Archives par mot-clef : Marc Ravalomanana Faravohitra

2018-Fifidianana, 24 Aogositra 2018. Fitondrana ambavaka ny Filoha Marc Ravalomanana.

Cette galerie contient 2 photos.

– Faravohitra. Faravohitra, 24/08/2018. Misaotra ny mpiray monina sy ny mpianakavin’ny finoana eny Imerinkasinina nitondra ambavaka ny firotsahako ho fidiana ho filoham-pirenena, sy nitso-drano ahy amin’izany. Ankinina amin’ Andriamanitra ny zavatra rehetra. Marc Ravalomanana – Ofisialy

Toutes les galeries | Tagué , , | Laisser un commentaire

Faravohitra 27/01/2017. Marc Ravalomanana, Tim Toamasina.

Cette galerie contient 2 photos.

. Mandroso Randria Nifampiarahaba tetsy Faravohitra ireo TIM Toamasina sy ny Filoha Ravalomanana (27 janoary 2017) Sary: Malalaniaina Andria

Toutes les galeries | Tagué , | Laisser un commentaire