Archives par mot-clef : jadona

Jadona sy fampitahorana. Facebook, blog, site.

Cette galerie contient 1 photo.

Tsy nisy fanontaniana na fampitandremana fa tonga dia nanjavona ny « page » n’ireo namana tao @ FB. Tato @ Mcm de Paris indray dia nisy sary sy horonan-tsary nesorin-dreo, tsy  mba nisy fampilazana akory taty aminay tompon’ny trano-kala.  Satria manelingelina ny foza sy Reny … Lire la suite

Toutes les galeries | Tagué , , , , | Laisser un commentaire