Archives par mot-clef : HVM

Les migrants sont bien présents à Madagascar, il n’y a plus aucun doute !

Cette galerie contient 2 photos.

Harlay Ramanana – Les migrants sont bien présents à Madagascar, il n’y a plus aucun doute ! par gvalosoa | Nov 16, 2017 D’après les informations, plusieurs migrants sont arrivés en catimini à Madagascar, c’est en tout cas le constat qu’on pu … Lire la suite

Galerie | Tagué , , , , | Laisser un commentaire

Kits scolaires, Hipoka ny Coliseum Antsonjombe… hono.

Cette galerie contient 2 photos.

HIPOKA NY COLISEUM … HONO   Dia mirehareha ery ny ao amin’ny Fitondrana, indrindra ireto Mpanohana azy ireto ato amin’ny facebook, fa feno HONO (tsy nahita mantsy izahay) ny COLISEUM Antsonjombe. Baiko no nomena ny Sekoly, dia tonga ny Mpianatra, … Lire la suite

Galerie | Tagué , , , , | Laisser un commentaire

Fampandaniana ny HVM amin’ny 2018 Hanatosaka volabe ny karana …

Cette galerie contient 2 photos.

– Fampandaniana ny HVM amin’ny 2018 Hanatosaka volabe ny karana … 06/11/2017 Toe-draharaha andrasan’ny maro ny zotram-pifidianana hatao eto Madagasikara amin’ny taona 2018. Efa samy miomana amin’izany ny mpanao politika. Eo ireo mivoy ny hisian’ny fandaminana sy ny fametrahana fitsipi-pifehezana … Lire la suite

Galerie | Tagué , , | Laisser un commentaire

HVM vs TIM, 10 Oktobra 2017. Andry Tsiavalona.

Cette galerie contient 2 photos.

HVM vs TIM: Raha milaza ho baka mahay manorirana ny an-daniny, kirongo tsy misy hidirana kosa ny an-kilany gvalosoa | Oct 10, 2017 Ady goavana misy fiantraikany amin’ny fiainam-bahoaka sy ny sehatra rehetra eto amin’ny Firenena, ambonin’ny ady amin’ny tsy fandriampahalemana, … Lire la suite

Galerie | Tagué , , , | Laisser un commentaire

Ny Valosoa, 07 Oktobra 2017.

Cette galerie contient 2 photos.

– Fikasana hanakatona ny Tiko AAA Magro Mandrehitra afo i Tazafy Namory mpanao gazety teny   Antaninarenina ny minisitry  ny  indostria TAZAFY  Armand   ny  alakamisy  teo , nambarany tamin’izany  fa  hakatona ireo orin’asa  lazainy fa tsy manara-dalàna. Ny fantatra aloha dia … Lire la suite

Galerie | Tagué , , , , , , , | Laisser un commentaire

« Samy hiatrika fidirana »… kanjo jiolahy misaron-tava !  Sedera Ravalison.        

Cette galerie contient 2 photos.

. SAMY HIATRIKA FIDIRANA…    Mihetsiketsika daholo fa hiatrika fidirana, Na ireo olona vaventy na ireo olona sahirana. Saingy indrisy raha jerena dia tsy misy ny mangirana, Matroka ny tabilao fa rotiky ny fifandirana.   Ny kabary hatrany hatrany no … Lire la suite

Galerie | Tagué , , | Laisser un commentaire

Ny Gazety Valosoa, 09 Septambra 2017. . Antananarivo, Raharam-pirenena, Fifidianana…

Cette galerie contient 2 photos.

– Ben’ny tanàna HVM Tetikasan’ny Filohampirenena no ibodoana tanin’olona Solohery  Isan’ny mampalaza an’i Vakinankaratra sy ny ady eny anivon’ny fitsarana ny manodidina ny resaka ady tany. Saika io resaka ady tany nandritra fitondrana tetezamita  ka hatramin’izao satria toa isan’ny sehatra … Lire la suite

Galerie | Tagué , , , , , , | Laisser un commentaire

Ny Valosoa, 07 Septambra 2017. Ny Fiainam-pirenena.

Cette galerie contient 2 photos.

  – Filoha Ravalomanana: efa fiainany isan’andro ny fiangonana sy ny fivavahana Misy tato ho ato ny sokajin’olona miteny amin’ny gazety fa tsy tokony atao fitaovana politika ny fivavahana . Fomba fijery avy ety ivelany izany . Malalaka koa ny … Lire la suite

Galerie | Tagué , , , , , , | Laisser un commentaire

Ny Valosoa, 05 Septambra 2017. Vakinakaratra, Tsy fandriamahalemana, Toamasina, Tim, Hvm, Fifidianana…

Cette galerie contient 2 photos.

– Tontosa ny fankalazana ny faha-15 taonan’ny TIM Malala-tsaina ireo mpitondra ao Antsirabe   Tontosa soa amantsara ny fankalazan’ny antoko Tim ny faha- 15 taona nijoroany teto Antsirabe ny faran’ny herinandro. Tam-pilaminana tanteraka no nanaovana ny fety ka na dia … Lire la suite

Galerie | Tagué , , , , , , , , | Laisser un commentaire

Fifidianana 2018. Mampitandrina Ravalomanana.

Cette galerie contient 3 photos.

Antsojay sy sakantsakana Mampitandrina Ravalomanana 05/09/2017 “Ho avy ny fifidianana, ka izay iray tian’ny olona eo”, hoy i Marc Ravalomanana manoloana ny sotasota ataon’ny fanjakana HVM aminy. Tandremo tsara fa tsy hipetrapetraka aminareo izahay, hoy ny valin-kafatra sy fanehoan-kevitra feno … Lire la suite

Galerie | Tagué , , | Laisser un commentaire