Archives par mot-clef : Fianarantsoa Manakara

Fiaran-dalamby Fianarantsoa-Manakara. Mila vonjy ary maika, Tatitra, tsikera, horon’antsary (Videos). MCM.

Cette galerie contient 1 photo.

Mba menatra. « Nifandimby nitondra ny Fanjakana sy ny Tany ianareo miseo mahay politika ireo. Vokany, potika sy rava ny Firenena.  Ohatra, ny Fitanterana (an-dalamby) Antananarivo-Toamasina tsy misy intsony, torak’izany koa ny an’i Antananarivo-Antsirabe, nanjavona, kanefa toerana mamokatra sy vahoaka miasa. … Lire la suite

Toutes les galeries | Tagué | Laisser un commentaire