Archives par mot-clef : Mahamasina

Marc Ravalomanana, 08/07/2017. Antananarivo. Analakely, Mahamasina, Carlton, GValosoa, Mcm, TiaTanindrazana.

Cette galerie contient 2 photos.

Arp Helisoa.08/07/2017.   Voadidina mpitandro filaminana mirongo basy ny lapan’ny tanana Analakely,amin’izao ora izao. Gazety Valosoa Rakoto L’hôtel de ville est encerclé par des hommes armés par gvalosoa | Juil 8, 2017 L’hôtel de ville est depuis ce matin encerclé par des hommes … Lire la suite

Galerie | Tagué , , , | Laisser un commentaire

2018-Mahamasina. Le calcul machiavelique du pouvoir.

Cette galerie contient 2 photos.

L’homme à abattre par tous les moyens.   – Le général Ravelonarivo Angelo Christian. Un « officier à poigne » pour casser les manifestations : Arrestations et emprisonnements. Tana-Ville: Nouveau préfet de Police 12.01.2017 | Le conseil des ministres d’hier a nommé … Lire la suite

Galerie | Tagué , , , , | Laisser un commentaire

Mahamasina 07/07/2017. Mandranitra rà latsaka ! Hisambotra ny filoha Ravalomanana no tanjona. Fitondrana jiolahy.

Cette galerie contient 2 photos.

. Ph. Sobika. Mahamasina 07/07/2017. – Pas d’accès au stade pour une durée de 3 jours, une décision prise à la hâte par gvalosoa | Juil 7, 2017 Le préfet de police vient de faire savoir que l’accès au stade de Mahamasina … Lire la suite

Galerie | Tagué , , | Laisser un commentaire

TiaTanindrazana, 06 Jolay 2017. Raharaha Mahamasina, Marc Ravalomanana, Maitre Olala, Rajaonarimampianina.

Cette galerie contient 3 photos.

Fitaovan’ny TIM Norobain’ny mpitandro ny filaminana 06/07/2017 Omaly alarobia tamin’ny 8 ora alina latsaka fahefany no tonga teny amin’ny kianjaben’i Mahamasina ny mpitandro ny filaminana nirongo fitaovam-piadiana nanaisotra ny afisy lehibe sy ny fitaovana rehetra efa tafapetraky ny Antoko Tiako … Lire la suite

Galerie | Tagué , , , | Laisser un commentaire

Ny Valosoa, 04 Jolay 2017. Mahamasina, Fitondrana HVM, Vahoaka mahantra, Ny herim-boatay…

Cette galerie contient 2 photos.

– Matahotra vavaka sy rindra-kira ary Zumba ny fitondrana Tsy hihemotra ny hetsika etsy Mahamasina ny 8 jolay izao   Nanao valandresaka tamin’ny mpanao gazety  ny prefektoran’ny  polisy  eto Antananarivo Renivohitra fa ho foanana indray  hono ny  hetsika ataon’ny antoko … Lire la suite

Galerie | Tagué , , , , | Laisser un commentaire

26 Juin 2017, Fetim-pirenena. Mpitandro filaminana miisa 1000 hiaro ny vahoaka.

Cette galerie contient 2 photos.

  23/06/2017 – 13:30 : Fanamarihana ny fetim-pirenena_Fitandroana ny filaminana: Araka ny fanambaran’ny mpitandro filaminana teny amin’ny Toby Ankadilalana androany, dia hatramin’ny 1000 ireo mpitandro filaminana hahetsika mandritra ny fanamarihana ny fetim-pirenena, indrindra fa ny takarivan’ny 25 jona hanapoahana ny … Lire la suite

Galerie | Tagué , , | Laisser un commentaire

Faha 15 taonan’ny TIM. Ny 8 Jolay 2017 eny Mahamasina. GValosoa.

Cette galerie contient 2 photos.

Faha-15 taonan’ny TIM sy ho an’ny mpomba an’i Dada     8 jolay 2017, foto an-dehibe eo amin’ny Kianjaben’i Mahamasina   Hankalazaina ny faha-4 ny volana jolay ho avy izao ny faha-15 taonan’ny antoko Tiako i Madagasikara (TIM), antoko natsangan’ny … Lire la suite

Galerie | Tagué , , | Laisser un commentaire

CUA-Antananarivo, 15/02/2017. Mitohy ny fanatsarana, Antanimbarinandriana sy Mahamasiana.

Cette galerie contient 2 photos.

Ph. Mcm. . CUA serasera. 15/02/2017. FANAMBOARANA « PARKING » – Antanimbarinandriana Natomboka androany ny asa fanotorana sy fanamboarana ny toby fiantsonan’ny fiara teny Antanimbarinandriana.Ny Tananan’Antananarivo Renivohitra no tompon’antoka amin’ny fanatanterahana izany. Tafiditra indrindra ao anatin’ny fotodrafitr’asan’ny kaominin’Antananarivo Renivohitra, izay … Lire la suite

Galerie | Tagué , , | Laisser un commentaire