fanambaran’ Atoa Harry Laurent Rahajason. Valiny avy aminy SMM.

Cette galerie contient 3 photos.

– Fanirisoa Ernaivo, 13 Juillet 2017. Que Monsieur le Ministre de la Communication se rende à Ampanihy, Ambovombe, Taolagnaro, Farafangana, Mananjary, Manakara, Betroka, Toliara, Ihosy, Fianarantsoa , Ambositra, Antsirabe, Antsiranana, Antalaha, Analalava, Maroantsetra, Maintirano, Tsiroanomandidy, Miarinarivo, Akazobe, Morondava, Miandrivazo, Cour Supreme … Lire la suite

Galerie | Tagué , , | Laisser un commentaire

Communiqué. Syndicat des Magistrats de Madagascar (SMM), 6/06/2017. Fanirisoa Ernaivo.

Cette galerie contient 2 photos.

. Fanirisoa Ernaivo. 6/06/2017. Syndicat des Magistrats de Madagascar (SMM)   COMMUNIQUE Considérant que selon le préambule de la Constitution l’Etat de droit implique que les gouvernants et les gouvernés sont soumis aux mêmes normes juridiques, sous le contrôle d’une … Lire la suite

Galerie | Tagué , | Laisser un commentaire

Fanirisoa Ernaivo, filohan’ny Sendikan’ny SMM. Claudine Razaimamonjy, ny tsy maty manota… Top Radio.

Cette galerie contient 3 photos.

FANDAHARANA DONAK’AFO : FANIRISOA ERNAIVO Filohan’ny Sendikan’ny Mpitsara eto Madagasikara. LOHAHEVITRA : « Sinema sa tena izy io hetsika ataon’ny SMM ankehitriny io ? » TOP RADIO 102.8 FM. . Filohan’ny SMM « Tsy maintsy ho avy ny anjaran’ny senatera Riana” 31/05/2017 … Lire la suite

Galerie | Tagué , , | Laisser un commentaire