Archives par mot-clef : Lalao Ravalomanana

Ny Valosoa Vaovao, 11 Septambra 2018.

Cette galerie contient 2 photos.

Ravalo N°25 tao  Antanifotsy Haka fahefana amin’ny fifidianana fa tsy amin’ny basy   Ny  mponina  tao   amin’ny distrikan’Antanifotsy, faritra Vakinankaratra indray no nihaona  sy nitafa  tamin’ny filoha kandida N°25   Marc  Ravalomanana  omaly.  Vory lanona ireto farany  na  tampoka aza ny … Lire la suite

Galerie | Tagué , , , | Laisser un commentaire

Ekar Andohalo-Masina Maria, 15 Aogositra 2018. Lalao Ravalomanana.

Cette galerie contient 2 photos.

15.08.2018 – FANOTRONAN’NY BEN’NY TANANA LALAO RAVALOMANANA NY FANOKANANA NY SARIVONGAN’I MASINA MARIA TENY AMIN’NY EKAR ANDOHALO Tonga niara-niombo-mbavaka ireo mpino katolika teny andohalo androany 15 Aogositra ny Ben’ny tanàna Antananarivo renivohitra Lalao Ravalomanana izay andro manamarika ny nampiakarana ny … Lire la suite

Galerie | Tagué , | Laisser un commentaire

« Ny Maha-Malagasy » Bokin’i Docteur Raharimanga Fidèle, 10 Aogositra 2018. Ravalomanana mivady.

Cette galerie contient 2 photos.

– Nitohy androany ny fanehoan’i Docteur Raharimanga Fidéle ny boky nosoratany tao amin’ny lapan’ny tanana Analakely . Nisy araka izany ny hetsika fampisehoana ny maha Malagasy toy ny vakodrazana sy ny hira kalon’ny fahiny ary tononkalo izay niangalian’ireo mpianatra sy … Lire la suite

Galerie | Tagué , , , | Laisser un commentaire

CUA- Fivoriana ara-potoana, 30 Jolay 2018. Atoa Livasoa Razafindrasolo Mpanolotsaina vaovao.

Cette galerie contient 2 photos.

CUA- fivoriana ara-potoana voalohan’ny Filan-kevitry ny tanàna Salama ary miha-salama hatrany ny toe-bolan’ny Kaominina Antananarivo (CUA) hoy ny ben’ny tanànan’Antananarivo Lalao Ravalomanana androany maraina, tetsy amin’ny Lapan’ny tanàna Analakely, nandritra ny fanokafana tamin’ny fomba ofisialy ny fivoriana ara-potoana voalohan’ny filan-kevitry … Lire la suite

Galerie | Tagué , , | Laisser un commentaire

New-York sy Washington. Fahombiazana ny dian’ny Ben’ny Tanana Lalao Ravalomanana.

Cette galerie contient 2 photos.

BEN’NY TANÀNAN’ANTANANARIVO TANY NEW-YORK SY WASHINGTON – CUA Fahombiazana ny dian’ny Ben’ny tanànan’Antananarivo Lalao Ravalomanana tany New-York Etazonia, niatrika ny fivoriamben’ny CGLU: Collectivités et Gouvernement Local Unis, na ny fivondronamben’ireo governemantam-paritra sy ireo tanàn-dehibe eto amin’izao tontolo izao, nandinihana ny … Lire la suite

Galerie | Tagué , | Laisser un commentaire

Ny Ben’ny Tanana Lalao Ravalomanana nandray ireo mpikambana AIMF avy ao Frantsa.

Cette galerie contient 2 photos.

Noraisin ‘ny ben ‘ny tanana Lalao Ravalomanana tao amin ‘ny lapan ‘ny tanana Analakely ireo mpikambana ao amin ‘ny AIMF avy any Frantsa, Afapo tanteraka ireto vahiny nandritra ny fivahinianany teto Antananarivo nandritra ny andro maromaro . Arp Helisoa. 26/07/2018. … Lire la suite

Galerie | Tagué , , | Laisser un commentaire

Washington D.C-Lalao Ravalomanana, 21 Jolay 2018.

Cette galerie contient 2 photos.

Tafaray ny tia sy ny manina,Tsy ampy ny fotoana hiresahana ny mety hahasoa ny tanindrazana iraisana. Mahavita be NENY amin’ny fampandrosoana an’Antananarivo izay hihitatra ho an’i MADAGASIKARA.Gtt North America – Fampandrosoana ifotony Any New York i Lalao Ravalomanana 17/07/2018 Any … Lire la suite

Galerie | Tagué , | Laisser un commentaire

New Work, 16 Juillet 2018. Discours de Mme Lalao Ravalomanana.

Cette galerie contient 2 photos.

New York Etazonia, Mandray anjara fitenenana manoloana ireo mpivory marobe mandritra ny fihaonana iraisampirenena momba ny fampandrosoana ny vondrombahoka- paritra ny ben ‘ny tananan ‘Antananarivo Lalao Ravalomanana amin ‘izao ora izao. Arp Helisoa – Intervention de Madame le Maire Lalao RAVALOMANANA, … Lire la suite

Galerie | Tagué , , | Laisser un commentaire

Ceg Analamahitsy. Ny tompon’ilay tany sy ireo nivarotra (Tanim-panjakana).

Cette galerie contient 2 photos.

– 11 juil. 2018 – CEG Analamahitsy: Ny CUA tamin’ny 1998 no nivarotra ny sombin-tany 4.217 m² atao hoe « ANTSONJOMBE COMMUNE » tamin’dRtoa Razaiarimanga Marie Meltine (voasoratra anarana any anatin’ilay Convention de partenariat efa nofoanana iny). 10.000F ny vidin’ny … Lire la suite

Galerie | Tagué , , , , , , | Laisser un commentaire

Ny Kardinaly Tsarahazana Désiré sy ny Ben’ny Tanana mivady. Ivandry, Ekar Antanimena.

Cette galerie contient 2 photos.

Miarahaba ny Eglizy Katolika eto Madagasikara sy ny kristianina katolika rehetra nahazo Kardinaly vaovao. Miarahaba ny Kardinaly Désiré Tsarahazana, ary mirary soa azy, hahaleo hahalasana amin’ny adidy sy andraikitra nankinina aminy. Zava-dehibe ho an’i Madagasikara ny nahazo Kardinaly indray rehefa … Lire la suite

Galerie | Tagué , , | Laisser un commentaire