Archives par mot-clef : Mamitiana Randrianarison

« Tsy mankatelina », Mamitiana Randrianarison (Mcm-Tanà).

Cette galerie contient 3 photos.

– TSY MANKATELINA   aoka aloha hazava e… ianareo no nahazo baojiny avy any ananona any dia izahay ve no terena ny hanaiky ny ohatr’izany? ianareo no nifanaraka dia izahay no afindra monina? tsy hisy hanaiky izany eo fa ny … Lire la suite

Galerie | Tagué , | Laisser un commentaire

« Mijoroa », Mamitiana Randrianarison (Mcm-Tanà).

Cette galerie contient 2 photos.

– MIJOROA   rehefa anananao ny rariny mifanitsy aminy marina aza miahotra ny hiteny hiady izany ombieny ombieny rehefa fantatrao ny misy aza afenina na hiampify tsy hihary ireo aferany aza miandry akory ny erany rehefa anananao ny hery hiarovana … Lire la suite

Galerie | Tagué , | Laisser un commentaire

« Izany sy izany », Mamitiana Randrianarison (Mcm-Tanà).

Cette galerie contient 4 photos.

  IZANY SY IZANY   marina ny azy… aleo hono miala toy izay hoe alàna sambo milentika ve hahatamana? ny ao tsisy varany izay rehetra atao tsy tsaha-mievotrevotra foana ny anao aleo miala mora toy izay tsara daka ny ao … Lire la suite

Galerie | Tagué , , | Laisser un commentaire

« Loha Bontolo », Mamitiana Randrianarison (Mcm-Tanà).

Cette galerie contient 2 photos.

. LOHA BONTOLO   miharihary izao ny tena fomba fiasany mitsipaka aoka izany, manao izay fara-afany io indray f’efa laviny ny didim-pitsarana ny azy no naveriny: mbola fandraràna vaky masoandro ity ny ditra, loha bontolony hita sy sinoritra amin’ireto tsangan’olony … Lire la suite

Galerie | Tagué , , | Laisser un commentaire

« Mitanika vanja », Mamitiana Randrianarison (Mcm-Tanà).

Cette galerie contient 7 photos.

MITANIKA VANJA   Ntsô… hisafoto ihany ity k’hisafoto sendra mpitondra adala tsy menatra hanao loham-boto ka ny fety avy indray no voarara talanjona ianao ka talanjona fa sahiny ity ny nitanjaka taratasy, fepetra voaangona izay ry zareo vao nanangatra lanonana … Lire la suite

Galerie | Tagué , | Laisser un commentaire

« Izay ianao izay », Mamitiana Randrianarison (Mcm-Tanà).

Cette galerie contient 3 photos.

IZAY IANAO IZAY   anao ilay harena dia ianao no mangataka mba be ny mpamboly fa tsisy ny harapaka anao hoe ny tany fa ianao no voatosika nankaiza ireo « gasy » sa lasa nandositra? anao hoe ny zo fa giazan’ny mpanana … Lire la suite

Galerie | Tagué , | Laisser un commentaire

26 Juin 2017. « Dia tonga indray ity e », Mamitiana Randrianarison (Mcm-Tanà).

Cette galerie contient 2 photos.

– DIA TONGA INDRAY ITY E   ataovy izay mety fa tonga ny fety asio indray tapôlaka mirefodrefotra iantsoy mpampirevy izay tena vedety hatreto milamina mandra-pitsefotra angaha tsy izay foana no fankalazana? laniana ny vola indramina lava hijery afomanga izao … Lire la suite

Galerie | Tagué , , | Laisser un commentaire

« Vandy ny an-tena », Mamitiana Randrianarison (Mcm-Tanà).

Cette galerie contient 2 photos.

. VANDY NY AN-TENA   mahaleo tena… izay foana hatreto no nihirahiraina nalentika mafy tanatin’ny saina fahaleovantena hoe ka fahaleovantena fieboeboana toa lany mitrena Io isan-taona dia makotrokotroka hoe afaka ambanin’ny ziogam-bazaha iza kanefa no manindry bokotra? fa saribakoliny kay … Lire la suite

Galerie | Tagué , | Laisser un commentaire

« Tolona », Mamitiana Randrianarison (Mcm-Tanà).

Cette galerie contient 2 photos.

TOLONA   Ao anaty tsiahy ireo lasana taloha misy embonembona tsy tsaha-mandritra ra Moa sarany tsy hefa sa trosa tsy voaloa? mbola izao mandolo ny fo amam-panahy any am-balaben’ny sedra nolalovana nandovàna ratra tsy sitrana hatrizao nandringana tahiry sisa fahatsiarovana … Lire la suite

Galerie | Tagué | Laisser un commentaire

« Sambory », Mamitiana Randrianarison (Mcm-Tanà).

Cette galerie contient 2 photos.

SAMBORY   Sambory…sambory Sambory izay miteny Sambory izay manelina Ny fiainam-pirenena… Ireo tsy mankatelina Tambazo indray harena Sambory…sambory Ireo miketrika hanongana Sokiro dia fotory… Aza asiana iray miangana, Fongory…fongory Fa fanetriben’ny tany Lalaovy…lalaovy Ataovy mihitsy ataovy Izarao mofo, lamba Sitrany … Lire la suite

Galerie | Tagué , | Laisser un commentaire