Archives par mot-clef : Fjkm Mahereza

Fjkm Mahereza (Ambohidratrimo), fanamboaran-dalana. Marc Ravalomanana.

Cette galerie contient 2 photos.

Noho ny fangatahana nataon’ny fiangonana FJKM Mahereza sy ny kaominina Mahereza distrikan’Ambohidratrimo tamin’ny filoha Marc Ravalomanana amin’ny hanamboarana ny lalana ao antoerana dia vita ny lalana mirefy 6km noho ny fanomezan’i dada fitaovana hanamboarana izany Gazety Valosoa Rakoto. Arp Helisoa 4/12/2017   –

Toutes les galeries | Tagué , | Laisser un commentaire

Marc Ravalomanana Tonga dia miasa avy hatrany…

Cette galerie contient 2 photos.

Marc Ravalomanana Tonga dia miasa avy hatrany… 04/12/2017 Nanatanteraka fambolen-kazo tany Mahereza ny mpino FJKM ny sabotsy 2 novambra teo, ka lohalaharana ny filohan’ny komitim-pankalazana ny faha-50 taona Marc Ravalomanana.  Nialoha iny anefa dia nisy ny fangatahana avy amin’ny ny … Lire la suite

Toutes les galeries | Tagué , , | Laisser un commentaire

Fambolen-kazo, Fjkm Mahereza. Marc Ravalomanana.

Cette galerie contient 2 photos.

02 desambra 2017 Namita adidy fambolen-kazo niaraka tamin’ny fianakaviamben’ny mpino tao amin’ny FJKM Mahereza. Asan’ny fiangonana sady adidin’ny tsirairay ny mitsinjo ny tontolo iainana sy mitsinjo ny mpiara-belona sy ny taranaka faramandimby. Marc Ravalomanana – Ofisialy   –

Toutes les galeries | Tagué , , | Laisser un commentaire