Archives par mot-clef : MCM de Paris.

Vaovao. Flash Infos.

Cette galerie contient 2 photos.

  – « Je serai l’homme de la situation » Marc Ravalomanana à Paris. 21 Octobre 2017 ». MCM. – – 17/11/2017 – 20:00 : SERANAM-PIARAMANIDINA IVATO: Teratany Iranianina telo lahy no saron’ny polisin’ny PAF « Police des Aires et des Frontières » etsy amin’ny seranam-piaramanidina Ivato nitondra … Lire la suite

Galerie | Tagué , , , , , | Laisser un commentaire

Fahaleovatena 2017 ? Jean-Luce Randriamihoatra. Nitiah Nosy.

Cette galerie contient 7 photos.

Jean-Luce Randriamihoatra. #26jona2017 HIFETY TOKOA MOA ? Mahaleotena ve i Madagasikara, Firenentsika Malagasy ? – Jean-Luce Randriamihoatra – –   –   . par Mouvement des Citoyens Malagasy de Paris Atsangako ny saina fa….   Atsangako ny saina, fa ataoko malahelo, … Lire la suite

Galerie | Tagué , , , | Laisser un commentaire

« Vizaka ny vahoaka », Ndriana Ranaivo (Zopanage). Mcm de Paris.

Cette galerie contient 2 photos.

. Ajoutée le 2 févr. 2017 Auteur/compositeur : Ndrina Ranaivo [2014] – https://www.facebook.com/NdrinaZopanage/ Arrangement : Haritiana Rakotonanahary . .

Galerie | Tagué , , | Laisser un commentaire

« Quelques couleurs et des parfums », MCM de Paris.

Cette galerie contient 2 photos.

. – Le Mouvement des Citoyens Malagasy de Paris. Le Collectif, né après les événements de 2009 (putsch), dont les membres sont éparpillés à travers le monde entier,  et des correspondants à Madagascar, a son siège à Paris. Nous accompagnons … Lire la suite

Galerie | Tagué | Laisser un commentaire

Marc Ravalomanana, Sandratra Razafindratsimba. Mars 2017.

Cette galerie contient 2 photos.

– Hanaratsy an-dRavalo ve no atao tanjona Hanaratsy an-dRavalo ve no atao tanjona Nefa iny izy zao, miriaria tsy voaronjona Nalatsaka ambovoka iny nénay Mamiratra foana mandrakizay Tsy te-hampitàha, ndrao hoe manaratsy Nefa ny saina maloto no vatsy Amin’ity loha-malemy … Lire la suite

Galerie | Tagué , , , | Laisser un commentaire

Razily. « Asa raha tadidinao » 2009, 2017.

Cette galerie contient 3 photos.

. Dpte Felix Randriamandimbisoa. 26/02/2017. Asa raha tadidinao fa io izy no RaZily na DadaZily ilay mpitolona sahy nijoro nitazona ny saina Malagasy teo ampivoan’Analakely taminy fanonganampanjakana 2009 dia nogadraina fa mba nivoaka ihany ….Eto @ 1er ardt izy no … Lire la suite

Galerie | Tagué , , , | Laisser un commentaire

Faravohitra, 17/02/2017. Marc Ravalomanana, ho fankalazana ny 120 taona ny Ekar Notre Dame du Mont Carmel.

Cette galerie contient 2 photos.

. . Tanindrazako Tiako Imerinkasinina. 17/02/2017.  Mankasitraka any Dada nandray sy tsy nanadino ny fiangonana NOTRE DAME DU MONT CARMEL AMBOHIDRAZANA IMERINKASININA . – Tanindrazako Tiako Imerinkasinina   . Fankalazana ny faha 120 taona ny EKAR NOTRE DAME DU MON … Lire la suite

Galerie | Tagué , , , | Laisser un commentaire

Miakatra ny rano, 14/02/2017. « Afaka manetsa ny Tantsaha », Jean-Luce Randriamihoatra.

Cette galerie contient 2 photos.

Jean-Luce Randriamihoatra. 14/02/2017.  #Haintany #Fahavaratra #Orana . MIAKATRA NY RANO Niakatra 0,8 metatra ny rano eny Anosizato nandritra ny iray andro monja … fa ny teny aminay no nalainay sary androany … … Miaraka amin’ireo Tantsaha handeha hanetsa ! . … Lire la suite

Galerie | Tagué , , , | Laisser un commentaire

Topimaso ny lasa. Ora sy marik’andro.

Cette galerie contient 2 photos.

. Topimaso: Hiran’ny Tarika FANGIA KALO GASY. Tonony sy feo: Ny R. FIDIMANANTSOA. – Faly aho fa Malagasy, Gasikara tiako.  · ora sy marik’andro  00 h00: Misasakalina 01h30 : MITRENA OMBILAHY 02h00 : MANENO SAHONA 02 h30: Goaika goaika 03 … Lire la suite

Galerie | Tagué , , | Laisser un commentaire

« Tsy manam-panahy », Mcm.

Cette galerie contient 3 photos.

Tsy manam-panahy. Halatra sy fanitsahana ny maha-Malagasy ary indrindra, eto akaiky ny Renivohitra ny loza.  Tsy azontsika vinaniana akory ny halatra be vava any aminy faritra any. Fampitahorana, basy mandehandeha, milisy voakarama, mpiasapanjakana voavidy… Ireo mpitondra izay manapi-maso (Filoha, PM, … Lire la suite

Galerie | Tagué , | Laisser un commentaire