Archives par mot-clef : Nosy be

Ny Valosoa, 24 Aogositra 2017. M Ravalomanana, Hery Rajao, E  Razafindravahy, Ceni, Jirama…

Cette galerie contient 2 photos.

Filoha Ravalomanana: Anivorano Nord, Ambilobe, Ambanja, Nosy-Be Vahoaka marobe hatrany no mihoby sy mifampireaka aminy   Taorian’ny fanokafana ny faha-50 taonan’ny Fjkm sy ny faha-200 taona nidiran’ny filazantsara teto Madagasikara ny faran’ny herinandro teo, dia nanontanian’ny mpanao gazety ny mahakasika … Lire la suite

Galerie | Tagué , , , , , , , , | Laisser un commentaire

Marc Ravalomanana, 23 Aogositra 2017. Nosy Komba, Nosy be… Faly daholo.

Cette galerie contient 2 photos.

– Nosy Komba Guy Rivo Randrianarisoa . Ankify. Hanainga hamangy ny mpiray tanindrazana eny nosy komba – Marc Ravalomanana – Ofisialy . 23 aogositra 2017, Tongasoa eto Nosy BE . Guy Rivo Randrianarisoa . Ravalomanana Marc no nampandroso Nosybe: lalana, rano fisotro, sns. Izaho no … Lire la suite

Galerie | Tagué , , , | Laisser un commentaire

Nosy be, 18 Aogositra 2017. Ny Fandriapahalemana, Bebel Betombo.

Cette galerie contient 2 photos.

– NOSY BE LE 18 Aout 2017 (Fandrihapahalemana Ministra ny filaminam-bahoaka). Ny tsy fandrihapahalemana eto Madagascar dia samby amin’ny fisehoany hafa ny antanandehibe hafa koa ny ambanivohitra. Raha ny eto nosy be manokana dia araka ny tatitra hazo ny fanjakana … Lire la suite

Galerie | Tagué , , | Laisser un commentaire

Voasambotra i Solomanjary Francesco. Raharaha Tsiandopy J. Bebel Betombo.

Cette galerie contient 2 photos.

  NOSY BE LE 05 Aout 2017 (Raharahan’ny TSIANDOPY Jacky) Araka ny loharanom-baovao azo avy tamin’ny police nationale eto nosy be dia izy no SOLOMANJARY Francesco tokony eo amin’ny 20 ans eo izy ity, izy no anisany voarohirohy sy ahihina … Lire la suite

Galerie | Tagué , , , | Laisser un commentaire

Cedés aux étrangers : Aéroports d’Ivato, de Nosy Be, Terres, Jirama etc…

Cette galerie contient 2 photos.

Fototra Sosialy  un lien dans le groupe Fifamoivoizana eto Madagasikara. 27/12/2016. Izay izany : ny frantsay mivondrona amin’ny Ravinala Airports izany no mitantana ny seranam-piaramanidina Ivato sy Nosy-Be manomboka izao. Misaotra ry habadoana, havotsana saina, fitiavan-tena ! Efa natakalonay ny … Lire la suite

Galerie | Tagué , , , , , , , , , , , | Laisser un commentaire

Nosy Be – Mayotte (frantsay). Aiza ny Fanjakana. Betsaka ny gasy maty .

Cette galerie contient 2 photos.

Mila miasa ianareo fanjakana. – Immigration : Nosy Be, nouveau départ pour Mayotte Publié par : APOI 11 mai 2016 acrticle sur Le Canal Cette réalité est bien connue des résidents de l’île de Nosy Be qui voit presque toutes … Lire la suite

Galerie | Tagué , , , | Laisser un commentaire

L’île de Nosy be (Madagascar)

Nosy Be, ou la grande île est un lieu paradisiaque située dans l’Océan Indien au nord-ouest de Madagascar. Cette île volcanique a une superficie de 321 km² et s’étend sur environ 26 kilomètres du nord au sud et sur 20 … Lire la suite

Galerie | Tagué , , , , | Laisser un commentaire