Archives par mot-clef : Fifidianana 2018

Halatra sy Hosoka bevava.Ceni-Vahoaka. Tsy lany izany i Rajoelina. Horonan-tsary.

Cette galerie contient 2 photos.

– CENI Ireto ny ekipan’ny K25 niasa nandritra ny sasak’alin’ny krismasy Ka mandrak’izao. Ao anatin’izany ny K25 Andramasina (distim, jeunes Tim, juristes zanaky ny distrikn’andramasina) Misaotra ny rehetra nifanampy, porofon’ny fitiavantanindrazana izao. Mankahery. 26/12/2018. Distim Andramasina – Mbola mitohy ny … Lire la suite

Galerie | Tagué , , , | Laisser un commentaire

Port Bergé, 7 Desambra 2018. Marc Ravalomanana.

Cette galerie contient 2 photos.

Port Bergé Nangorovitsika ny tananan’ny Port Bergé fa nandalo teto ny kandida matanjaka Marc Ravalomanana. Tonga nanentana teto ihany koa ny mpanankanto Tence Mena, nafana ny fiarahana. FIDIO I DADA 25

Galerie | Tagué , , | Laisser un commentaire

19 Desambra 2018, Koike, Lego sy Maneva. Hifanome tanana ho an’ny Filoha Marc Ravalomanana.

Cette galerie contient 2 photos.

Miarahaba antsika rehetra. Reo zahay telo mirahalahy KOIKE , LEGO, MAGNEVA. nanaiky ny hifanome tanana hanentana hoan’i DADA, koa satry tolona iaraha manana izy ity dia nifanaiky izahay telo mirahalahy ka nanainga niala ny renivohitr’i Gascar, hitety an’ireo mpankafy anay … Lire la suite

Galerie | Tagué , , , , | Laisser un commentaire

Moramanga, Vatomandry, Vohibinany, Ambatondrazaka, Amparafaravola, Ambohitsilaozana, Toamasina, 5 Desambra 2018. Marc Ravalomanana.

Cette galerie contient 2 photos.

  Mangarivotra, Moramanga, Vatomandry, Vohibinany, Ambatondrazaka, Amparafaravola, Ambohitsilaozana, Toamasina « Miantso anareo rehetra tsy tonga nifidy aho hanefa ny adidinareo amin’ny 19 desambra 2018, MASINA ny safidinareo. Samia isika mifanentana, FIDIO I DADA. » hoy ny hafatra nampitain’ny kandida laharana faha 25. … Lire la suite

Galerie | Tagué , | Laisser un commentaire

Bernard Rasolonjatovo, Fifidianana 19 Desambra 2018. K 25-Europe.

Cette galerie contient 2 photos.

Andriamatoa Bernard Rasolonjatovo dia nanapa-kevitra ihany koa, hanohana an’Andriamatoa Marc Ravalomanana, ka hiaraka amin’ny K25 Europe. –

Galerie | Tagué , | Laisser un commentaire

“Ndao hiroso amin’ny fihodinana faharoa”, Kmmr-Foibe.

Cette galerie contient 2 photos.

Nampiseho fahendrena ny KMMR “Ndao hiroso amin’ny fihodinana faharoa” 22/11/2018 Nandray fanapahan-kevitra goavana dia ny fisintonana ny fitarainana sy fitoriana rehetra napetrak’izy ireo teny amin’ny HCC nahatratra 208 ny Kandida Marc Ravalomanana sy ny mpiara-dia aminy omaly, mba tsy hitenenana fa … Lire la suite

Galerie | Tagué , | Laisser un commentaire

Fifidianana. Vokatry ny hafa no iafenana… 20 Novambra 2018, Ny Valosoa Vaovao.

Cette galerie contient 2 photos.

– Fifidianana – Vokatry ny hafa no iafenana tebahana noho ny tsy fahombiazan’ny kandidà tohanany 20/11/2018 Nivoaka iny ny voka-pifidianana izay vonjimaika ihany fa tsy tena izy avy amin’ny Ceni. Samy manana ny fandraisany azy avy ny rehetra manoloana ireo … Lire la suite

Galerie | Tagué , , , | Laisser un commentaire

Ny Valosoa Vaovao, 13 Novambra 2018. Fifidianana-Marc Ravalomanana.

Cette galerie contient 2 photos.

– Fifidianana Iza àry izany no nangalatra sy nividy vato?   Mandeha be ny resaka ankehitriny fa nisy ny fividianana vato, ny hala-bato tao anatin’iny fifidianana filoham-pirenena notanterahana ny 7 novambra lasa teo iny. Efa nazava aloha ny filazan’ny teo anivon’ny … Lire la suite

Galerie | Tagué , , | Laisser un commentaire

Faravohitra – Marc Ravalomanana, 22 0ktobra 2018. Ny mpiara miasa aminy.

Cette galerie contient 2 photos.

Arp Helisoa. Mampahafatatra ireo mpiaramiasa aminy ho fatatry ny rehetra ny kandida N25 Niantso ny mpanao gazety ny Filoha nampahafantatra ireo mpiara miasa aminy. Ary ny andraikitra ny tsirairay.. Miandry anareo ny Firenena. Mcm – Kandida Marc Ravalomanana : VONONA Nanao … Lire la suite

Galerie | Tagué , , | Laisser un commentaire

Fifidianana 2018 (J-23). 15 Oktobra (2). Amboasary Sud. Marc Ravalomanana.

Cette galerie contient 2 photos.

AMBOASARY SUD Faly tena faly aho tonga eto Amboasary atsimo. Henoko ny tarainareo mahakasika ny tsy fandriam-pahalemana. Efa manana paik’ady amin’izany isika, manome toky anareo aho fa hamerina amin’ny laonina ny fandriam-pahalemana amin’ny lafiny rehetra. Hanavao ny fampitaovana ny mpitandro … Lire la suite

Galerie | Tagué , , , | Laisser un commentaire