Archives par mot-clef : Jean Ravelonarivo

« Complexe du colonisé », Rivo Albert (Mcm-Tanà).

Cette galerie contient 2 photos.

« Complexe du colonisé » 56 Taona izao no nahazoan’i Madagasikara ny fahaleovan-tena rehefa voazanak’i La Frantsa nandritra ny 64 taona. Tao anatin’izay vanim-potoana naha-zanatany frantsay an’i Madagasikara izay dia nololoavina an-tampon’ny loha foana i La Frantsa, ary izay no niantsoana azy … Lire la suite

Galerie | Tagué , , , , , | Laisser un commentaire

« Mbola tsy namita-bahoaka hono i Rajao ! », Rivo Albert (MCM-Tanà).

Cette galerie contient 2 photos.

 Rivo Albert. 6 Juin 2016. Mbola tsy namita-bahoaka hono i Rajao ! Tena mampametram-panontaniana mihitsy hoe: inona no mbola hanekentsika vahoaka ny hitondran’i Rajao antsika kanefa sady manao tsinontsinona izy no miantsy antsika vahoaka. Dia mbola sahy ihany i Rajao … Lire la suite

Galerie | Tagué , , , , , | Laisser un commentaire

Remplacement de Ravelonarivo par O. Mahafaly ! Rivo Albert (Mcm-Tanà) et Patricia Andriamana. De l’icompétant à l’inutile.

Cette galerie contient 2 photos.

–  Rivo Albert avec James Ratsima et 94 autres personnes. 4 Juin 2016. Que d’eau a coulé sous les ponts depuis le remplacement du PM par son subordonné. Le changement escompté (développement rapide) est-il arrivé après l’expulsion du présumé « … Lire la suite

Galerie | Tagué , , , , , | Laisser un commentaire

« Vikina hankaiza ? », Mamitiana Randrianarison.

Cette galerie contient 2 photos.

  VIKINA HANKAIZA?   Vikina iray… Vikina roa… Esorina ialahy fa tsy tian-dramatoa Andehana amin’izay moa entin’ny rivotra Mba miala moa lesy fa aza mizizotra a Vikina iray… Vikina roa… Aza tia mieraera fa ekeo io aloha Izay ve dia … Lire la suite

Galerie | Tagué , , | Laisser un commentaire

Tsy mahay mamadika bainga… potika ny Firenena.

Cette galerie contient 2 photos.

Norobainareo ny Fanjakana, dia potika tanteraka amin’izao fotoana. Tsy fahaiza-mitantana. Maimbo sady feno fako ny tanana, ny vahoaka mahantra, tsy asa tsy tafy. Tsy misakafo ny maro sady resin’ny aretina isan-karazany ny ankizy. Fahafatesana isan-tokatrano. Namidinareo taminy vahiny sy ny … Lire la suite

Galerie | Tagué , , | Laisser un commentaire

Les nouveaux membres du Gvnt de Jean Ravelonarivo, un géneral à Mahazoarivo. Une nomination sans surprise.

Cette galerie contient 2 photos.

Les nouveaux membresdu gouvernement de Jean Ravelonarivo : 2015/030: fanendrena ny mambran’ny Governemanta: – PM: Gal Jean Ravelonarivo – min d etat infra: Rivo – Mines et petrole: Lala Harisaina – Defense: Gal Rakotozafy Dominiaue – MAE: Attalah Beatrice – … Lire la suite

Galerie | Tagué , | Laisser un commentaire