Archives par mot-clef : Marc Ravalomanana 2018

Fanirisoa Ernaivo, Fifidianana 19 Desambra 2018. Marc Ravalomanana.

Cette galerie contient 2 photos.

Fanambarana IZAHO FANIRISOA ERNAIVO DIA MANAMBARA FA HANOHANA NY KANDIDA MARC RAVALOMANANA N°25 AMIN NY FIFIDIANANA FIODIANANA FAHAROA. ARY MIANTSO NY REHETRA RESY LAHATRA HIFANOME TANANA HIARO NY SAFIDIN-TSIKA AMIN’NY HOSOKA METY MBOLA HITRANGA. ATSANGANA NY COMITÉ D’OUVERTURE na CO25 … Lire la suite

Galerie | Tagué , | Laisser un commentaire

Mbs Vaovao, 17 Novambra 2018. Ceni- Fiodinanana faharoa. Fisaorana sy fanazavana ny K25 (Alaotra Mangoro), Marc Ravalomanana.

Cette galerie contient 2 photos.

– Résultats provisoires nationaux du 1er tour de l’élection présidentielle, 17 Novembre 2018. Inscrits : 9 898 544 Votants : 5 367 871 Suffrages exprimés : 4 975 018 Taux de participation : 54.23% – RAJOELINA Andry Nirina : 1 … Lire la suite

Galerie | Tagué , | Laisser un commentaire

Valim-pifidianana Vonjimaika (Ceni), Asabotsy 17 Novambra 2018 .

Cette galerie contient 2 photos.

Tsy nisy nahatratra ny antsasamanilan’ny vato manankery.Hiatrika ny 2e Tour ny Malagasy. Vokatra vonjimaika ny fifidianana filoham-pirenena 07 novambra 2018 navoakan’ny Ceni du 17 /11 /18 #CENI : Miakatra #Fihodinana_faharoa ny kandida : – Marc Ravalomanana : 1 755 885 … Lire la suite

Galerie | Tagué , | Laisser un commentaire

14 Novambra 2018-Fifidianana. Fanambaran’ny Ceni (Mbs). Tarehy marika, nizara vola … Tgv !

Cette galerie contient 2 photos.

Tarehy marika, Ceni. – LaChasse-info.com. 14 Novambra 2018. Voaporofo, araka ny tatitra avy amin’ny #MOE_UE (Mission d’Observation de l’Union Européenne), fa NIZARA VOLA TETSY SY TEROA ARY NIVIDY NY VATON’NY OLONA ny kandida #Andry_Rajoelina tany Antsirananana I ny 8 oktobra, … Lire la suite

Galerie | Tagué , , | Laisser un commentaire

Mahamasina-Faradoboka, 3 Novambra 2018. Marc Ravalomanana.

Cette galerie contient 2 photos.

– – MAHAMASINA Fisaorana mitafotafo no atolotro ho anareo rehetra nanotrona ny fampielezan-kevitra nataoko. Manentana antsika rehetra HIFIDY ahy amin’ny Alarobia 07 novambra izao. Mpanangana fa tsy mpandrava isika !Marc Ravalomanana – Ofisialy #Fidio_Marc_Ravalomanana_25 – – –

Galerie | Tagué , , | Laisser un commentaire

Fifidianana 2018 (J-14), 24 Oktobra (1). Mahajanga. Marc Ravalomanana.

Cette galerie contient 2 photos.

– Misaotra betsaka ny vahoaka teto Mahajanga, nandray tamin’ny fomba makotrokotroka ny Kandida laharana faha 25 Ravalomanana Marc izay Mpanangana fa tsy Mpandrava. « Minoa Fotsiny ihany ».Mijoro Ranaivo Raminosoa – Helian Ralison

Galerie | Tagué , | Laisser un commentaire

Ambatomanga. Tanana nahabe ny Filoha Marc Ravalomanana.

Cette galerie contient 2 photos.

Mpitolona Malagasy . 6 septembre 2018 Marc Ravalomanana N25 Ambatomanga

Galerie | Tagué , | Laisser un commentaire

Faravohitra – Marc Ravalomanana, 22 0ktobra 2018. Ny mpiara miasa aminy.

Cette galerie contient 2 photos.

Arp Helisoa. Mampahafatatra ireo mpiaramiasa aminy ho fatatry ny rehetra ny kandida N25 Niantso ny mpanao gazety ny Filoha nampahafantatra ireo mpiara miasa aminy. Ary ny andraikitra ny tsirairay.. Miandry anareo ny Firenena. Mcm – Kandida Marc Ravalomanana : VONONA Nanao … Lire la suite

Galerie | Tagué , , | Laisser un commentaire

Ambohijatovo 20 Oktobra 2018. Marc Ravalomanana.

Cette galerie contient 2 photos.

– Mpomba an’i Dada N°25 Hirodorodo ho eny  Ambijatovo anio sabotsy Isaky  ny sabotsy dia  miara-mientana ny mpomba ny  kandida Marc  Ravalomanana  N°25  eto Antananarivo renivohitra  sy ny manodidina,   maneho ny heriny eny Ambohijatovo , hampiseho ho fantatr’izao tontolo  izao … Lire la suite

Galerie | Tagué , , , | Laisser un commentaire

Fifidianana 2018 (J-20), 18 Oktobra (2). Vangaindrano, Ambalavao, Alakamisy Itenina . Marc Ravalomanana.

Cette galerie contient 2 photos.

  VANGAINDRANO Eto Vangaindrano no ilazako fa isan’ny laharam-pahamehana amin’ny fitondra hoentiko ny hampisakafo ny Malagasy rehetra, hiady amin’ny tsy fahampian-tsakafo isika.Marc Ravalomanana – Ofisialy #FIDIO_I_DADA_25                   – AMBALAVAO Tapaka ny lalana … Lire la suite

Galerie | Tagué , , , | Laisser un commentaire