Cette galerie contient 2 photos.
(La Rocade). « Lalana zara fa vita (4km8), no mba eboeboana, ny ampahany aza nakatona fa eo ampanamboarana hono. Dia lasan’ireo mpanamboatra (sinoa) daholo ny tany !!! Fivarotana Tanindrazana eo imason’Iarivo ny anareo ry mpitondra. Tsy vita akory ny raharaha karana … Lire la suite