Archives par mot-clef : Kolo

Roger Kolo, un premier ministre menteur, incompétent.

  Le Premier ministre Roger Kolo n’est pas non plus un homme de parole. Il avait soutenu devant la presse, en début de juillet, que les communales auront lieu cette année. Mais finalement ce qu’il a raconté à cette époque … Lire la suite

Galerie | Tagué , , , , | 1 commentaire

Les « Kolabos » de la Mouvance Ravalomanana toujours actifs. Les traitres de retour…

Cette galerie contient 1 photo.

La bande des quatre, les hommes forts du pouvoir actuel, à savoir les  Hery-Kolo et Rivo-Njaka d’un côté, tiennent bon et n’entendent pas se laisser dicter quant à leur manière « foza » de mener leur politique totalitaire. Une gifle à l’endroit des … Lire la suite

Galerie | Tagué , , , , , , , , , | Laisser un commentaire

I Hery teo aminy fitondrana nandritry ny zato andro. Fijerin’Atoa Ratsimbazafy J. sy Rtoa Lalatiana (horonam-peo), samy foza ireo. I Urfer, foza-vazaha sy ireo namany (sefafi)

Ajoutée le 8 juil. 2014 Radio Antsiva FM 97.6, 08 Jolay 2014. Manazava ny zava-misy sy ny zava-nisy teto amin’ity Madagasikara ity, eo amin’ny lafiny ara-politika, ny mpanao gazety Jeannot Ramambazafy. Misy ifandraisana tokoa amin’ilay boky nosoratany ary nivoaka ny … Lire la suite

Galerie | Tagué , , , , , , , | Laisser un commentaire

Ataovy aminy tenin-drazana fa hiomehezan’izao tontolo izao.

 Hidiram-baraka marina. Tsy i Hery Rajaonarimampianina irery, fa na ny tena dia menatra koa satria malagasy. Ny Firenena raha teo dia toy ny kamboty : tsy miteny « malagasy » ny mpitondra (Tgv, Hery, Kolo…) fa mipetsopetsona aminy teny frantsay « reny malala ». Ho andevo hatrany aminy … Lire la suite

Galerie | Tagué , , , , , , | Laisser un commentaire

Jadona sy fampitahorana. Facebook, blog, site.

Cette galerie contient 1 photo.

Tsy nisy fanontaniana na fampitandremana fa tonga dia nanjavona ny « page » n’ireo namana tao @ FB. Tato @ Mcm de Paris indray dia nisy sary sy horonan-tsary nesorin-dreo, tsy  mba nisy fampilazana akory taty aminay tompon’ny trano-kala.  Satria manelingelina ny foza sy Reny … Lire la suite

Galerie | Tagué , , , , | Laisser un commentaire

FITONDRANA FOZA. Tsy mamokatr’ireo fa vola sy harena no mameno ny loha.

Rehefa niteny i Hery (horonan-tsary eo ambany) fa « tsy nisy itsika, tsy nisy aho… raha tsy teo io rangaha io (Rajoelina), satria tolona teny @ 13 Mai ». Ary tsy izy  mihintsy no hitsipa dakana  nahatafitana,  dia « redevable » izy izany, hoy ny frantsay. … Lire la suite

Galerie | Tagué , , , , , , , , | Laisser un commentaire

Triste Histoire, mais rions à gorge déployée…Histoire de conjurer le mauvais sort.

Andry fut un criminel notoire, voleur, menteur,  et plagiaire (discours à l’ONU). En cinq années de règne il laisse un bilan qui nous intérdit tout autre commentaire,  Madagascar est devenu « le pays le plus pauvre du monde » (Selon la Banque Mondiale … Lire la suite

Galerie | Tagué , , , , , , | Laisser un commentaire