Archives par mot-clef : HCC Madagascar

Ny Valosoa Vaovao, 29 Desambra 2018.

Cette galerie contient 2 photos.

  –   HCC: mizotra amin’ny fanafoanana ny voka-pifidianana   Namoaka ny voka-pifidianana vonjimaika ny Vaomieram-pirenena Mahaleotena misahana ny Fifidianana (CENI) ny Alakamisy 27 Desambra 2018. Ny zava-nisy dia tsy natao hatramin’ny farany ny fampitahana ireo vokatra amin’ny alàlan’ny fitanana … Lire la suite

Galerie | Tagué , , , | Laisser un commentaire

Fanafoanana ny voka-pifidianana-HCC, 29 Desambra 2018.

Cette galerie contient 3 photos.

HCC: mizotra amin’ny fanafoanana ny voka-pifidianana   Namoaka ny voka-pifidianana vonjimaika ny Vaomieram-pirenena Mahaleotena misahana ny Fifidianana (CENI) ny Alakamisy 27 Desambra 2018. Ny zava-nisy dia tsy natao hatramin’ny farany ny fampitahana ireo vokatra amin’ny alàlan’ny fitanana an-tsoratra (PV) sy … Lire la suite

Galerie | Tagué , , , | Laisser un commentaire

Eo am-piandrasana ny Voka-pifidianana. Dadan’i Zina.

Cette galerie contient 2 photos.

EO AM-PIANDRASANA NY VOKA-PIFIDIANANA   Efa misy ny mitonona ho nibata fandresena, Na dia mbola tsy nivoaka irony vokatra mazava. Dia mirehaka aok`izany sy mideradera tena F`efa izy no filoha , (dia ilay filohan`ny mpandrava !)   Mila mba mahandry … Lire la suite

Galerie | Tagué , , | Laisser un commentaire

Marc Ravalomanana, Fanambarana. HCC, Liste définitive des candidats à l’élection présidentielle du 7 Novembre 2018.

Cette galerie contient 2 photos.

Fanambarana Marc Ravalomanana. « Ara-dalàna tsara ary nohamafisin’ny Fitsarana avo momba ny lalam-panorenana ny firotsahako hofidiana ho filoham-pirenena amin’ny fifidianana amin’ny 7 novambra2018. Mankasitraka anareo miara-mijoro sy miara-miasa amiko. Mpirahalahy mian’ala isika. Hanokatra pejy vaovaon’ny tantaran’i Madagasikara. Hanangana firenena vanona , … Lire la suite

Galerie | Tagué , , , , | Laisser un commentaire

Ceni ? C’est non! Helian Ralison.

Cette galerie contient 2 photos.

– Ceni ? C’est non! 05/07/2018. Les dates des élections sont maintenant connues (1er tour 7 novembre 2018, 2eme tour 19 décembre 2018). Mais jusqu’à ce jour, le flou reste total sur le contenu des textes qui vont régir ses … Lire la suite

Galerie | Tagué , , , , | Laisser un commentaire

Rajao, midongy… Fanirisoa Ernaivo.

Cette galerie contient 2 photos.

Tsy tokony hohadinoina fa ny didin’ny HCC momba ny déchéance an’ny Filoha dia nanaiky fa nisy fahadisoana nataony mahakasika ny tsy fametrahana ny haute cour de justice tao anatin’ny fepotoana napetraky ny andininy faha 167 ny lalampanorenana. Amin’ny ankapobeny, ny … Lire la suite

Galerie | Tagué , , | Laisser un commentaire

Fialan’i Hery Rajao. Tetika tsy nahomby.

Cette galerie contient 3 photos.

Fandresena ve sa Faharesena, « MIALA RAJAO » sa « TSY MIALA RAJAO » gvalosoa | Juin 7, 2018 | Taorian’ny nanendren’ingahy Hery Rajaonarimampianina ny Praiministra vaovao, mbola nanana 7 andro taorian’ny talata 5 jona 2018 izy nanendrena « Premier ministre de consensus » raha tsy … Lire la suite

Galerie | Tagué , , , | Laisser un commentaire

Hcc : faux gardien, vrai fossoyeur! Helian Ralison.

Cette galerie contient 2 photos.

Hcc : faux gardien, vrai fossoyeur!   Il faut reconnaître que les esprits mal tournés ont de l’imagination, comme ces magistrats qui s’inventent de nouveaux pouvoirs en réécrivant la constitution. La déception est à la mesure des espoirs que l’on … Lire la suite

Galerie | Tagué , | Laisser un commentaire

« Tsy mijanona ny tolona… Miala i Rajao ». Hanitra Razafimanantsoa.

Cette galerie contient 2 photos.

– Livasoa Razafindrasolo est avec Guy Rivo Randrianarisoa Toy izao ny raha fintinina ny kabary nataon’ny Me Hanitra teto amin’ny kianjan’ny 13 mai androany sabotsy 26 mai 2018. #Momba ny didy HCC : misy ampahany mety amintsika fa tsy mamaly … Lire la suite

Galerie | Tagué , , | Laisser un commentaire

Tezitra amin’ny HCC ny vahoaka.

Cette galerie contient 2 photos.

Tsy fanalana ny filoha Hery R. : Tezitra amin’ny HCC ny vahoaka   Namoaka ny fanapahana momba ny fitorian’ireo depiote 73 amin’ny fampiatoana  ny filohampirenena omaly ny HCC na ny Fitsarana Avo momba ny Lalampanorenana. Voalaza tamin’izany fa azo raisina … Lire la suite

Galerie | Tagué , , | Laisser un commentaire