Archives par mot-clef : Mbs Vaovao

Mbs Vaovao, 27 Desambra 2018. Tratra ny Ceni, Hosoka sy Halatra isan-karazany…

Cette galerie contient 3 photos.

– Ohatra hafa @ antony nangatahana ny fanafoanana ny fifidianana : – Ny lalàna faha-120 mifehy ny fifidianana dia milàza mazava fa misy numéro de série vao manan-kery ny bulletin unique. Disposition législative io, izany hoe loi organique, noho izany … Lire la suite

Toutes les galeries | Tagué , , | Laisser un commentaire

Mbs-Vaovao Fifidianana, 21 Desambra. Halabato, hosoka, Fanafihana, Famonoan’olona…

Cette galerie contient 2 photos.

Ôry vaôkan’Antananarivo a! isika no mandresy e ka aoka isika tsy atoritory tsony fa itsangana @zay, aza avela ny ratsy no anjaka, Manentana antsika itsangana @zay, efa ita fa miandany ny ceni, tsy ekena ny ôtrizany,Tina – Tolagnaro: Mpikambana K25 … Lire la suite

Toutes les galeries | Tagué , , | Laisser un commentaire

Mbs Vaovao, Alakamisy 13 Desambra 2018.

Cette galerie contient 2 photos.

– Manifesto. Mila mifototra amin’ny maha-malagasy ny fampandrosoana. Ary mila mifanandrify amin’ny filan’ny malagasy ny foto-drafitr’asa. Fantatrao ve fa 1000 km isan-taona no làlana vitantsika tàra tamin’izany ? Fantatrao ve fa tsy niaina an’izany délestage izany isika tamin’izany ? Fantatrao … Lire la suite

Toutes les galeries | Tagué , | Laisser un commentaire

Mbs Vaovao. 10 Desambra 2018.

Cette galerie contient 2 photos.

– MBS – Alatsinainy 10 Desambra – Vaovao an-tsary – Marc Ravalomanana – Ofisialy    

Toutes les galeries | Tagué , | Laisser un commentaire

Mbs Vaovao, 05 Desambra 2018.

Cette galerie contient 2 photos.

Marc Rvalomanana. 05/12/2018. Alarobia Vatosola, Moramanga, Vatomandry no nanaovanay fampielezan-kevitra io tapak’andro maraina io. Tsapako fa be ianareo no resy lahatra hanara-dia ahy, ho bataintsika ny fandresena. Minoa fotsiny ihany! Ny Valosoa

Toutes les galeries | Tagué , | Laisser un commentaire

Mbs Vaovao, Alatsinainy 3 Desambra 2018.

Cette galerie contient 2 photos.

– CUA, Antananarivo-Fako.03 Desambra 2018. Fisaoran’ny Filoha Marc Ravalomanana. Publié le 3 décembre 2018par Mouvement des Citoyens Malagasy de Paris FIHAONAN’NY BEN’NY TANANA SY NY MPANOLOTSAINA MANOKAN’NY BEN’NY TANANAN’ANTANANARIVO RENIVOHITRA TAMIN’NY LEHIBEN’NY BORIBORITANY SY IREO LEHIBEN’NY SERVISY TEKINIKA ISAKY NY BORIBORITANY … Lire la suite

Toutes les galeries | Tagué , | Laisser un commentaire

Mbs Vaovao, Alarobia 21 Novambra 2018.

Cette galerie contient 2 photos.

VAOVAO MBS TV ALAROBIA 21 NOVAMBRA 2018 – – Marc Ravalomanana – Ofisialy Mpanangana fa tsy mpandrava isika. Mampiombona sy mampitovy lanja. #K25 #Komity25

Toutes les galeries | Tagué , | Laisser un commentaire

Mbs Vaovao, 20 Novambra 2018.

Cette galerie contient 2 photos.

– Fifidianana 2e Tour. Ho an’ireo tsy tafiditra tao amin ny lisi-pifidianana tamin’ny 1er tour teo ary tsy afaka nifidy, dia entanina izy ireo hiverina hanamarina ny anarany any amin’ny biraom-pokontany na mijery ao amin’ny site-n’ny Ceni. Androany dia nisy … Lire la suite

Toutes les galeries | Tagué , | Laisser un commentaire

Mbs Vaovao. Atalata 25 Septambra 2018.

Cette galerie contient 2 photos.

– FIFIDIANANA : Tontosa androany teny amin’ny Biraon’ny CENI Nanisana ny fifanaovan-tsonia teo amin’ny CENI sy ny fanjakana Britanika amin’ny fandrotsaham-bolan’izy ireo ao amin’ny kitapom-bola SACEM. TiaTanindrazana.  

Toutes les galeries | Tagué , , | Laisser un commentaire

Mbs Vaovao, Alarobia 19 Septambra 2018.

Cette galerie contient 2 photos.

  – CUA sy ONG Positive Planète Mpaka fako miisa 1000 no hisitraka ny fiaraha-miasany Mpaka fako miisa 1000 eto amin’ny tanànan’Antananarivo no hisitraka ny fiaraha-miasa eo amin’ny Kaominina Antananarivo Renivohitra (CUA) sy ny ONG Positive Planète International. Vita sonia … Lire la suite

Toutes les galeries | Tagué , | Laisser un commentaire