Archives par mot-clef : Kianjan’ny 13 May

Hetsika Fanovana. Miaraka amin’ireo sendika manomboka ny alatsinainy izao.

Cette galerie contient 2 photos.

Manomboka ny « lundi 9juillet » dia tsy eo @ kianja 13mai intsony ny hetsiky ny fanovana fa isaky Ministere indray ka atomboka eo MEN ka a 10h fotoana izay no tapaka teo, anio asabotsy, satria mila manamafy miaraka amin ireo sendika … Lire la suite

Galerie | Tagué | Laisser un commentaire

Kianjan’ny 13 May, Zoma 22 Jiona 2018. Mitohy hatrany ny tolona e!

Cette galerie contient 2 photos.

Arp Helisoa. 22/06/2018. Sombiny tamin ‘ny diabe nataon ‘ny vahoaka mitolona ho an ‘ny fanovana tena izy eto amin ‘ny kianjan ‘ny 13mai – Antsary teo amin ‘ny kianjan ‘ny 13mai androany 22 jona. Arp Helisoa –

Galerie | Tagué , | Laisser un commentaire

Asabotsy Kianjan’ny 13 May, 16 Jiona 2018.

Cette galerie contient 2 photos.

– Mitohy foana ny tolona Arp Helisoa ,Hanitriniaina Razafimanantsoa Antsary nandritra ny tolona ho an ‘ny fanovana teo amin ‘ny 13mai androany sabotsy 16 Jiona 2018.

Galerie | Tagué , | Laisser un commentaire

Alakamisy Kianjan’ny 13 May. 14 Jiona 2018.

Cette galerie contient 2 photos.

Arp Helisoa 13 juin, Andiantsary teo amin ‘ny kianjan ‘ny 13mai androany alarobia 13 jona – Nitondra ambavaka ny depiote Tody Arnaud –

Galerie | Tagué | Laisser un commentaire

Atalata Kianjan’ny 13 May, 12 Jiona 2018.

Cette galerie contient 2 photos.

Toy izao ny kabary nataon’ny Me Hanitra Razafimanantsoa, androany talata 12 jona 2018, teto amin’ny kianjan’ny 13 mai. #TSY METY ARY TSY MAHAFA-PO NY FOMBA NANENDRENA IREO MINISTRA FA MANITSAKITSAKA NY DIDIN’NY HCC HOE NY CLE DE RÉPARTITION NY MINISTÈRE … Lire la suite

Galerie | Tagué , | Laisser un commentaire

Kianjan’ny 13 May. TIM, 09 Jiona 2018.

Cette galerie contient 2 photos.

Izahay tanora dia manohana feno an’i filoha #MARC RAVALOMANANA, izahay tsy manohana tsanganolona fa manohana fotokevitra. Izy irery ihany no afaka mampandroso ity MADAGASIKARA izay miaina ao anatin’ny fahatrana lalina, Miandry an’i#DADA ny zanany mba ampirindry indray ny tokatrano izay … Lire la suite

Galerie | Tagué , | Laisser un commentaire

Kianjan’n 13 May, 05 Jiona 2018. Ireo mpomban’ny Filoha Ravalomanana.

Cette galerie contient 2 photos.

– Tonga maro be ireo vahoaka nantsoin’ireo Solombavambahoaka avy amin’ny antoko Tiako I Madagasikara anio etsy amin’ny kianjan’ny 13 mai. Na teo aza ny fanendrena ny Praiminisitra vaovao dia vao maika maro be ireo vahoaka mpitolona no mameno kianja ary … Lire la suite

Galerie | Tagué , | Laisser un commentaire

Kianjan’ny 13 May, Asabotsy 02 Jiona 2018. Toromarika.

Cette galerie contient 2 photos.

02.06.2018 – Ambiance kianjan’ny 13 mai : Fandraisam-pitenenana nataon’ny Filoha Lefitry ny Antienimieram-pirenena me Hanitriniaina Razafimanantsoa Malagasy Noverezina ZO est avec Mpitolona Malagasy. – Tim Tanora Tana IV soutient hetsiky ny 73 députés ho an’ny fanovana avecTanora Tim Vangaindrano  Anio … Lire la suite

Galerie | Tagué , , | Laisser un commentaire

Alarobia 30 May 2018. Kianjan’ny 13 May.

Cette galerie contient 2 photos.

30 May ety Ankianja ny 13 Mai filaharambe,androany izany sisa farany fitondran’ny equipe Ndrajao araka’iny didy navokan’ny HCC iny. – Le « HETSIKA » se poursuit sur le parvis de l’hôtel de ville par gvalosoa | Mai 30, 2018 Malgré la décision … Lire la suite

Galerie | Tagué | Laisser un commentaire

Asabotsy 26 May 2018. Kianjan’ny 13 May-Coliseum Antsonjombe.

Cette galerie contient 2 photos.

– La place du 13 mai dans tous ses états, du monde rien que du monde par gvalosoa | Mai 26, 2018 | Une foule massive à Analakely ce samedi 26 mai…le « tolona » se poursuit –

Galerie | Tagué , | Laisser un commentaire