Archives par mot-clef : MCM

Rtoa Voahangy Rajaonarimampianina. Ministra vaovao. GValosoa, Mcm-Tanà, Jean-L.Randriamihoatra. Tribune M/car.

Cette galerie contient 2 photos.

Madagasikara Malalako 20/04/2017. L’étau se resserre sur Hery Rajaonarimampiaina malgré un remaniement de complaisance: D’après les indiscrétions, Voahangy Rajaonarimampianina serait en partance pour l’étranger dans quelques jours, et son fils Mathieu se cacherait dans le palais d’Etat d’Iavoloha pour échapper … Lire la suite

Galerie | Tagué , , , , , , | Laisser un commentaire

Marc Ravalomanana mivady, 14/04/2017. Kimony-Morondava. Arp Helisoa, GValosoa, Mcm-Tanà…

Cette galerie contient 3 photos.

Marc Ravalomanana – Ofisialy. 14/04/2017. Vonona sy faly mandrakariva aho miresaka sy mifanakalo hevitra @tanora. Ireto tanora ireto izao dia mpianatra eny Vontovorona ary nifanojo tamiko taty amin’ny faritra Menabe, nitatara ny zavatra niainany alina izy ireo: naka sambo kely … Lire la suite

Galerie | Tagué , , , , | Laisser un commentaire

CUA-Antananarivo, 15/02/2017. Lalao Ravalomanana, Boriborintany faha efatra. Fiadanana, Soanierana…

Cette galerie contient 2 photos.

. CUA serasera. 15/02/2017. TOHIN’NY FIDINANA NATAON’NY BEN’NY TANANA LALAO RAVALOMANANA TAO AMIN’NY BORIBORITANY FAHA 4 Mitohy hatrany ny fidinana eny amin’ny Fokontany ataon’ny Ben’ny Tanana Lalao Ravalomanana sy ny ekipany niaraka tamin’ny Sefo Fokontany hijerena ny olana sy ny … Lire la suite

Galerie | Tagué , , , , , | Laisser un commentaire

Fandriana, 12/02/2017. Marc Ravalomanana.

Cette galerie contient 2 photos.

– Marc Ravalomanana – Ofisialy Nifampitafa tamin’ireo mponina tao Fandriana, nahafinaritra ny fifampizarana,samy afaka nandray anjara fitenenana ny rehetra. Alahady 12 – 02 -17 . . – Fandriana. – Fandriana, Ambositra… Manantena an’i Dada ny vahoaka 13/02/2017 Na tany Fandriana … Lire la suite

Galerie | Tagué , , | Laisser un commentaire

« Tsy hita ihany ange ianareo », Mamitiana Randrianarison (Mcm-Tanà).

Cette galerie contient 2 photos.

  TSY HITA IHANY ANGE IANAREO   Dia tsy hita ihany ange ianareo Aongana mampidi-kizo Tsy aongana hampiditra angano Fa aseranareo any ho any Zorontany nomena vahiny Indray ihany mampanontany Miliba sy manao izay tiany Dia tsy hita ihany mihitsy … Lire la suite

Galerie | Tagué , | Laisser un commentaire

« Ny Tanindrazako izao », Christiane Ramian.

Cette galerie contient 3 photos.

Ny Tanindrazako izao   Onena ny fo noho ireto kilonga Miaina tsy satry amin’ny fahantràna Mijojo miharatsy fa tsy mba misonga Lavitry ny fandrosoana iandrandrana Taonjatom-pivoarana maneran-tany Kanefa ity miady mba ho afak’hisotro Ny loharano aza moa efa ritra sy … Lire la suite

Galerie | Tagué , , | Laisser un commentaire

Francophonie « Permis de mourir – politique de violence -interdiction d’être pauvre… », Christiane Ramian.

Cette galerie contient 2 photos.

Permis de mourir – politique de violence -interdiction d’être pauvre… Le pouvoir de Rajaonarimampianina fait tout pour cacher la réalité qui est la plus belle preuve irréfutable de son incompétence. Depuis le coup d’Etat, Madagascar glisse inévitablement dans une misère profonde … Lire la suite

Galerie | Tagué , , , , | Laisser un commentaire

« Tena miasa hono ny filoha fa isika no jamba sy marenina », Rivo Albert (Mcm-Tanà).

Cette galerie contient 1 photo.

  Tena miasa hono ny filoha fa isika no jamba sy marenina   Teny averimberin’i Rajao matetika tato rehefa mikabary ny hoe: « Tena miasa ary mahatsangana zavatra maro ny fanjakana fa misy ireo minia tsy mahita izany ». Tany Toamasina, tamin’ny … Lire la suite

Galerie | Tagué , , | Laisser un commentaire

« Tsy fanarahandalàna = anton’ny fahantràna », Christiane Ramian.

Cette galerie contient 1 photo.

Tsy fanarahandalàna = anton’ny fahantràna   Mitaraina loatra fa ory sy mahantra Kanefa izy ihany no tena tsy mihantra Mikiky sy mandavaka ny vohon’ilay tany Dia izy Ireo ihany no mikiakiaka tomany Ongotany ny ravaky ny sisin’arabe Izay mahita azy … Lire la suite

Galerie | Tagué , | Laisser un commentaire

28/09/2016, Marc Ravalomanana. Andramasina. G Valosoa, Arp Helisoa.

Cette galerie contient 4 photos.

Andramasina, Marc Ravalomanana. . Tonga eto Andramasina ny filoha nasionalin’ny antoko TIM Marc Ravalomanana. Misy ny moto nomena ny ben’ny tanana tamin’ny fotoana nitondrany no mbola voakarakara sy ampiasain’ny ben’ny tanana tsara hatramin’izao. sary Dpte Felix Randriamandimbisoa. http://www.gvalosoa.com .   … Lire la suite

Galerie | Tagué , , , | Laisser un commentaire