Archives par mot-clef : Fjkm

20 Mey 2010-20 Mey 2018. Herisetra… Tobin’ny zandary FIGN.

Cette galerie contient 2 photos.

20 Mey : 8 taona sahady izay; ho hatraiza ny fitakiana ny « ARA-DALANA » eto amin’ity firenena ity? 20 Mey 2010 – 20 Mey 2018, feno 8 taona sahady izay ny zava-nitranga teny Ambohitsaina misy ny fasan’ny mahery fo ary mifamatotra amin’ny … Lire la suite

Galerie | Tagué , , | Laisser un commentaire

FJKM-Ambalavao Tsienimparihy, 13 May 2018. Marc Ravalomanana.

Cette galerie contient 2 photos.

. Afaka nanao filaharana soa aman-tsara miaraka amin’ireo fianakavin’ny finoana rehetra eto amin’ny FJKM synaodamparitany Ambalavao Tsienimparihy androany Atoa Ravalomanana Marc, hamonjy sy hanatontosa ny fanompoam-pivavahana fankalazana an’Andriamanitra noho ny jobily faha-50 taonan’ny FJKM sy ny 200 taona nidiran’ny LMS.  … Lire la suite

Galerie | Tagué , , | Laisser un commentaire

Fjkm Ankazomanga-Mpitandrina Randriamampionina, 03 Marsa 2018. Marc Ravalomanana.

Cette galerie contient 2 photos.

– Tonga niombom-bavaka ho fankalazana an’Andriamanitra noho ny faha 25 taona maha mpitandrina ny Révérand Dr RANDRIAMAMPIONONA Alfred mianankavy, tao amin’ny FJKM Ankazomanga synaodam-parintany Antananarivo Andrefana , ny 03 marsa 2018. « Jéhovah o, notaominao aho ka voataona, nosamborinao aho ka resinao » … Lire la suite

Galerie | Tagué , , | Laisser un commentaire

Ny Valosoa Vaovao, 23 Janoary 2018.

Cette galerie contient 2 photos.

– Mihen-danja hatrany ny mpitondra noho ny raharaha Houcine Arfa Raha nisy raharaha  anisan’ny tena nanala baraka an’i Madagasikara dia ny resaka Houcine Arfa . Manaraka akaiky azy ity ny mpanara-baovao . satria maha voarohirohy olona ambony eto amin’ny firenena … Lire la suite

Galerie | Tagué , , , , , | Laisser un commentaire

Fambolen-kazo, Fjkm Mahereza. Marc Ravalomanana.

Cette galerie contient 2 photos.

02 desambra 2017 Namita adidy fambolen-kazo niaraka tamin’ny fianakaviamben’ny mpino tao amin’ny FJKM Mahereza. Asan’ny fiangonana sady adidin’ny tsirairay ny mitsinjo ny tontolo iainana sy mitsinjo ny mpiara-belona sy ny taranaka faramandimby. Marc Ravalomanana – Ofisialy   –

Galerie | Tagué , , | Laisser un commentaire

Ny Valosoa, 24 Aogositra 2017. M Ravalomanana, Hery Rajao, E  Razafindravahy, Ceni, Jirama…

Cette galerie contient 2 photos.

Filoha Ravalomanana: Anivorano Nord, Ambilobe, Ambanja, Nosy-Be Vahoaka marobe hatrany no mihoby sy mifampireaka aminy   Taorian’ny fanokafana ny faha-50 taonan’ny Fjkm sy ny faha-200 taona nidiran’ny filazantsara teto Madagasikara ny faran’ny herinandro teo, dia nanontanian’ny mpanao gazety ny mahakasika … Lire la suite

Galerie | Tagué , , , , , , , , | Laisser un commentaire

Ny Valosoa, 22 Aogositra 2017. Marc Ravalomanana, Mifamono ny samy mpiray tanindrazana…

Cette galerie contient 2 photos.

– – Betsipolitra, Ankavandra, Miandrivazo Mifamono ny samy mpiray tanindrazana   Mampalahelo sy mampihorin-koditra ny zava-miseho any Betsipolitra, Ankavandra, Miandrivazo, any amin’ny faritr’I menabe sy Melaky iny amin’izao fotoana, satria mifamono ny samy mpiray tanindrazana. Ny zava-misy, mifanafika ny mponina … Lire la suite

Galerie | Tagué , , , , , | Laisser un commentaire

Rtoa Voahangy Rajaonarimampianina sy ny Fjkm.

Cette galerie contient 4 photos.

Voahangy Rajaonarimampianina Manana olana manokana amin’ny FJKM ? 21/08/2017 Samy nahatsikaritra ny rehetra fa nandeha irery tsy nombam-bady indray ny filoham-pirenena tany Antsiranana nanomboka ny sabotsy lasa teo, satria tsy niaraka taminy Rtoa Voahangy Rajaonarimampianina vadiny. Araka ny fantatra dia … Lire la suite

Galerie | Tagué , , , , , | Laisser un commentaire

Ny Valosoa, 12 Aogositra 2017 (II). Ao Andapa ao, Antsiranana, Foulpointe, Ihosy…

Cette galerie contient 2 photos.

– AO AN-DAPA AO   Isaky ny alarobia dia re fa misy fanovàna Ireo tale sy olobe mitana andraiki-panjakana. Alàna ny etsy , saingy indrisy, tsy mba vaovao no solony, Fa toa ny tranainy ihany , izay “tsy taviny, tsy … Lire la suite

Galerie | Tagué , , , , , | Laisser un commentaire

Ny Valosoa, 10 Aogositra 2017 (II). Ady tany, Fifidianana ho avy, Raharaha 10 Aogositra 1991…

Cette galerie contient 2 photos.

  – IREO MIROTSAKA HO MPAMPIHAVANA   Indreo fa efa vonombonona ary tazana hirotsaka Ny efa tena ratsy laza , ny olom-petsy kapotsaka. Ary dia nanora-tena fa hanohy ny fampihavanana, Na dia efa kilasiana ho olona maloto tanana.   Vola … Lire la suite

Galerie | Tagué , , , | Laisser un commentaire