Archives par mot-clef : Lalao Ravalomanana maire d’Antananarivo

CUA-Antananarivo 20/01/2017. Lalao Ravalomanana nitsidika, 67ha Avaratra Atsinanana sy Andavamanba.

Cette galerie contient 2 photos.

. Arp Helisoa Nitsidika ny Epp 67ha Avaratra Atsinanana sy Andavamamba ny ben’ny tanana Lalao Ravalomanana , nijery ny famatsiana sakafo ireo ankizy mpianatra izy tamin’izany , Hanampy amin’ny fanamboarana ny dabilio sy varavarankely ary ny fandokoana ny efitrano fianarana … Lire la suite

Galerie | Tagué , , , | Laisser un commentaire

« Voatendry mpanolontsaina manokana eo anivon’ny kaominina Antananarivo Renivohitra Atoa Marc Ravalomanana ».

Cette galerie contient 3 photos.

Fampandrosoana an’Antananarivo Hamerina ny traikefany I Dadavalo 03/10/2016 Fantatra nanomboka ny sabotsy lasa teo fa voatendry ho mpanolontsaina manokana eo anivon’ny kaominina Antananarivo Renivohitra Atoa Marc Ravalomanana. Efa avy ben’ny tanàna teto Antananarivo tenany ary niaraha-nahita ny fandrosoan’ny Renivohitr’I Madagasikara … Lire la suite

Galerie | Tagué , , | Laisser un commentaire

Antananarivo. Fiaraha miasa eo @ CUA sy MCM.

Cette galerie contient 1 photo.

. Dinika sy Tafa tao @ Lapan’ny Tananan’Iarivo (Octobre 2015) : Fiaraha miasa eo @ roa tonta : CUA sy MCM. Mampahafantatra sy mizara ny vaovaon’ Antananarivo izahay Mcm. . – Rtoa Lalao Ravalomanana Ben’ny Tananan’Antananarivo. – CUA MCM – … Lire la suite

Galerie | Tagué , , , | Laisser un commentaire

24 et 25/03/2016. Antananarivo-Anosibe. Tonga teny an-toerana Ravalomanana mivady.L’assainissement du marché d’Anosibe.

Cette galerie contient 2 photos.

24 Mars 2016. Guy Rivo Randrianarisoa Mila tolorana sakafo sy hanina madio ny vahoakan’Antananarivo. Tonga vao maraina be nijery ny zava-misy teny amin’ny tsena Anosibe Ramatoa ben’ny tanàna sy ny filohan’ny TIM miaraka amin’ireo mpiara miasa rehetra tsy ankanavaka. Loto … Lire la suite

Galerie | Tagué , , | Laisser un commentaire

Antananarivo CUA. Lalao Ravalomanana et son bureau remanié. Bloquer le maire ?

Cette galerie contient 2 photos.

L’organigramme de la CUA a été voté par gvalosoa | déc 28, 2015 L’organigramme a été voté à l’unanimité au sein de l’exécutif de la Commune Urbaine d’Antananarivo, est nommé au poste de : Directeur de cabinet : Jean-Pierre Rakotoarivony … Lire la suite

Galerie | Tagué , , | Laisser un commentaire

Ben’ny tananan’Iarivo : Lalao Ravalomanana.

Cette galerie contient 2 photos.

Nanando Tia. ‎ Nezahina nopotehina ianao ry Iarivo, nodorana ny endrikao na harem-pirenena izany na haren’olon-tsotra, ny vahoakanao dia nisy notezaina mba ho lasa mpandroba, mpanao didin’ny be sandry, nanjaka ny tsy rariny sy ny tsindrio fa lavo sy ny ratsy maro … Lire la suite

Galerie | Tagué , , | Laisser un commentaire

Pourquoi Lalao Ravalomanana ? Photos, Infos…

Cette galerie contient 8 photos.

—-     Fahavalo : Olon-dratsy Fahantrana Aretina Fanagejana Frantsay Karana Mpivarotra tanindrazana Foza Orana Loza be, tgv sy ny bory satroka Vaha olana Mahaiza mifidy Lalao Ravalomanana. Asio tsiky e ! LALAO RAVALOMANANA OU LA FORCE DU DESTIN, SA … Lire la suite

Galerie | Tagué , , , , | Laisser un commentaire