Archives par mot-clef : HVM Madagascar

Fidangan’ny vidim-bary Mifono afera maizina sy politika maloto.

Cette galerie contient 2 photos.

Fidangan’ny vidim-bary Mifono afera maizina sy politika maloto Tsy mijanona misondrotra ny vidim-bary eto amintsika kanefa tsy hita izay tena vahaolana maty paika avy amin’ny fanjakana. Niainga tany amin’ny 500Ar, 600Ar, 650Ar, ary efa 700Ar ny kapoaka amin’izao.  Ny any … Lire la suite

Galerie | Tagué , , | Laisser un commentaire

Ny famarotan’ny HVM tanindrazana. Ohatra ao Maorisy… lasan’ny karana sy vahiny.

Cette galerie contient 3 photos.

– Andrianina Rajoharison Tafahoatra ny famarotan’ny HVM tanindrazana 24/11/2017 Matoa ny firenena iray efa anjakan’ny vahiny ka mihamahazo vahana izy ireo eo amin’ny tany iray, dia midika fa hanjavona ny fahefan’ny tompon-tany, ka ho lasa firenena voazanaka tanteraka indray amin’ny … Lire la suite

Galerie | Tagué , , , | Laisser un commentaire

Manararao-paty ! Fanjakana Hvm.

Cette galerie contient 2 photos.

– Manararao-paty ! 23/11/2017 Manao izay danin’ny kibony amin’ny figalabonana amin’ny harem-pirenena sy ny volam-panjakana ny fanjakana HVM. Tsy misy hery sy fahefahana tena manozongozona azy hatreto, fa manjaka tokana ka dia manararao-paty ara-bakiteny. Ireo mitonon-tena ho mpanohitra toa mitsapatsapa … Lire la suite

Galerie | Tagué , | 2 commentaires

Andry Rajoelina sy ny Mapar hamita-bahoaka fanindroany…

Cette galerie contient 2 photos.

Andry Rajoelina sy ny MAPAR Hamita-bahoaka fanindroany… 10/11/2017 Raikitra indray ny serasera isan-karazany hoenti-manadio an’i Andry Rajoelina sy ny ekipany tamin’ny famotehana ny firenena tamin’ny taona 2009, ary natao sesilany tany anaty tambajotran-tserasera tato ho ato.  Mihevitra ny Malagasy ho … Lire la suite

Galerie | Tagué , , , , , , , | Laisser un commentaire

Ny Valosoa Vaovao, 4 Novambra 2017.

Cette galerie contient 2 photos.

– Banky Foiben’i Madagasikara Nanambana basy sy nandroaka mpanao gazety Ny Valosoa Nanatanteraka tafa ho an’ny mpanao gazety omaly ny tale jeneralin’ny Banky Foiben’i Madagasikara, tetsy amin’ny foiben-toerany Antaninarenina. Rehefa tonga teny an-toerany anefa ireo mpanao gazety hitrandraka vaovao dia … Lire la suite

Galerie | Tagué , , , , , , | Laisser un commentaire

Ny Valosoa, 27 Jolay 2017 (II). Potika ny Fanabeazana (Bepc), Hvm matahotra vahoaka, Radio Fahazavana, Antsirabe…

Cette galerie contient 2 photos.

– Voka-panadinana BEPC Voaporofo fa mpamotika ny fanabeazana ny ministra Paul Rabary   33,80% monja ny taham-pahafahana tamin’ny BEPC farany teo manerana an’i Madagasikara. Izany no manaporofo fa miha-potika hatrany ny fanabeazana eto Madagasikara noho ny tsy fahaizan’ny Ministra Paul … Lire la suite

Galerie | Tagué , , , , , , | Laisser un commentaire

Hvm sy ny Tim. Hetsibahoaka, Fandriampahalemana, dahalo. J. L. Randriamihoatra. GValosoa, Sobika…

Cette galerie contient 2 photos.

#Hetsibahoaka #Fandriampahalemana 𝐅𝐀 𝐌𝐀𝐍𝐈𝐍𝐎𝐍𝐀 𝐍𝐎 𝐌𝐈𝐓𝐀𝐃𝐘 𝐊𝐎𝐑𝐎𝐍𝐓𝐀𝐍𝐀 𝐀𝐍-𝐊𝐎𝐋𝐀𝐊𝐀 ? Aminay, mazava ireny fanambaràn’i Rakotovao Rivo, Filohan’ny HVM, ireny … famporisihana an-kolaka tsotr’izao ny hisian’ny korontana aloha, mandritra na aorian’ny 𝗙𝗮𝗻𝗸𝗮𝗹𝗮𝘇𝗮𝗻’𝗻𝘆 𝗧𝗜𝗠 𝗻𝘆 𝗙𝗮𝗵𝗮-𝟭𝟱 𝗧𝗮𝗼𝗻𝗮𝗻𝘆 eny Mahamasina. Maninona izy raha mampitandrina ireo … Lire la suite

Galerie | Tagué , , , | Laisser un commentaire

Rivo Rakotovao, Marc Ravalomanana. GValosoa, TiaTanindrazana.

Cette galerie contient 2 photos.

Rivo Rakotovao aurait menacé le TIM et le président Marc Ravalomanana par gvalosoa | Juil 24, 2017 Le sulfureux Rivo Rakotovao aurait menacé le TIM mais surtout le président Marc Ravalomanana…Une information à suivre de près ! En tout cas, le leader … Lire la suite

Galerie | Tagué , , , | Laisser un commentaire

Ny Valosoa, 10/06/2017. Fitondrana HVM, Aoka isika ho mailo… Arp Helisoa, GValosoa, Mcm-Tanà.

Cette galerie contient 2 photos.

– Helisoa. Manao zinona ny fitsarana ny fitondrana HVM Nankasitraka ny fihetsiky ny SMM ny  mpitaritolona  Constant Raveloson  manoloana  ny fitakian’izy ireo  tsy hitsabahan’ny fanjakàna amin’ny raharaham-pitsaràna eto Madagasikara intsony , ny fitakiana  ny  fampiharana ny didim-pitsaràna toy ny raharaha … Lire la suite

Galerie | Tagué , , , , , , | Laisser un commentaire

« Ho jerena akaiky hono ny vidim-piainana hoy i Rajao! », Rivo Albert (Mcm-Tanà). GValosoa.

Cette galerie contient 2 photos.

. Ho jerena akaiky hono ny vidim-piainana hoy i Rajao!   Nampanantena ingahy filoha nandritra ny fitsidiham-paritra nataony tany amin’iny faritr’i Sava iny fa hitady vahaolana manoloana ny fiakaran’ny vidim-piainana izay mampikaikaika ny vahoaka ankehitriny. Izany marina rehefa zatra mampiesona … Lire la suite

Galerie | Tagué , | Laisser un commentaire