Archives par mot-clef : Marc Ravalomanana

Toamasina, 18 Aogositra 2018. Famaranana ny fankalazana ny faha 15 taona ny Antoko TIM.

Cette galerie contient 2 photos.

Toamasina 18 Aogositra 2018. Famaranana manetriketrika ny faha 15 taona ny antoko Tiako I Madagasikara. MBS – –   Fanambaran‘ny filoha Marc Ravalomanana Isika malagasy rehetra hanatanteraka ireo varotra izay noravana sy nopotehina. 18/08/2018 « Isika malagasy rehetra hanatanteraka ireo varotra izay … Lire la suite

Galerie | Tagué , , | Laisser un commentaire

Fjkm-Lms, Toamasina. 18 Aogositra 2018. Jobily sy Fitokanana Tsangambato – Kianja David Jones.

Cette galerie contient 2 photos.

Nitondra ambavaka ny fankalazana ny jobily. Arp Helisoa Maro ireo kristiana miombimbavaka mankalaza ny jobily faha 50 taona ny Fjkm eto Toamasina. Arp Helisoa Ivon’ny Jobily 50 Taona FJKM 200 taona nahatongavan’ny LMS.18.08.2018 – MBS Diabe mihazo ny Fanompoam-pivavahana Ivon’ny Jobily sy … Lire la suite

Galerie | Tagué , , , , | Laisser un commentaire

HCC-Ambohidahy, 18 Aogositra 2018. Rtoa Sarah Ravalomanana no nametraka ireo antonta taratasy.

Cette galerie contient 2 photos.

18.08.2018 – Tafapetraka androany ny taratasy ny maha kandida ho filoham-pirenena an’ny Marc RAVALOMANANA tetsy HCC ambohidahy. Olona marobe no nanotrona teny.CUA serasera. Malagasy Noverezina ZO Ny zanaka vavy ny filohan’ny TIM, no nametraka ireo antonta taratasy ny filatsahan’Andriamatoa Marc Ravalomanana … Lire la suite

Galerie | Tagué , , , | Laisser un commentaire

Jobily Fjkm-Lms, Toamasina. 17 Aogositra 2018. Tranovato Fitiavana Anjoma…

Cette galerie contient 2 photos.

Fanokafana Fankalazana an’Andriamanitra ny Jobily faha 50 taona ny Fjkm sy faha 200 taona nidiran’ny Lms teto Madagasikara tao TRANOVATO Fitiavana Anjoma androany 17/08/2018 Nitarika ny fotoana: Zarazaka Jean-Louis Mpitandrina Filoha Mpanampy Fjkm Nitoriteny: Mpitandrina Roger Randriamisata, Tompon’andraikitra Serasera KOMITY … Lire la suite

Galerie | Tagué , , , | Laisser un commentaire

Fjkm-Lms, Toerana fanomanana ny Jobily-Toamasina, 16 Aogositra 2018.

Cette galerie contient 2 photos.

Araka ny fangatahan’ny namana tsy afaka hanatrika aty an-toerana dia indro tanterinay an-tsary ny fizotran’ny fanomanana samihafa eto amin’ny Station David Jones. Efa manomboka tonga ny mpizaika ary mitsangana ny stand ny fitandremana tsirairay. Efa tonga eto ny ankamaroan’ny tompn’andraikitra, … Lire la suite

Galerie | Tagué , , , | Laisser un commentaire

Jobily Fjkm-Lms, Toamasina. 16 Aogositra 2018. Marc Ravalomanana tonga mifandray aminy mponina.

Cette galerie contient 2 photos.

Efa eto Toamasina izahay, hitako mavitrika daholo ny rehetra amin’ny fanomanana ny Jobily, mahafinaritra ihany koa ny fifandraisana eo amin’ny mponina. Ankinintsika amin’ny Tompo ny zavatra rehetra.Marc Ravalomanana – Ofisialy – Ankafizo an-tsary ny fandraisan’ny vahoaka eto Toamasina ny filoha … Lire la suite

Galerie | Tagué , , , | Laisser un commentaire

Antsirabe-LMS, Lasy Nationaly. Marc Ravalomanana.

Cette galerie contient 2 photos.

Filoha Ravalomanana Nanatrika ny lasy nasionalin’ny Pastora FLM tany Antsirabe    Antsirabe indray no nandray ny lasy Nasionaly ho an’ireo Pastora sy Téolojianina manerana ny sahan’ny FLM, hatramin’ny ahalady ho avy izao. Pastora sy vehivavy teolojianina manodidina ny 2000 no … Lire la suite

Galerie | Tagué , , | Laisser un commentaire

2018-Marc Ravalomanana. Fifidianana, Vaovao…

Cette galerie contient 2 photos.

– Hiran’ny tolom-panafahana -Tolona 2009 -Ara-dalana -Fanakanana Ambohijatovo -Magros -Kianjan’ny ara-dalana Hymne de la Révolution -Légaliste -Marc Ravalomanana -Madagascar -Démocratie -Militaire armés (Youtube) RAVALOMANANA – Tiako i Madagasikara   – Tsy maintsy mijoro ho an’i Gasikara isika..aza avela ho viravirain’izao … Lire la suite

Galerie | Tagué , | Laisser un commentaire

Ny Valosoa Vaovao, 14 Aogositra 2018.

Cette galerie contient 2 photos.

Depiote Me Hanitra: tsy misy ny tokony hampiroaroa saina Efa vonona ny dosie ny Filoha Ravalomanana   Tsy misy ny tokony hampiroaroa saina ny avy amin’ny antoko Tiako i Madagasikara (TIM), ny avy amin’ny KMMR na ny Komity Manohana ny … Lire la suite

Galerie | Tagué , | Laisser un commentaire

Maroantsetra, 13 Aogositra 2018. Amorondrano-masina, Marc Ravalomanana.

Cette galerie contient 2 photos.

Naka rivotra teto amorondranomasin’i Maroantsetra. Tsy nisalasala ireo mponina nanatona ahy ary nizara ny zava-misy iainany amin’ny andavanandro. Ankoatra ny lalana ratsy izay mihatraika amin’ny antom-piveloman’ny olona dia manana ny manahirana azy ihany koa ireo mpanjono. Mila jerena akaiky sy … Lire la suite

Galerie | Tagué , | Laisser un commentaire