Archives par mot-clef : Fjkm Toamasina

Jobily Toamasina. Faha 50 taonan’ny FJKM sy 200 taona nidiran’ny filazantsara LMS. Marc Ravalomanana.

Cette galerie contient 2 photos.

Nitohy taty Toamasina androany ny fankalazana ny jobily faha 50 taonan’ny FJKM sy 200 taona nidiran’ny filazantsara LMS, nisy ny fametrahana vato fehizoro taty an- toerana. Ny volana aogositra 2017 no nosokafana tamin’ny fomba ofisialy ny fanamarihana dia ny tsangambaton’ny tsingerintaona … Lire la suite

Galerie | Tagué , , | Laisser un commentaire

Toamasina. Fjkm-Sekoly Alahady, 11 Aogositra 2017. Marc Ravalomanana.

Cette galerie contient 2 photos.

Vory lanona ireo Sekoly alahady FJKM manerana ny Nosy par gvalosoa | Août 11, 2017 . Arp Helisoa. Toamasina. manatrika ny fihaonamben’ny sekoly alahady FJKM ny filohan’ny jobily faha 50 taona ny Fjkm Marc Ravalomanana ny maraina teo . Marc Ravalomanana – Ofisialy  … Lire la suite

Galerie | Tagué , , , , | Laisser un commentaire