Archives par mot-clef : Faravohitra

Faravohitra-Marc Ravalomanana. Fanazavana ny raharaha 7 Febroary 2009.

Cette galerie contient 2 photos.

– Arp Helisoa. 09/01/2018. Nandeha indray resaka 7 fevrier tato. manazava ny filoha Marc Ravalomanana. Gazety Valosoa Rakoto. Madagascar Gazette. Philippe Emile Razafimanantsoa Malagasy Noverezina ZO QG Faravohitra Tim. Tim Frantsa – Affaire du 7 Février : Une conspiration contre Ravalomanana. Les conspirateurs de l’affaire du … Lire la suite

Galerie | Tagué , , | Laisser un commentaire

Amboarampeo Faravohitra, 11 Desambra 2017. Marc Ravalomanana.

Cette galerie contient 2 photos.

11 desambra 2017 Misaotra ny Amboarampeo Faravohitra nizara hafaliana. Fony aho mbola tsy teto an-tanindrazana ireny no efa naniry mafy ny hahita sy handre ny feon’izy ireo mihira fiderana an’Andriamanitra. Faly ny fo, ravoravo ny fanahy, mahery ny saina ankehitriny.Ho … Lire la suite

Galerie | Tagué , , | Laisser un commentaire

Ny Valosoa, 27 Jolay 2017 (I). Mahafaly Olivier sy ny Kolikoly. Rivo Rakotovao sy ny Tim. Fampihavanam-pirenena, tsy nisy ary tsy hisy!

Cette galerie contient 2 photos.

– Raharaha Claudine Razaimamonjy Andrasana ny momba an’i Mahafaly Olivier   Raha somary nangingina tao ho ao ny raharaha Claudine Razaimamonjy, na ny raharaha fanodinkodinam-bolam-panjakana mahavoasaringotra ity mpandraharaha ara-toekarena, mpanolotsaina manokan’ny filohampirenena ity, mitohy indray ny fanadihadiana lalina mikasika izany … Lire la suite

Galerie | Tagué , , , , , , | Laisser un commentaire

Faravohitra, 10 Jolay 2017. Fanambarana, Marc Ravalomanana.

Cette galerie contient 4 photos.

– . Maso Mijery. 10/07/2017. Conférence de presse: Marc Ravalomanana –   Marc Ravalomanana Hitory an’ny Prefe ny TIM 10/07/2017 Tsy niandry ela fa omaly hariva ihany dia nanambara i Marc Ravalomanana fa tsy maintsy hitory an’ny Prefen’Antananarivo ny Tiako I Madagasikara … Lire la suite

Galerie | Tagué , , | Laisser un commentaire

Marc Ravalomanana-Tim, 08 Jolay 2017. Niaraka taminy vahoaka ny filoha mivady.

Cette galerie contient 2 photos.

. Jean-Luce Randriamihoatra. #Tsingerintaona FAHA-15 TAONAN’NY TIM TIAKO I MADAGASIKARA Hôtel Carlton 8 jolay 2017 – Sary Marc Ravalomanana – Ofisialy – Sary Hanitriniaina Razafimanantsoa – Sary.  www.sobikamada.com (Patrick Raharimanana). –  Marc Ravalomanana – Ofisialy. Anosy Carlton. – (Sary Sobika). www.sobikamada.com – Ambohidahy, Andohan’Analakely. Sary Marc … Lire la suite

Galerie | Tagué , , , , , , | Laisser un commentaire

M. Ravalomanana mbola migadra. Avoahay ny dadanay.

Cette galerie contient 1 photo.

Faravohitra Sept. 2014. Sary MCM Faravohitra. 23 Avril 2015. Vao maraim-be, androany, raha iny hikasa handeha hihazo an’ny Toamasina iny, ny filoha Ravalomanana sy Ramatoa Lalao Ravalomanana. No notenenin’ireo manamboninahitra mpiambina azy fa tsy mahazo miondrana hiainga indray ny filoha … Lire la suite

Galerie | Tagué , , | Laisser un commentaire

Marc Ravalomanana à Faravohitra et culte de Noel à Imerikasinina.

Cette galerie contient 2 photos.

Marc Ravalomanana 25 Decembre 2014.     Info RFI: l’ancien président Ravalomanana de retour à Antananarivo Par RFI Marc Ravalomanana lors de son retour à Madagascar, le 13 octobre 2014. Il s’était alors retrouvé en résidence surveillée à Diego Suarez. … Lire la suite

Galerie | Tagué , , | Laisser un commentaire

Aiza ihany fa miandry izahay. Article 20 de la Feuille de Route. La réponse « lamentable » de Hery.

Cette galerie contient 2 photos.

Article 2O. La Haute Autorité de la Transition (HAT) devra permettre à tous les Citoyens Malgaches en exil pour des raisons politiques de rentrer à Madagascar sans conditions, y compris Monsieur Marc Ravalomanana. La HAT devra fournir la sécurité à … Lire la suite

Galerie | Tagué , | Laisser un commentaire

Avoahay ny dadanay ary mody eny Faravohitra. CCI-Ivato.

Cette galerie contient 2 photos.

  AVOAHAY NY DADANAY     Qui s’est réconcilié avec qui ? Cette première rencontre menée par le FFKM laisse la plupart des malgaches dans un sentiment d’insatisfaction car elle s’est déroulée dans une opacité suscitant plus de questions et … Lire la suite

Galerie | Tagué , , , , , , , , | Laisser un commentaire

Tojo Ravalomanana. Faravohitra 14 Oktobra 2014. Vidéo.

Cette galerie contient 2 photos.

Conférence de presse nataon’Andriamatoa Tojo Ravalomanana « Faravohitra, talata 14 oktobra 2014″ « Rahoviana ny Mpitandro ny filaminana vao tena ampiasaina marina amin’ny filaminana ? ». Nanambara Atoa Tojo Ravalomanana fa mafy ny natrehin’ny fianakaviana teo ampisamborana an’i Dada. « Novakiana ny trano, … Lire la suite

Galerie | Tagué , | Laisser un commentaire