Archives par mot-clef : Ny Valosoa Vaovao

Ny Valosoa Vaovao, 10 Novambra 2018.

Cette galerie contient 2 photos.

Kely sisa Ho Filohan’ny Malagasy rehetra indray Ravalo   Raha ny fijery ny voka-pifidianana hatramin’izao dia mandresy Ravalo, ao amin’ny QG-ny dia efa mitarika izy, matoa  ny ekipan-dRajoelina manomboka manaratsy sy manenjika an-dRavalo dia efa ho resy koa izy izay. … Lire la suite

Galerie | Tagué , , , | Laisser un commentaire

Ny Valosoa Vaovao, 20 Oktobra 2018.

Cette galerie contient 2 photos.

Propagandin’i Dada N°25 Fantaro ny fahombiazany tamin’ity herinandro ity   Fahombiazana tanteraka ny propagandy na fampielezan-kevitra nataon’i Dada, na ny kandidà Marc Ravalomanana N°25 tamin’ity herinandro ity. Hipoka olona avokoa ny fihaonana tamin’ny vahoaka izay nataony tamin’ireo faritra maro nolalovany, … Lire la suite

Galerie | Tagué , , , , | Laisser un commentaire

Ny Valosoa Vaovao, 18 Oktobra 2018.

Cette galerie contient 2 photos.

Dingan’ny famaranana CAN 2019 Niarahaba ny Barea tafakatra i Dada N°25   Araka ny efa nanarahana azy ny talata tolakandro teo, teny amin’ny kianjan’ny CNAPS Vontovorona Antananarivo Atsimondrano dia tafakatra amin’ny dingan’ny famaranana amin’ny CAN 2019, amin’ny baolina kitra hatao … Lire la suite

Galerie | Tagué , , | Laisser un commentaire

Ny Valosoa Vaovao, 06 Oktobra 2018.

Cette galerie contient 2 photos.

Toliara Kandidà mihaino ny feon’ny vahoaka Ravalo   Kandidà mihaino ny feon’ny vahoaka ny kandidà laharana faha-25, Marc Ravalomanana, izay raha fehezina ny fandalovan’ity kandidà ity tany Toliara omaly sy afak’omaly. Vao nivoaka ny seranam-piaramanidina izy afak’omaly dia efa maro … Lire la suite

Galerie | Tagué , | Laisser un commentaire

Ny Valosoa Vaovao, 02 Oktobra 2018.

Cette galerie contient 2 photos.

– Kandidà Ravalomanana N°25 Tratra ny antsojay ny helikôpterany   Fifidianana eken’ny  rehetra  sy  ara- demokratika tsara, no dradradradrain’ny  mpitondra fanjakàna  hatao eto Madagasikara, amin’ny fifidianana filohampirenena ny 7 novambra ho avy izao. Izany no natao hoy ny fanambaràna  dia … Lire la suite

Galerie | Tagué | Laisser un commentaire

Marc Ravalomanana, tratra ny antsojay ny helikôpterany.

Cette galerie contient 2 photos.

Kandidà Ravalomanana N°25 Tratra ny antsojay ny helikôpterany   Fifidianana eken’ny  rehetra  sy  ara- demokratika tsara, no dradradradrain’ny  mpitondra fanjakàna  hatao eto Madagasikara, amin’ny fifidianana filohampirenena ny 7 novambra ho avy izao. Izany no natao hoy ny fanambaràna  dia mba … Lire la suite

Galerie | Tagué , | Laisser un commentaire

Ny Valosoa Vaovao, 25 Septambra 2018.

Cette galerie contient 2 photos.

Kandidà Ravalomanana N°25 sy ny KMMR Efa an’aliny ireo olona nandrotsaka fanampiana    Notokanana ny sabotsy teo, tetsy Bel’Air Ampandrana ny foiben-toerana na ny QG ny kandidà Marc Ravalomanana laharana faha-25 ao amin’ny biletà tokana, sy ny KMMR na ny … Lire la suite

Galerie | Tagué | Laisser un commentaire

Ny Valosoa Vaovao, 22 Septambra 2018.

Cette galerie contient 2 photos.

– Iraky ny Sekretera Jeneralin’ny ONU Nihaona tamin’ny kandidà N°25 Marc Ravalomanana   Nihaona tamin’ny kandidà laharana faha-25, Marc Ravalomanana, teny amin’ny trano fonenany teny Faravohitra, ny iraka manokan’ny Sekretera Jeneralin’ny Firenena Mikambana (ONU), ny mpanolotsaina manokany Abdoulaye Bathily, afak’omaly. … Lire la suite

Galerie | Tagué , , | Laisser un commentaire

Ny Valosoa Vaovao, 20 Septambra 2018.

Cette galerie contient 2 photos.

Filoha Ravalomanana N°25 Misokatra ireo kaonty ho fanampiana azy sy ny KMMR   Nambaran’ny filoha Marc Ravalomanana, kandidà filoham-pirenena laharana faha-25 amin’ny bileta tokana teto ntsirabe, fa hisy ny fanokafana kaonty ho an’ireo rehetra liana hanampy azy sy ny komity … Lire la suite

Galerie | Tagué , | Laisser un commentaire

Ny Valosoa Vaovao, 15 Septambra 2018.

Cette galerie contient 2 photos.

– Milofo hametraka ny olony eo amin’ny fitondrana ireo firenen-dehibe   Samy milofo fatratra amin’ny fitadiavana hirika ahafahana mifahatra sy mahazo toerana eto, eo amin’ny lafiny stratejika ankehitriny ireo firenen-dehibe tandrefana sy tatsinanana ary hatramin’ireo firenena manan-karena toy ireo tany … Lire la suite

Galerie | Tagué , , | Laisser un commentaire