Archives par mot-clef : Morondava

Mahabo, Morondava. « Fanazavana sy toky », Video. Marc Ravalomanana.

Cette galerie contient 2 photos.

– Miteny ny vahoaka “ I Dada no azonay antoka hamaha ny olanay !” 14/09/2018 Tsy nisy fampilazana mialoha na fanentanana fa vao nahita ny fiara nitondra an’i Marc Ravalomanana dia nirohotra nanatona sy niresaka tamin’ny vahoakan’Ankazomiriotra izy omaly.   … Lire la suite

Galerie | Tagué , , , | Laisser un commentaire

Morondava, Mandoto, Dabolava, Morafeno…11 Septambra 2018.. Marc Ravalomanana.

Cette galerie contient 2 photos.

11 sept. 2018 – Manohy ny fitsidihany an’iny Faritr’i Menabe iny ny Filoha RAVALOMANANA MAHATOKY AZY NY OLONA ka liana ta-handre azy isak’izay toerana rehetra lalovany: Mandoto, Anjomaramartina, Morafeno, Dabolava, Maherikely, Miandrivazo… Voaresaka hatrany ny momba ny tsy fandriampahalemana sy … Lire la suite

Galerie | Tagué , , , , , , | Laisser un commentaire

Morondava. Manangana milisy dia hamono indray.

Cette galerie contient 2 photos.

« Tany Morondava aho tamin’ny herinandro lasa teo. Nisy olona iray avy ao amin’ny quartier Avaradrova miaro an-dRavalomanana. Ao Morondava Ville dia misy depiote antsoina hoe Hawel Mamod’Ali sy ny chef de région ao, izay nanangana milisy par quartier. Ka milaza … Lire la suite

Galerie | Tagué , | Laisser un commentaire

Morondava – May ny biraon’ny lehiben’ny Faritra.

Cette galerie contient 2 photos.

May omaly (6.8.2018) ny biraon’ny faritra any Morondava, renivohitry ny faritra Menabe. Trano efa tranainy izy ity, vita amin’ny hazo amin’ny ankapobeny ka izany no nampahazo vahana ny afo. Tokony ho tamin’ny 1 ora sy sasany tolakandro, tamin’ny fotoana tsy … Lire la suite

Galerie | Tagué | Laisser un commentaire

Ny Valosoa, 29 Aogositra 2017. Tvm mamafy lainga, Ekar Morondava, Fampihavanana, Maitre Olala…

Cette galerie contient 2 photos.

– Ravalo sy ny katolika tany Marondava Mandiso vaovao ny TVM sy ny gazetin’ny mpitondra   Mahakasika  ny fafy  lainga sy tsaho naelin’ny  fahitalavim-panjakàna  TVM,  sy ny gazety mpomba ny fitondràna  HVM,  fa hoe  lasa nandeha aloha  ny filoha Marc … Lire la suite

Galerie | Tagué , , , , , , , , , | Laisser un commentaire

Fihaonamben’ny Sampana Laika-Fjkm. Morondava, 27 Aogositra 2017.

Cette galerie contient 2 photos.

– Marc Ravalomanana – Ofisialy  LAIKA VAVOLOMBELONA HAMPANDROSO NY FIANGONANA. Fanompoam-pivavahana famaranana ny fihaonamben’ny Sampana Fivondronana Laika FJKM teto Morondava androany 27 aogositra 2017. – – Arp Helisoa . Torapasiky Morondava Kimony Arp Helisoa Tsy manaiky mihintsy zahay raha tsy maka sary … Lire la suite

Galerie | Tagué , , | Laisser un commentaire

Marc Ravalomanana, 27 Aogositra 2017. Zaikabe nationaly ny ankizy katolika-Diosezy Morondava.

Cette galerie contient 2 photos.

. Marc Ravalomanana – Ofisialy 27 Aogositra 2017, Tongasoa eto Morondava Namaly ny fanasana izay nataon’ireo Mpino Katolika aho ary manatrika ny Fihaonambe nationalin’ny ankizy Katolika faha 2 eto Madagasikara, tanterahina eto amin’ny Diosezy Morondava. – Arp Helisoa  Miaraka miombom-bavaka amin’ny … Lire la suite

Galerie | Tagué , , | Laisser un commentaire

Marc Ravalomanana mivady, 15/04/2017. Mahabo, Morondava. Arp Helisoa, GValosoa, Mcm-Tanà.

Cette galerie contient 2 photos.

MAHABO. Mandroso Randria  : Bazar Mahabo – April 15, 2017. 15 avril 2017 – Mahabo: Midina eny amin’ny bazar, mijery ifotony, mifandray sy miresaka mivantana amin’ny olona ny Filoha Ravalomanana nandritra ny fandalovany tao Mahabo (Menabe) . . Gazety Valosoa … Lire la suite

Galerie | Tagué , , , | Laisser un commentaire

Marc Ravalomanana mivady, 14/04/2017. Kimony-Morondava. Arp Helisoa, GValosoa, Mcm-Tanà…

Cette galerie contient 3 photos.

Marc Ravalomanana – Ofisialy. 14/04/2017. Vonona sy faly mandrakariva aho miresaka sy mifanakalo hevitra @tanora. Ireto tanora ireto izao dia mpianatra eny Vontovorona ary nifanojo tamiko taty amin’ny faritra Menabe, nitatara ny zavatra niainany alina izy ireo: naka sambo kely … Lire la suite

Galerie | Tagué , , , , | Laisser un commentaire

Marc Ravalomanana mivady, 14/04/2017. Morondava, nanamafy ny firotsahany aminy 2018 ny Filoha.

Cette galerie contient 3 photos.

. MORONDAVA Mandroso Randria avec Arp Helisoa.  14 avril 2017 – Morondava: Raha vao nandre ny fandalovan’ny Filoha Ravalomanana ireo mpanohana aty antoerana, dia tsy naharitra fa noraisindry zareo tamin’ny fomba manetriketrika izy mivady . Marc Ravalomanana – Ofisialy. 14/04/2017. … Lire la suite

Galerie | Tagué , , , | Laisser un commentaire