Archives par mot-clef : MCM Tanà

Marc Ravalomanana, 24/04/2017. Faritra SAVA. Sambava, Andapa. Arp Helisoa, GValosoa, Mcm-Tanà.

Cette galerie contient 2 photos.

Arp Helisoa. 24/04/2017. Ny filoha Marc Ravalomanana any amin’ny faritra SAVA . – Mandroso Randria avec Guy Rivo Randrianarisoa.  24 avril 2017 – SAVA: Mitsidika ny any amin’ny Faritra SAVA ny Filoha Ravalomanana . Mandroso Randria avec Arp Helisoa 24 avril … Lire la suite

Galerie | Tagué , , , , | Laisser un commentaire

« Ambeno », Mamitiana Randrianarison (Mcm-Tanà).

Cette galerie contient 4 photos.

  AMBENO…   ao ambonimbony ao misy tsy mazavazava mody ireo mipalitao sy malamalama vava Nefa tsy hita be ihany ao am-pisoronana ao rakotra mpangala-pihinana maro ambara izao sy izao nefa raha izay fahamarinana dia tsy hainy porofoina ao mitondra … Lire la suite

Galerie | Tagué , | Laisser un commentaire

« Nankaiza i Nenitoa…? », Mamitiana Randrianarison (Mcm-Tanà).

Cette galerie contient 2 photos.

. NANKAIZA I NENITOA…?   aoka aloha hazava ity andriamatoa isany raha izao no zava-misy, ho avy izahay hitrifana hita ny efa helony …kanefa hampandosirina efa loha bontolo mihitsy ity atiritiriny aiza koa efa traingo tamin’ny resa-kolikoly miliara maro io … Lire la suite

Galerie | Tagué , , , , | Laisser un commentaire

« Fahaleovantena », Mamitiana Randrianarison (Mcm-Tanà).

Cette galerie contient 2 photos.

FAHALEOVANTENA…?   Fahaleovantena…fahaleovantena Izay mena sofina ve no antenaina? Io tsisy resaka fankahalana… Roahy any ireo fa manimba tanàna Fahaleovantena…fahaleovantena Mody eo no izany kanefa nomena Lazainy tsy hidirany nefa izy anjorony manao ireo mpitondra ho saribakoliny Fahaleovantena…fahaleovantena Kanefa ny … Lire la suite

Galerie | Tagué , | Laisser un commentaire

« Izaho aloha no eto », Mamitiana Randrianarison (Mcm-Tanà).

Cette galerie contient 2 photos.

IZAHO ALOHA NO ETO   Hirahirao ao izay hiranareo Mahazo midradra izay te hitoreo « Izahay tena miasa » no ataovy mahampy Mahazo miondrana izay tsy mahatanty Vazovazoy ao ny vazonareo Ny baikoko aloha no tsy maintsy ekeo Izaho no efa eto…mangina, … Lire la suite

Galerie | Tagué , | Laisser un commentaire

« Mailo letsy zandry », Mamitiana Randrianarison (Mcm-Tanà).

Cette galerie contient 2 photos.

. MAILO LETSY ZANDRY   Mitandrema ialahy ry zandry Fa ity tsy vandivandy Sao zatra fetsifetsy Sy fangalaralarana Ka any ndrao dia iharan’ Ny fitasaram-bahoaka Mailo ialahy ry zandry sao dia mampamangy… Ny pokona amin’izao Efa vaky romotra Mety ho … Lire la suite

Galerie | Tagué , | Laisser un commentaire

« Andao re a », Mamitiana Randrianarison (Mcm-Tanà).

Cette galerie contient 2 photos.

. ANDAO RE A   Na aza ianao hitoraka Hanome tsiny ny hafa manodidina Nomena ny « safidy » Na ianao hiakatra, na ianao hidina Na aza ianao tomany Tsisy mpihaino intsony, akory na hitsetra Ianao tompon’andraikitra Ary tsy ianao irery no … Lire la suite

Galerie | Tagué , | Laisser un commentaire

« Tandrema ihany », Mamitiana Randrianarison (MCM-Tanà).

Cette galerie contient 2 photos.

. TANDREMA IHANY   Kodiaran-tsarety io ry nao Asakasakao ny hanisy ratsy Anio aloha angamba ny anao Mbola ho an’ny hafa atsy ho atsy Fiaina-mandalo io ry nama Asakasakao andeha hanapoizina Hibolisatra ianao raha halama Hangina ay fa aleo tsy … Lire la suite

Galerie | Tagué , | Laisser un commentaire

« Zanaharin’iza ? », Mamitiana Randrianarison (MCM-Tanà).

Cette galerie contient 2 photos.

. ZANAHARIN’IZA?   Sazin’iza loatra no hefainao ity ry gasy? Zanaharin’iza ity mively karavasy? Teo ny horohoron-tany, izao indray karakaina Loza ahoana loatra ity fa mahalasa saina? Mba betsaka ihany mantsy ny mitena ho pasitera Misy hoe mpaminany…ary tia mideradera … Lire la suite

Galerie | Tagué , | Laisser un commentaire

26 Janvier 2009. « Valo taona izay », Mamitiana Randrianarison (Mcm-Tanà).

Cette galerie contient 2 photos.

– VALO TAONA IZAY   Valo taona izay Ny fitaka bevava… Namotika antsika Hatrizao tsy sava Ny vesatry ny omaly… Irony setro-mainty Mbola mamolaly Ambony rahona eny K’izao ireto vahoaka Tsirepy sy mivena… Noana, bado, kepaka Samy indreo mipetraka Miandry … Lire la suite

Galerie | Tagué , , | Laisser un commentaire