Archives par mot-clef : Madagasikara

« Basy atifi-kavana », Nitiah Nosy.

Cette galerie contient 2 photos.

Basy atifi-kavana!   Ho anareo mpitondra manao anay ho “ampondra”, ny fiainanay vahoaka, anie tsy vakiraoka e! Na koa andrankandrana, hianarana mitantana! Sa ianareo no fetsy, ka sahy mangalatety? . Toa fivoriana aty, dia seminera ary; nefa iaraha-mahita fa tsisy … Lire la suite

Galerie | Tagué , | Laisser un commentaire

Ny Valosoa, 24/06/2017. Marc Ravalomanana, Fetim-pirenena, Frantsa. Arp Helisoa, Mcm-Tanà.

Cette galerie contient 2 photos.

Marc Ravalomanana Ho porofoina amin’ny 8 jolay fa antoko matanjaka ny TIM Isambilo Momba ny raharaha polkitika, hankalaza ny faha-15 taonany ny antoko Tiko i Madagasikara (TIM) ny 8 jolay ho avy izao. Nambaran’ny filoha mpanorina ny antoko, Marc Ravalomanana … Lire la suite

Galerie | Tagué , , , | Laisser un commentaire

« Mila Ray vaovao ny Firenena », Dadan’i Zina, GValosoa.

Cette galerie contient 2 photos.

MILA RAY VAOVAO NY FIRENENA (Eritreritra nipoitra nandritry ny fankalazana ny fetin`ny ray)   Misy rain`ny firenena mahalasa saina ihany Fa minia tsy te hahalala ny amin`ny fahorian`ny zanany. Zanaka efa faraidiny , reraky ny mitomany, Saingy akimpiny ny masony … Lire la suite

Galerie | Tagué , | Laisser un commentaire

Madagasikara (II).

Cette galerie contient 2 photos.

– . – Madagasikara.   Gasikarako nosy tiako Ilay anjarako sy niaviako Tsy mba afaka ao antsaiko Tsy misaraka ahy fa lalaiko Ny tanimbary sy ny tany mena Alaina antsary satry ho jerena Ireo tanàna misy ireo havana Mahatamàna fa … Lire la suite

Galerie | Tagué , , , , , | Laisser un commentaire

« Mafy ny ady », Nitiah Nosy.

Cette galerie contient 3 photos.

  Mafy ny ady!   Mba mahalasa ny fisainana, ity hasarotry ny fiainana: ny anana in-droa mitango, no efa tsy azon’ari(ary) zato! Ny hena tsy lazaina intsony, tsy takatry ny oriory! Hany ka mampionon-tena, amin-drony tsisy hena! Tsy homam-bary koa … Lire la suite

Galerie | Tagué , | Laisser un commentaire

« Andriamatoa Filoha ! », Nitiah Nosy.

Cette galerie contient 2 photos.

Andriamatoa Filoha!   Ajanoko any mihitsy aloha, ‘lay hanihaniko hoe « Rajao »! Ataoko Andriamatoa Filoha, sao hiaino ihany ianao! Andriamatoa Filoha! ‘Zaho tsy hanao kabary lava, na hampiasa sasinteny! Fa na dia notampenam-bava, tsy sanatria halemilemy! Nangatahanao porofo, ny fahoriana iainanay; … Lire la suite

Galerie | Tagué , , | Laisser un commentaire

« Ny Andriamaniny », Mamitiana Randrianarison (Mcm-Tanà).

Cette galerie contient 2 photos.

    NY ANDRIAMANINY nantenainao ny andriamaniny hitondra soa ho anao hoe tsy izy indray ny antsika lazaina izao sy izao ka navela noentin-driaka nandrandrainao ny andriamaniny mampanantena paradisa rahatrizay hoe any ankoatra hoe ahi-maitso sy ny sisa ary fiainana … Lire la suite

Galerie | Tagué , , | Laisser un commentaire

Sumer. (5) The Sumerians. Razafimanantsoa Théos.

Cette galerie contient 2 photos.

– Extraits de « DE SUMER A MADAGASCAR. LES ORIGINES LINGUISTIQUES ET CULTURELLES DES MALAGASY ». SUMER. Indication géographique entre la ville de Bassorah et les antique villes sumériennes dont LAGASH. « SHURUPPAK représentée aujourd’hui par le site de Fara entre l’Euphrate et le … Lire la suite

Galerie | Tagué , , , , | Laisser un commentaire

« Sa ve tsy Gasy », « Teny Gasy ». Nitiah Nosy, Christiane Ramian..

Cette galerie contient 2 photos.

– Mouvement des Citoyens Malagasy de Paris Teny gasy.   Teny gasy mamy loatra, Ilay nahaizana niarahaba Sy nianarana nisaotra Nipetsana nitabataba Teny gasy lavalava Miverindroa sy feno a Kanefa toa indray ambava Indrindra rehefa maika aho Teny gasy maro … Lire la suite

Galerie | Tagué , , , , | Laisser un commentaire

Madagasikara-Tanindrazana. Malagasy-Tenindreny. Nitiah Nosy.

Cette galerie contient 2 photos.

– TENINDRENY   Zovy ianao Ramalagasy, raha hamela hangasihasy; menamenatra hiteny: ny teny gasy tenindreny. Zovy ianao mampifangaro, tsy mba hiezaka hiaro; ny an’ny hafa tsy omeny no hatakalo tenindreny? Nefa misy Malagasy, tsy mihambahamba manaratsy! Nokilasiany fa ambany, ireo … Lire la suite

Galerie | Tagué , , | Laisser un commentaire