Archives par mot-clef : MBS Madagascar

Mbs Vaovao, 20 Oktobra 2018. Ivato Jobily Fjkm, Hetsika Ambohijatovo. Marc Ravalomanana.

Cette galerie contient 2 photos.

– – Tsangam-baton’ny faha-50 taonan’ny Fjkm Hotokanana ny sabotsy izao Hotokanana ny sabotsy ho avy izao ny tsangambaton’ny jôbily faha-50 taonan’ny Fjkm sy ny faha-200 taona nidiran’ny Lms teto Madagasikara. Trano natao hitoeran’ny mpiomana ho mpitandrina izy io ary ny … Lire la suite

Galerie | Tagué , , | Laisser un commentaire

Mbs Vaovao. Alakamisy 11 Oktobra 2018.

Cette galerie contient 2 photos.

– Na dia tonga vao maraina ary aho dia maro ianareo teto Antsohihy no nitsena ahy. Faly tena faly aho satria mifanena aminareo eto. Nafana sy tsara toy andro ihany koa ny fandraisana 😊 Ireto dia isan’ireo velirano izay hifanaovatsika … Lire la suite

Galerie | Tagué | Laisser un commentaire

Mbs Vaovao, Alarobia 10 Oktobra 2018.

Cette galerie contient 2 photos.

– AMBANJA. Mbola tsara e!!! Nahafinaritra ahy ny teto Ambanja androany. Faly ianareo nahita ahy fa izaho koa dia faly tena faly. Ny MANIFESTO no velirano hifanaovako amin’ny Malagasy rehetra. Ho tanterahitsika ny VINA rehetra izay voarakitra ao anatiny. Ny … Lire la suite

Galerie | Tagué , , | Laisser un commentaire

Mbs Vaovao, Asabotsy 06 Oktobra 2018.

Cette galerie contient 2 photos.

Fihaonambe tamin’ny vahoakan’ny Toliara, Zoma 5 Oktobra 2018, teo amin’ny Kianjan’ny MAGRO, Nanaovan’i Dada pre-campagne farany, ary niresahany lohahevitra vaventy maro: – fanampiana ny vehivavy – famoronana asa ho an’ny tanora – decentralisation tena izy – fananganana firenena moderina. hampiasa … Lire la suite

Galerie | Tagué , | Laisser un commentaire

Mbs Vaovao, Talata 02 Oktobra 2018. Marc Ravalomanana.

Cette galerie contient 2 photos.

– MBS TV: NY VAOVAO androany 2 oktobra 2018 – Vaovao Hafa. Ravalomanana USA. 02 /10/2018. Ny fambolena sy ny Fiompiana dia anisan’ireo fototra lehibe amin’ny toekaren’ny Firenena toa ny antsika. Ilaina ny fampiasa teknolojia moderina hampitomboana ny vokatra sy … Lire la suite

Galerie | Tagué , | Laisser un commentaire

Mbs Vaovao. Alatsinainy 24 Septambra 2018.

Cette galerie contient 2 photos.

– Kmmr, Fulgence. – Ravalo Paris 29 Septembre 2018. MIFOHAZA RY MALAGASY FA NY KANDIDA MARC RAVALOMANANA IRERY IHANY SISA NO TOKY SY AZONTSIKA HIANTEHERANA HANONDROTRA AN’ I GASIKARA MALALANTSIKA. SAMIA MITONDRA NY ANJARA BIRIKINY NY 29 SEPTEMBRE 2018 AMIN’ … Lire la suite

Galerie | Tagué , | Laisser un commentaire

Mbs Vaovao, Talata 18 Septambra 2018. Marc Ravalomanana

Cette galerie contient 2 photos.

– « Nisy nanontany ahy ianareo hoe inona no azo hanampiana anao. Isika rehetra tokoa no mpiara-miasa sy mpiaramiombon’antoka voalohany amin’ny fanarenana ny firenena. Ireto ary ny laharan’ny kaonty sy laharana finday androtsahan’ireo tsara sitra-po ny fandraisany anjara amin’ny fanohanana ny … Lire la suite

Galerie | Tagué , , , | Laisser un commentaire

Mbs Vaovao, Alatsinainy 16 Septambra 2018. Marc Ravalomanana.

Cette galerie contient 2 photos.

– – Repoblika Federalin’i Alemaina Hanome 500 000 euros hanampiana amin’ny fifidianana Hanampy antsika eto Madagasikara amin’ny fanomanana sy ny fikarakarana fifidianana ny Repoblika Federalin’i Alemaina. Vola mitentina 500 000 euros no harotsaky ny fitondram-panjakana any Berlin ao amin’ny SACEM (Soutien Au … Lire la suite

Galerie | Tagué , , | Laisser un commentaire

Mbs-Vaovao, Alakamisy 13 Septambra 2018. Marc Ravalomanana.

Cette galerie contient 2 photos.

– Iankinan’ny fampandrosoana ara-toekarena sy ara-tsosialy ny fandriampahalemana sy ny famokarana ara-tsakafo, ary ny fotodrafitrasa mahakasika izany . Laharampahamehana ireo ahafahan’ny vahoaka mivelona sy miaina milamina.Marc Ravalomanana – Ofisialy

Galerie | Tagué | Laisser un commentaire

Mbs, Alarobia 12 Septambra 2018. Marc Ravalomanana.

Cette galerie contient 2 photos.

– – MAHERY NY RATSY. ALAVIRO IREO LOA, AVAO, KAPAO FA MANIMBA NY TANY SY MAMINDRA ARETINA AMIN’IREO TSARA. Azo oharina amin’ny voatabia ny mpanao pôlitika. Na dia fototra iray (firenena) no niaviany dia ao no tsara ary ao koa … Lire la suite

Galerie | Tagué , | Laisser un commentaire