Archives par mot-clef : malagasy

« Malagasy isika », « Malagasy aho » Nitiah Nosy.

Cette galerie contient 2 photos.

– Malagasy aho,   Malagasy aho, hireharehako izany, asakasakao ho menamenatr’ ihany! Na mody hieboebo fa malagasy ra, ny teo-tsaina nefa: « loko-na vazaha! » Malagasy aho, hajaiko ny fiteniko, ny maha-gasy ahy tsy afenimpeniko! Ianao angaha no asa: hanosihosy azy, nefa … Lire la suite

Galerie | Tagué , , | Laisser un commentaire

Androy. Tandroy kie.

Cette galerie contient 2 photos.

. Le groupe artistique TANDROY KIE s’est formé depuis l’année 2013. Composé des jeunes danseurs, chanteurs et musiciens originaires de la région ANDROY, leur style musical est typiquement traditionnel. En effet, le groupe a choisi de garder l’originalité de la … Lire la suite

Galerie | Tagué , , | Laisser un commentaire

Sumer. (5) The Sumerians. Razafimanantsoa Théos.

Cette galerie contient 2 photos.

– Extraits de « DE SUMER A MADAGASCAR. LES ORIGINES LINGUISTIQUES ET CULTURELLES DES MALAGASY ». SUMER. Indication géographique entre la ville de Bassorah et les antique villes sumériennes dont LAGASH. « SHURUPPAK représentée aujourd’hui par le site de Fara entre l’Euphrate et le … Lire la suite

Galerie | Tagué , , , , | Laisser un commentaire

Malagasy-Madagasikara, Nitiah Nosy. 2017.

Cette galerie contient 2 photos.

– Malagasy aho, Malagasy aho, hireharehako izany, asakasakao ho menamenatr’ ihany! Na mody hieboebo fa malagasy ra, ny teo-tsaina nefa: « loko-na vazaha! » Malagasy aho, hajaiko ny fiteniko, ny maha-gasy ahy tsy afenimpeniko! Ianao angaha no asa: hanosihosy azy, nefa tsy … Lire la suite

Galerie | Tagué , | Laisser un commentaire

« Baobab de Madagascar », FMI, Tsima.

Cette galerie contient 3 photos.

Rasoa Rasoavelo  Sublime publication que je dédie à tous ceux qui ne comprennent pas ma langue. Merci à l’auteur et à Manja Nosy qui l’a partagé. Et pardon pour ma maladresse traduction : « J’aimerais vous dire qu’une seule chose, … Lire la suite

Galerie | Tagué , , | Laisser un commentaire

« Miverena Malagasy », Tsima.

Cette galerie contient 2 photos.

MALAGASY RASOA RASOAVELO·JEUDI 25 AOÛT 2016 . Lahatsoratra nosoratan’i Herilantonirina Rakotondratsima via Tantelinirina Mamisoa   » MIVERENA MALAGASY «  . Part 1 : Tany iray, vahoaka iray, fijery samy hafa fomba samy manana ny azy, finoana mizarazara. Nefa ny tanjona tokana; … Lire la suite

Galerie | Tagué , | Laisser un commentaire

« Malagasy aho », Nitiah Nosy.

Cette galerie contient 2 photos.

  Malagasy aho,   Malagasy aho, hireharehako izany, asakasakao ho menamenatr’ ihany! Na mody hieboebo fa malagasy ra, ny teo-tsaina nefa: « loko-na vazaha! » Malagasy aho, hajaiko ny fiteniko, ny maha-gasy ahy tsy afenimpeniko! Ianao angaha no asa: hanosihosy azy, nefa … Lire la suite

Galerie | Tagué , , | Laisser un commentaire

« Sa ve tsy Gasy », « Teny Gasy ». Nitiah Nosy, Christiane Ramian..

Cette galerie contient 2 photos.

– Mouvement des Citoyens Malagasy de Paris Teny gasy.   Teny gasy mamy loatra, Ilay nahaizana niarahaba Sy nianarana nisaotra Nipetsana nitabataba Teny gasy lavalava Miverindroa sy feno a Kanefa toa indray ambava Indrindra rehefa maika aho Teny gasy maro … Lire la suite

Galerie | Tagué , , , , | Laisser un commentaire

Madagasikara-Tanindrazana. Malagasy-Tenindreny. Nitiah Nosy.

Cette galerie contient 2 photos.

– TENINDRENY   Zovy ianao Ramalagasy, raha hamela hangasihasy; menamenatra hiteny: ny teny gasy tenindreny. Zovy ianao mampifangaro, tsy mba hiezaka hiaro; ny an’ny hafa tsy omeny no hatakalo tenindreny? Nefa misy Malagasy, tsy mihambahamba manaratsy! Nokilasiany fa ambany, ireo … Lire la suite

Galerie | Tagué , , | Laisser un commentaire

Ataovy aminy tenin-drazana fa hiomehezan’izao tontolo izao.

 Hidiram-baraka marina. Tsy i Hery Rajaonarimampianina irery, fa na ny tena dia menatra koa satria malagasy. Ny Firenena raha teo dia toy ny kamboty : tsy miteny « malagasy » ny mpitondra (Tgv, Hery, Kolo…) fa mipetsopetsona aminy teny frantsay « reny malala ». Ho andevo hatrany aminy … Lire la suite

Galerie | Tagué , , , , , , | Laisser un commentaire