Archives par mot-clef : Fjkm 50 ans

Antsiranana faha 50 taonan’ny Fjkm, 18 Aogositra 2017. Filaharambe, fanompoam-pivavahana .

Cette galerie contient 2 photos.

– Fandaharana Marc Ravalomanana amin’ny maha filohan’ny komitin’ny jobily azy, dia manentana ny rehetra aminy hijoroana ho vavolombelon’ny finoana hatrany. . Zoma 18 Aogositra. Filaharambe miainga ao amin’ny Kianja Mitafon’Antsiranana hatrany amin’ny Kianja Monisipaly Fandrata no hanombohana ny fotoana … … Lire la suite

Galerie | Tagué , | Laisser un commentaire

Jobily, Aogositra 2017. Fjkm faha 50 taona. Lms faha 200 taona. Hira faneva.

Cette galerie contient 2 photos.

– Hira fanevan’ny faha-50 taona FJKM, faha-200 taona nahatongavan’ny Misiona LMS – Ny FJKM.   Ny Fiangonan’i Jesoa Kristy eto Madagasikara, afohezina amin’ny hoe : « FJKM » dia : – Niorina araka ny fanambaran’ny Synoda Lehibe Voalohany tao Toamasina tamin’ny 18 … Lire la suite

Galerie | Tagué , , , | Laisser un commentaire

Ny Valosoa, 10 Aogositra 2017 (I). Toamasina-Tim, « Bus intelligent », Fjkm Antsiranana, Vokatra Tiko…

Cette galerie contient 2 photos.

    – Kongresim-paritra sy faha-15 taonan’ny TIM Miandry an’i Dada i Toamasina sy ny faritra Atsinanana   Tao aorian’ny tany Manakara nanatanterahana ny kongresim-paritry ny antoko Tiako i Madagasikara (TIM), sy ny fankalazana ihany koa ny faha-15 taonan’ity antoko … Lire la suite

Galerie | Tagué , , , | Laisser un commentaire