Archives par mot-clef : Karana

Herisetra sy Kidnapping Mifamono ny samy Karana …

Cette galerie contient 2 photos.

13/11/2017 – 17:30 : KARANA NISY NITIFITRA: Radjan Amiralli Moustapha no anaran’ilay Karàna voatifitra teny anelanelan’Ambatobe sy Analamahitsy io maraina io. Efa voarohirohy tamin’ny resaka fakàna an-keriny teratany karàna, famotsiam-bola maloto sy ny maro hafa, voatazona vonjimaika teny Tsiafahy fa efa nahazo fahafahana.TiaTanindrazana … Lire la suite

Galerie | Tagué , , | Laisser un commentaire

Sokafy ny orinasa Malagasy AAA-TIKO. Mitanila amin’ny orinasa karana ny fitondrana.

Cette galerie contient 2 photos.

Arp Helisoa . 31/11/2017. Indrisy..tsy mitsahatra mitaky ny hisokafan’ny AAA ny mpiasa ao ANTSIRABE izay mamelona fianakaviana maro Gazety Valosoa Rakoto. Philippe Emile Razafimanantsoa – Fanakatonana orinasa Mitanila amin’ny orinasa karana ny fitondrana   Raha araka ny vaovao voaray dia mitanila amin’ny orinasa … Lire la suite

Galerie | Tagué , , , | Laisser un commentaire

Rtoa Voahangy Rajaonarimampianina sy ny karana (Filatex). Fanomezana !!!

Cette galerie contient 2 photos.

Volam-panjakana (hetra) ? . Rangorindralesoka Zanakandriana  23 mai· Antananarivo, Atsimo-Andrefana, Madagascar · Nizara fanomezana hoan’ny mpiasan’ny FilatX miisa anarivony maro Rtoa Voahangy omaly. Ny Filatx izay niteraka resabe hatrany tamin’ny vahoaka. Karàna moa no mpitantana ny Filatx araka ny sary nandritry … Lire la suite

Galerie | Tagué , , | Laisser un commentaire

Kidnapping des karana.Yanis Danil.

Cette galerie contient 2 photos.

Kidnapping teny Ilafy Karana ihany no ao ambadika ? 15/05/2017 Tanora lahy iray, fantatra amin’ny anarana Yanish Ismael, zanaky ny mpandraharaha karana Danil Ismael izay tompon’ny orinasa SMTP no nisy naka an-keriny teny Ilafy omaly maraina. Vao avy nandevina izy … Lire la suite

Galerie | Tagué , , , , , | Laisser un commentaire

Vahömbey. 13 Mai, 12 Jona 2016. Ban Ki Moon, Hery Rajao, Ny FMI, Ny silamo, ny karana, ny Fahaleovatena…

Cette galerie contient 2 photos.

– – Ajoutée le 14 juin 2016 Ny Fahaleovantena dia tsy natao mihitsy hoenti-kahasambatra fiainan’olom-bitsy. Fa Fahaleovantena tsy manam-piangarana hampigoka mamy ny isam-baravarana Ny Fahaleovantena : tsy trosa tsy miato iandrandrana vola avy any Dilambato Fa ezaky ny tena mitohy … Lire la suite

Galerie | Tagué , , , , , , | Laisser un commentaire

« Andevom-bazaha ». Tranga tao @ Jumbo.

Cette galerie contient 2 photos.

  Malagasy no tompon’ity firenena ity. Guy Rivo Randrianarisoa – – 5/mai/2016. Olona fito miasa ato anatin’ity faritra mivarotra charcuterie eto amin’ny Jumbo ity. Efa tsikaritro matetika ny fanaon’ny sasany amin’ireo. Mody mafamafa latabatra sy vilia elabe eo ny efatra. … Lire la suite

Galerie | Tagué , , | Laisser un commentaire

Andohatapenaka, miaro ny taniny Atoa Marc Ravalomanana . Fanjakana mivarotra Tanindrazana.

Cette galerie contient 2 photos.

« Hapetrako ary ny fanontaniana. Maninona no tsy ny tany efa misy taxi brousse eo amin’ny fasan’ny karana izay any Filatex no Alaina ankeriny sy hanaovana « arrêté ministériel » dia hatsaraina? Ny karana sy ny vahiny ve no tompon’ity firenena ity ary ny … Lire la suite

Galerie | Tagué , , , | Laisser un commentaire

Bois de rose, la lettre de Madagascar Matin. Quelle lettre ? Celle qui a rendu FOU le pouvoir FOUZ.

Les Messieurs du Bois De Rose Les loups sont bel et bien dans la place, le bois de rose aura été leur cheval de Troie. Hery Rajaonarimampianina se f…t-il de la gueule du monde ? En tout cas, le président … Lire la suite

Galerie | Tagué , , , , , , , , , | Laisser un commentaire