Archives par mot-clef : Jean-Luce Randriamihoatra

« Firenena mahantra indrindra », hoy ny Banky iraisam-pirenena. 31/07/2017: « M/car est le pays le plus pauvre au monde » (Banque Mondiale).

Cette galerie contient 2 photos.

– Madagascar est le pays le plus pauvre au monde selon Coralie Gevers la représentante du banque mondiale – #Fahantràna 𝐈𝐙𝐀𝐘 𝐈𝐙𝐀𝐍𝐘 … 𝐓𝐒𝐘 𝐀𝐅𝐄𝐍𝐈𝐍𝐀 𝐈𝐍𝐓𝐒𝐎𝐍𝐘   Mazava ny tenin’ireo ao amin’ny 𝗕𝗮𝗻𝗸𝘆 𝗜𝗿𝗮𝗶𝘀𝗮𝗺𝗽𝗶𝗿𝗲𝗻𝗲𝗻𝗮 aninkeheo … … fa i Madagasikara … Lire la suite

Galerie | Tagué , , , , | Laisser un commentaire

« Fahalalahana maneo hevitra », Jean-Luce Randriamihoatra. Raharaha Barry Benson, GValosoa, Rfi.

Cette galerie contient 2 photos.

  – FAHALALAHANA MANEHO HEVITRA #Serasera Raha ny fijerinay ilay « Tsy mahaleo ny sampona », épisode n° 01, dia fomba fanehoan-kevitra iray anatin’ny maro ihany izy iny … … ary matoa « misy mihaino » dia tonga amin’ny tanjona tadiaviny ireo Mpanao Gazety. … Lire la suite

Galerie | Tagué , , | Laisser un commentaire

Fahaleovatena 2017 ? Jean-Luce Randriamihoatra. Nitiah Nosy.

Cette galerie contient 7 photos.

Jean-Luce Randriamihoatra. #26jona2017 HIFETY TOKOA MOA ? Mahaleotena ve i Madagasikara, Firenentsika Malagasy ? – Jean-Luce Randriamihoatra – –   –   . par Mouvement des Citoyens Malagasy de Paris Atsangako ny saina fa….   Atsangako ny saina, fa ataoko malahelo, … Lire la suite

Galerie | Tagué , , , | Laisser un commentaire

Fetin’ny Asa, 1er Mai – Antananarivo. Mamitiana Randrianarison (Mcm-Tanà), J.-L Randriamihoatra.

Cette galerie contient 2 photos.

Niainga teo Mahamasina ny Sindika isan-karazany. Niafara tao Antsahamanitra… Kabary firaisan-kina, ary lanona no niraisan’ny rehetra androny . Mamitiana Randrianarison. 1er Mai 2017. Antsahamanitra. Solidarité Syndicale de Madagascar. – Jean-Luce Randriamihoatra #Mada1erMai . HAUTEMENT SYMBOLIQUE MADAGASCAR : PREMIER MAI 2017. – … Lire la suite

Galerie | Tagué , , , , , , | Laisser un commentaire

Antanimbarinandriana. Notokanana ilay « Tranomboky HVM », Jean-Luce Randriamihoatra, Arp Helisoa.

Cette galerie contient 2 photos.

Jean-Luce Randriamihoatra . Arp Helisoa. 22/03/2017.  Antanimbarinandriana .Toy izao ny zavamisy mialohan’ny fanokanana ilay tranomboky nahabe resaka eto amin’ny epp Antanimbarinandriana . – Jean-Luce Randriamihoatra. #Fanabeazana ANTANIMBARINANDRIANA … MANGA Nantitranterin’ny Filoha Rajao tamin’ny kabariny nandritra ny fitokanana ilay Tranomboky sy « Centre … Lire la suite

Galerie | Tagué , , , , , | Laisser un commentaire

Cyclone Enawo, Bilan et Aides humanitaires. Pam et Croix Rouge, Ny Rado Rafalimanana Group.

Cette galerie contient 2 photos.

.  Rivodoza #Enawo TATITRA VONJIMAIKA Jean-Luce Randriamihoatra. 15/03/2017.  « … Tsy hita izay nanjavonany : 18 Namoy ny Ainy : 78 Naratra : 250 Trà-boina 394.114 Nafindra toerana : 246.987 Tsy manan-kialofana : 79.586   . Jean-Luce Randriamihoatra –   50 … Lire la suite

Galerie | Tagué , , , , | Laisser un commentaire

Enawo-Antananarivo, 10/03/2017. Ikopa, Tanjombato. Soavina Atsimondrano, Jean-Luce Randriamihoatra.

Cette galerie contient 2 photos.

– Jean-Luce Randriamihoatra. #Rivodoza #Enawo RANO … RANON’I EX-ENAWO Nofinofy sisa ilay Ikopa ritra. Ikopa manjary tondradrano be, ankehitriny. Voasakan’i ENAWO hatramin’ny fitsidihina an’ny Jumbo, Tanjombato ! Ny ranon’ny JIRAMA, omaly, tapaka ORA VALO 13:00 – 21:00. Ny jiron’ny JIRAMA tapatapaka, … Lire la suite

Galerie | Tagué , , , , , | Laisser un commentaire

« Ry mpitondra isany », Jean-Luce Randriamihoatra.

Cette galerie contient 6 photos.

– #Fiarahamonina. TENY TSY MISORONA Ry Mpitondra isany, Tena tsy mahatsapa ve ianareo fa mikorontana ary ahiana ho tsy azo fehezina intsony ny fiainam-pirenena ? Tsy mitovy marina ny fomba fijerintsika, satria (aminay) tsy ny fisehoana fa manapaka ruban etsy sy … Lire la suite

Galerie | Tagué , , | Laisser un commentaire

Ikopa, 14/02/2017. « Iray volana androany », Jean-Luce Randriamihoatra.

Cette galerie contient 2 photos.

Jean-Luce Randriamihoatra. 14/02/2017.  #Haintany #Fahavaratra #Orana IKOPA … IRAY VOLANA ANDROANY Mba ahazoantsika an-tsaina ny naha-ritra an’Ikopa (iray volana izay) … sy Ikopa androany (taorian’ny rotsak’orana indroa). Etsy amin’ny Sampanana « Art Malagasy » … . – Tsiahy. Iray volana lasa.   … Lire la suite

Galerie | Tagué , | Laisser un commentaire

Ambohidratrimo. Rova sy ny manodidina. Aiza ny taranaka, mponina, fanjakana? Lasan’ireo vahiny ny tany.

Cette galerie contient 2 photos.

Jean-Luce Randriamihoatra 23/01/2017.  #Haintany #Faminaniana SAMY MAMINANY NY HOAVIN’NY 2017 Nitsidika ny Rovan’Ambohidratrimo izahay io maraina io, ary dia hita tokoa fa tsisy mpikarakara nanomboka ny faha-26 aogositra 2015 nandoroan’ny tsy mataho-tody azy … … Ny manodidina no « karakarain’ny Vahiny ». Ota … Lire la suite

Galerie | Tagué , | Laisser un commentaire