Archives par mot-clef : Mcm Paris

Madagasikara (II).

Cette galerie contient 2 photos.

– . – Madagasikara.   Gasikarako nosy tiako Ilay anjarako sy niaviako Tsy mba afaka ao antsaiko Tsy misaraka ahy fa lalaiko Ny tanimbary sy ny tany mena Alaina antsary satry ho jerena Ireo tanàna misy ireo havana Mahatamàna fa … Lire la suite

Galerie | Tagué , , , , , | Laisser un commentaire

« Fahavalo », Christiane Ramian.

Cette galerie contient 2 photos.

. Fahavalo   Aza mihambo ho mahavita Rehefa tsy mahay miasa Aza miraikitra toa dinta Miala fa aza mivasavasa Efa efa-taona izay Mainka midina izay tsy izy Mosarena tany hay Izy anefa miambozizy Ny fiainany efa lafatra Azy ny tombontsoa … Lire la suite

Galerie | Tagué , , | Laisser un commentaire

« À mes amis », Christiane Ramian.

Cette galerie contient 1 photo.

  À mes amis,   Combien de temps encore rêverais tu à l’utopie On a scellé ton sort en tour de démocratie Ils font ces élections disant que c’est ton choix Pour ta participation, « ils t’ont donné » un droit… Tu … Lire la suite

Galerie | Tagué , | Laisser un commentaire

« Pourquoi le noir est-il toujours synonyme de malheur? » Moussa Diop.

Cette galerie contient 3 photos.

Pourquoi le noir est-il toujours synonyme de malheur? RASOA RASOAVELO·JEUDI 1 SEPTEMBRE 2016 Dans la langue française, les expressions contenant le mot noir sont souvent négativement connotées. Tentative d’éclairage sur un lexique hautement sensible. Les expressions dans la langue française … Lire la suite

Galerie | Tagué , , , , , , , | Laisser un commentaire

« Sendra izay adala e », Mamitiana Randrianarison.

Cette galerie contient 7 photos.

  SENDRA IZAY ADALA E   Rinafitra lalàna ny fandraràna hiteny Finidin’ireo donto tsy dia namaky loatra Tsy hainy mihitsy mihitsy kanefa dia nekeny Sendra izay sendrany re ireto vahoaka e Kinaroka ny lalana mba hahazoana tombony Minaona ny hanongana … Lire la suite

Galerie | Tagué , | Laisser un commentaire

Antananarivo. Fiaraha miasa eo @ CUA sy MCM.

Cette galerie contient 1 photo.

. Dinika sy Tafa tao @ Lapan’ny Tananan’Iarivo (Octobre 2015) : Fiaraha miasa eo @ roa tonta : CUA sy MCM. Mampahafantatra sy mizara ny vaovaon’ Antananarivo izahay Mcm. . – Rtoa Lalao Ravalomanana Ben’ny Tananan’Antananarivo. – CUA MCM – … Lire la suite

Galerie | Tagué , , , | Laisser un commentaire

« La Paix », Christiane Ramian.

Cette galerie contient 1 photo.

La Paix.   La paix est un ouvrage, Façonné de l’humanité, Contraire de ces clivages, Qui visent à nous séparer, Ces différences cultivées, De croyances et de statuts, De castes et ses dérivés, De couleurrs, de vies et d’us La … Lire la suite

Galerie | Tagué , | Laisser un commentaire

« Mpiaraka taloha », Christiane Ramian.

Cette galerie contient 1 photo.

Mpiaraka taloha,   Ahoana no hamohazako ilay fitiavanao natory, ianao niara-nitolona, niara-nifaly sy niory, ianao ilay mingonona fa rehefa antsoina tsy hita, Ianao mialokaloka sy sambatra eny ampita? Ahoana no hampitempo ny fonao hilazo ady, Mbola tanora ve dia hilavo … Lire la suite

Galerie | Tagué , | Laisser un commentaire