Archives par mot-clef : Nitiah Nosy – Poeta

« Dada sy Neny », Nitiah Nosy.

Cette galerie contient 2 photos.

  DADA sy NENY.   Nahoana moa no tsy harindrako ka tsy ataoko an-tononkalo? Na sanatria tsy horesahako fa avelako handalo? Angamba mety tsy ho ampy ny teny harafitra hilazana, fa fitiavana hafa loatra ary tsy haiko ampitahana. Nitaiza sy … Lire la suite

Galerie | Tagué , | Laisser un commentaire

« Tsotsotra fa milay », Nitiah Nosy.

Cette galerie contient 2 photos.

. TSOTSOTRA FA MILAY  Varisoa mena, tsy nilaofan-kena; tapohan-drom-petsay: tsotsotra fa milay! Rano tsy mba mamy, fa ranovola ihany; sotroina mahamay: tsotsotra fa milay! Notafoina bozaka, natao feta-potaka; ‘lay tranon-drazanay: tsotsotra fa milay! Voadidin’alam-pary, sy nahavoka-bary; ‘zay ny « eny aminay », … Lire la suite

Galerie | Tagué , | Laisser un commentaire

« Aleo miala », Nitiah Nosy.

Cette galerie contient 2 photos.

  ALEO MIALA   Nanapa-kevitra aho androany: fa hamehy ny enta-keliko, hisitaka any lavitra any sao ho tojo ny tanteliko. Aleoko ilaozan’ito lasy, mamirifiry loatra ny eto; tsy laitra intsony ny miafy, ny aiko efa torovan-tsento. Asiko teboka hifarana ity … Lire la suite

Galerie | Tagué , | Laisser un commentaire

« Ny mpandresy », Nitiah Nosy.

Cette galerie contient 2 photos.

  Ny mpandresy…   Ny rabin’ireo mpanakiana, tsy mba entiko hanariana: izay safidy nitondrako, ny lalam-piainana ombako! Ny enjiky ny mpankahala, tsy ataoko hanadala; na hanovako ny fisainako, sy ny fombafomba fiainako! Ny adim-piainana atrehana, tsy hitondra faharendrehana; mainka aza … Lire la suite

Galerie | Tagué , | Laisser un commentaire

« Tontolo tsy avotra », Nitiah Nosy-Poeta.

Cette galerie contient 2 photos.

  TONTOLO TSY AVOTRA   Mila hitriatra izany foko! Mipararetra ny tontolo, misaona mainty, mitoloko, noho ny mpampihorohoro. Vatana miampatrampatra, mihoson-dra, tsy misy aina, toreon-jaza tsy mitsahatra, sy feo maro mitaraina! Ny tsy manan-tsiny hatrany, no sorona tsy ananan’antra! Efa … Lire la suite

Galerie | Tagué | Laisser un commentaire

« Dia gaga aho », Nitiah Nosy – Poeta.

Cette galerie contient 2 photos.

  Dia gaga aho,   Mba mahagaga ny olombelona, fa raha tsy misy ilany anao; vao hita mba miselontselona, sy manontany vaovao. Raha metimety indray ny fiainany, ny momba anao tsy hainy intsony. tsy misy antony hitarainany, nianjona izy f’efa … Lire la suite

Galerie | Tagué | Laisser un commentaire

« Dia hangina ve ? », Nitiah Nosy Poeta.

Cette galerie contient 2 photos.

DIA HANGINA VE?   Tsy ho haiko ny hangina na ho mody tsy hahalala, raha ny olom-boafidy no minia misary adala: sahy izao manao zinona ny vahoaka izay nifidy, ny toky izay nifanekena no tsy tratra fa namidy! Ataoko ahoana … Lire la suite

Galerie | Tagué | Laisser un commentaire

« Ity Firenena ity ve », Manaly. Christiane Ramian, Nitiah Nosy, Mamitiana Randrianarison.

Cette galerie contient 2 photos.

– « Ny firenena », Christiane Ramian.   Ny firenena   Ny firenena anie tsy rova, Hanjakan’ny olombitsy Mikasakasa ny handova Tsy hiala eo mihitsy Ny firenena tsy lampihazo Hisehoana sy hilalaovana Tsy hoe mpitondra dia mahazo Manao vahoaka ho fitaovana Ny firenena … Lire la suite

Galerie | Tagué , , , | Laisser un commentaire

08 Mars « andro iraisam-pirenena ho an’ny vehivavy », Nitiah Nosy.

Cette galerie contient 2 photos.

Ny fianana eto aky a!   Ny fiainana eto aky tsy vitan-tsento sy taraina a! Tsy maintsy manamafy fo ary manatanja-tsaina! Ra’ mandia ny tany indry mety ho potraka ihany, reseo retsy ny hakiviana, aleo miarina hatrany a! Ny fiainana … Lire la suite

Galerie | Tagué | Laisser un commentaire