Cette galerie contient 2 photos.
Feno Hipoka tanteraka hatraty ivelany ny kianjan’ny Finoana MAGRO.Tanora Tim Ofisialy Manomboka ny fotoambavaka hitrotroanaambavaka ny kandida Marc Ravalomanana eto aminy kianjany Finoana Magro Behoririka. Arp Helisoa Fitrotroana am-bavaka ny fikasana tsara ho an’ny firenena, fanolorana tamin’ny fomba ofisialy ireo paik’ady … Lire la suite