Archives par mot-clef : Mamy Rakotoarivelo

Mamy Rakotoarivelo, 10 Aogositra 2017. Mikatso ny fanadihadiana. GTiaTanindrazana.

Cette galerie contient 2 photos.

  . Raharaha Mamy Rakotoarivelo. Fa aiza ny valin’ny « Autopsie » ? 10/08/2017 Anisan’ny raharaha mbola mitana ny sain’ny maro hatreto ny nahafatesan’Itompokolahy Mamy Rakotoarivelo tampoka tao an-tokantranony, tapa-bolana lasa izay. Betsaka ny feo mandeha mikasika azy io  toy ny … Lire la suite

Galerie | Tagué , , | Laisser un commentaire

Ny Valosoa, 01 Aogositra2017 (I). Tsiandopy Mahafaly, Mamy Rakotoarivelo, Tsy fandriampahalemana, Mangataka famelana (2009)…

Cette galerie contient 2 photos.

  – Tsiandopy Jacky Mahafaly Maty nisy nanakenda tao an-tranony   Mahavariana ihany ny zavatra niseho tato ho ato teto amintsika. Araka ny vaovao voaray omaly, maty tao an-tranony koa i Tsiandopy Jacky Mahafaly. Efa PDS ny Faritanin’Antsiranana izy tamin’ny … Lire la suite

Galerie | Tagué , , , , | Laisser un commentaire

Ny Valosoa, 29 Jolay 2017 (I). Mamy Rakotoarivelo, M/kara Firenena mahantra eran-tany, potika ny fianam-pirenena.

Cette galerie contient 2 photos.

– Mamy Rakotoarivelo Bala teo amin’ny lohany no nahafaty azy   Maty tao an-tranony tetsy Ankadifotsy omaly i Mamy Rakotoarivelo, mpanao politika mpikambana tao ao amin’ny birao foiben’ny antoko Tiko i Madagasikara (TIM) teo aloha. Efa sekretera jeneralin’ny antoko izy. … Lire la suite

Galerie | Tagué , | Laisser un commentaire

Diplomatie ? Jean Marc Châtaignier et Mamy Rakotoarivelo… et Andry Rajoelina.

Cette galerie contient 2 photos.

. Nouvelle agression de Jean-Marc Châtaignier contre une personnalité malgache : les limites sont dépassées Avant de prendre la décision d’écrire ce qui suit, nous avons pris la peine de recouper l’information parue sur le net relatant l’incident survenu le … Lire la suite

Galerie | Tagué , , , | Laisser un commentaire

« Aza », Toky Baritafika Ramanankohajaina. Mamy Rakotoarivelo, hafatra farany.

Cette galerie contient 2 photos.

Noho ity hafatra farany hitako nozarainy ( Tompokolahy Mamy Rakotoarivelo) ity, dia narafitro tsotra tao anaty tononkalo izany. Satria nampiheritreritra ahy lalina tokoa ny tiany ambara. Toky Baritafika Ramanankohajaina. – Aza…   Izaho tsy mila voninkazo Raha efa any anaty vatan-kazo … Lire la suite

Galerie | Tagué , | Laisser un commentaire

Maty President Mamy Rakotoarivelo, 28 Jolay 2017. Ankadifotsy. Ny Valosoa.

Cette galerie contient 2 photos.

𝐌𝐀𝐌𝐘 𝐑𝐀𝐊𝐎𝐓𝐎𝐀𝐑𝐈𝐕𝐄𝐋𝐎 Araka ny vaovao io antoandro io, dia nodimandry tao an-tranony i Mamy Rakotoarivelo, Filohan’ny Kongresin’ny Tetezamita, Mpikambana tao amin’ny Antoko Tiako Madagasikara. Mirary fiononana feno an’ny Fianakaviana manontolo. Jean-Luce Randriamihoatra  – – Mamy Rakotoarivelo « aurait » publié des éléments sur sa … Lire la suite

Galerie | Tagué , | 1 commentaire

Rappel et actualités. Ils persisent dans la trahison.

MAMY RAKOTOARIVELO: LA COLLABORATION AVEC L’ENNEMI CONTINUE Publié le 16 février 2014 par Mouvement des Citoyens Malagasy de Paris  Mamy Rakotoarivelo, fait l’objet d’attaques virulentes en ce moment, et cela venant des sympathisants de la Mouvance Marc Ravalomanana elle-même. On lui reproche … Lire la suite

Galerie | Tagué , , , | Laisser un commentaire

MAMY RAKOTOARIVELO: LA COLLABORATION AVEC L’ENNEMI CONTINUE

Mamy Rakotoarivelo, fait l’objet d’attaques virulentes en ce moment, et cela venant des sympathisants de la Mouvance Marc Ravalomanana elle-même. On lui reproche notamment une mauvaise gestion politique, certains n’hésitent pas à parler d’incompétence d’ordre « tactique » au sein de la Transition. Puis, … Lire la suite

Publié dans Non classé | Tagué , , , , , , , | Laisser un commentaire