Archives par mot-clef : Houcine Arfa

Ampamoaka. Houcine Arfa interpelle Hery Rajaonarimampianina et cite des noms…

Cette galerie contient 2 photos.

Ampamoaka Houcine Arfa & hery rajaonarimampianina Association des malfaiteurs hoe! Fikambanan-jiolahy hoy i Houcine Arfa, samia mihaino ilay anaran’olona ambony marobe voatanisa ao. Oh Lehiretsy E _ Mitolona ho an’ny Tombotsoam-Pirenena sy ny tombontsoam-Bahoaka _ Mampita Vaovao _ Manabe _ Oh … Lire la suite

Galerie | Tagué , | Laisser un commentaire

7 Février 2018 (Paris), Houcine Arfa a porté plainte… Alexandrine Rasolo, Balisama Razafimelisoa.

Cette galerie contient 2 photos.

Plainte déposée par Houcine Arfa contre la ministre de la justice et la procureure de la République malgache Houcine Arfa a porté plainte à son tour contre la ministre de la justice malgache, Elise Alexandrine Rasolo et de la procureure … Lire la suite

Galerie | Tagué , , , , | Laisser un commentaire

Ny Valosoa Vaovao, 30 Janoary 2018.

Cette galerie contient 2 photos.

– Ravalo tany Marovatana sy Vonizongo Nangorom-potsy Talatamaty, Mahitsy, Ankazobe   Nitsidika ny faritra Marovatana sy Vonizongo iny, izany hoe ny distrikan’Ambohidratrimo sy Ankazobe omaly ny filoha nasionalin’ny antoko Tiako i Madagasikara (TIM), Marc Ravalomanana. Fifampiarahabana tratry ny Asaramanitra teo … Lire la suite

Galerie | Tagué , , , , | Laisser un commentaire

« Afera Arfa », Fanasina 7.

Cette galerie contient 2 photos.

AFERA ARFA   Andriamatoa Filoha a, Rehefa hitady asa an, dia mampiseho « CV » Vao tsy mazavazava, dia efa « allez » mandeha ! Ianao indray ve no hatoro, ianao anie « expert » e Dia tsy kobonao mihitsy ve hoe, i Arfa anie ka … Lire la suite

Galerie | Tagué , , | Laisser un commentaire

Ny Valosoa Vaovao, 23 Janoary 2018.

Cette galerie contient 2 photos.

– Mihen-danja hatrany ny mpitondra noho ny raharaha Houcine Arfa Raha nisy raharaha  anisan’ny tena nanala baraka an’i Madagasikara dia ny resaka Houcine Arfa . Manaraka akaiky azy ity ny mpanara-baovao . satria maha voarohirohy olona ambony eto amin’ny firenena … Lire la suite

Galerie | Tagué , , , , , | Laisser un commentaire

Houcine Arfa. Efa in-3 nigadra tany Frantsa !!!

Cette galerie contient 4 photos.

. Voafitak’ireo manodidina azy indray ny filoha Hery Rajaonarimampianina Voalaza fa efa in-3 nigadra tany Frantsa , araka ny ny voalazan`ny talen`ny polisim-pirenena, i Houcine Arfa , ilay gadra voafonja tany Tsiafahy sy teny Antanimora saingy afa- nandositra  nitsoaka any … Lire la suite

Galerie | Tagué , | Laisser un commentaire

Ny Valosoa Vaovao, 18 Janoary 2018. Houcine Arfa, Rasolo Elise. Afa-baraka ny Firenena.

Cette galerie contient 2 photos.

– Raharaha Houcine Arfa Afa-baraka ny firenena Malagasy   Tsy hay tohaina ny fanehoan-kevitra momba ny raharaha Houcine Arfa . Rariny tokoa izany satria tsy olon’olompoana ny voasaringotra ao anatiny . Raha atao ny fampahatsiahivana tsotsotra dia teratany Frantsay i … Lire la suite

Galerie | Tagué , | Laisser un commentaire

Houcine Arfa, Elise Rasolo, Rolly Mercia, Hery Rajao, SMM, Ravalo, Frantsa.

Cette galerie contient 2 photos.

  – Raharaha volabe 70 000 Euros Tsy mety miloa-bava ilay minisitra 18/01/2018 Niandry izay fanambarana ofisialin’ny minisitry ny fitsarana Rasolo Elise Alexandrine ny rehetra manoloana ny raharaha mafana momba ilay fanambaran’ilay Frantsay Houcine Arfa nilaza fa nandoa volabe 70 … Lire la suite

Galerie | Tagué , , , , , | Laisser un commentaire

« Ramatoa 70 », Fanasina 7.

Cette galerie contient 2 photos.

RAMATOA 70   Dia indro re fa nitsikafona ‘Zay noheverina fa niafina Kolikoly mampisitrika Nataon-dramatoa minisitra Tsy mba vola amin’ny Ariary Fa tena €uro avy hatrany Saingy angamba diso tia tena D’izao nipoaka ny afera Mety nisy tsy nahazo anjara … Lire la suite

Galerie | Tagué , | Laisser un commentaire

Houcine Arfa : «J’ai versé 70 000 € à la ministre de la Justice». Rtl, Le Parisien.

Cette galerie contient 2 photos.

  – Français évadé à Madagascar : «J’ai versé 70 000 € à la ministre de la Justice» Nicolas Jacquard|15 janvier 2018,  Le Parisien. Condamné à trois ans de prison à Madagascar, cet ancien boxeur devenu intime du président malgache … Lire la suite

Galerie | Tagué , , , | Laisser un commentaire