Archives par mot-clef : Hery Rajaonarimampianina

Force One Two izay namidy, kanefa fananam-panjakana. Nankaiza ny vola ?

Cette galerie contient 2 photos.

. Anisan’ireo fanontaniana… Force One Two izay namidy, kanefa fananam-panjakana. Nankaiza tokoa ny vola ? Misy olona nanimba sy nandrava, nitondra fahantrana, nangoron-karena t@ tsy rariny. Mody nangingina kely ary nieritreritra fa io fahanginana io no fomba entinaampanadinoina ny vahoaka ny … Lire la suite

Galerie | Tagué , , , | Laisser un commentaire

Bois de Rose-Marc Ravalomanana. « Lettre ouverte ». Gtt International Genève

Cette galerie contient 2 photos.

Lettre ouverte et demande de démenti à l’OCCRP suite à l’article intitulé  “Fate of Madagascar’s Endangered Rosewoods” en date du 17 août 2018  paru sur votre site web (https://www.occrp.org/en/investigations/8480-the-fate-of-madagascar-s-endangered-rosewoods) . Mesdames, Messieurs les journalistes d’investigation,   Votre article fustige, à … Lire la suite

Galerie | Tagué , , , , , , , | Laisser un commentaire

Ranomason’i Hery. Famindram-pahefana tamin’ny teny frantsay !

Cette galerie contient 2 photos.

– Zao ny ato hoe ranomason-tseza !! Tsapany fa ho very fihinana ry zareo atsy ho atsy nefa tsy indroa menika ny ranon’ampango ka dia mionona ary mamangy @ fahoriana fa tapitra atreo 🤚ny fileranareo mianakavy ny volam_bahoka!!Coeur En Or … Lire la suite

Galerie | Tagué | 2 commentaires

« Any ianao ry ingahy Rajao », Dadan’i Zina.

Cette galerie contient 3 photos.

ANY IANAO RY INGAHY RAJAO   Na hiala na hamahatra eo ihany ianao Rajao, Na hosoloin`ilay akama dia Ingahy Rakotovao. Ny teninay dia tsotra ihany , na ny lasa na ny tonga Dia tsy mahafaly anay , tsy idobohanay amponga. … Lire la suite

Galerie | Tagué , | Laisser un commentaire

Rajaonarimampianina Hery. Hiala? NIALA (07/09/2018)

Cette galerie contient 2 photos.

    – Le président de la République annonce qu’il compte bien démissionner. une obligation constitutionnelle pour un chef d’État candidat a sa propre succession. Le mot est dit… https://www.lexpressmada.com/03/09/2018/hery-rajaonarimampianina-je-vais-demissionner/ –     – Chef par interim pour quelques mois … Lire la suite

Galerie | Tagué , | Laisser un commentaire

Marc Ravalomanana, Hery sy Andry. Ny mpanangana sy ireo mpandrava.

Cette galerie contient 2 photos.

. « Miasa, miasa tsara, miasa mafy ». . Tohizo ny lalantsika 03/09/2018 Andro sisa isaina dia hiala ny filoha ankehitriny Hery Rajaonarimampianina. Hisedra fifidianana fanindroany ny tenany taorian’izay 5 taona latsaka kely nitondrany izay. Ny rehetra no afaka manombana ny fitantanany … Lire la suite

Galerie | Tagué , , , | Laisser un commentaire

« Ianareo ry Olon’ny Tetezamita », Dadan’i Zina.

Cette galerie contient 2 photos.

   IANAO RY OLON`NY TETEZAMITA   Ry olon`ny tetezamita, jiolahy eto an-tanàna, Mieritreritra indray ny mbola handray ny fiaingàna. Sao heverinao `zahay fa tena bado sy sanàna, Ka hifidy anao indray mba ho filoham-panjakana ?   Tsy ho diso fanindroany … Lire la suite

Galerie | Tagué , , , | Laisser un commentaire

« Ny Hery vizana sy ny Andry boboka », Dadan’i Zina.

Cette galerie contient 2 photos.

  NY HERY VIZANA SY NY ANDRY BOBOKA   Hita taratra eny foana ny mpanongam-panjakana, Fa minia mandika hatrany irony didy sy lalàna. Tsisy lamina ny fiainany fa manao izay tiany hatao, Azo ambara tsotr`izao fa tena “tsisy kalitao”.   … Lire la suite

Galerie | Tagué , , | Laisser un commentaire

Fialan’i Hery Rajao. Tetika tsy nahomby.

Cette galerie contient 3 photos.

Fandresena ve sa Faharesena, « MIALA RAJAO » sa « TSY MIALA RAJAO » gvalosoa | Juin 7, 2018 | Taorian’ny nanendren’ingahy Hery Rajaonarimampianina ny Praiministra vaovao, mbola nanana 7 andro taorian’ny talata 5 jona 2018 izy nanendrena « Premier ministre de consensus » raha tsy … Lire la suite

Galerie | Tagué , , , | Laisser un commentaire

Ho avy tsy ho ela… Ny Geja ho an’ny Vahoakan’i Ravalomanana.

Cette galerie contient 2 photos.

Salama daholo, Ela ela aho tsy niteny fa efa tsy aritro intsony ity, Efa mazava be ny tetik’adin ny MAPAR sy ny HVM, Io PM io dia mety amin’izy ireo fa tsy mety amintsika TIM ary ho eken MAPAR izy … Lire la suite

Galerie | Tagué , , | Laisser un commentaire