Archives par mot-clef : Ny Valosoa

Ny Valosoa, 10 Aogositra 2017 (I). Toamasina-Tim, « Bus intelligent », Fjkm Antsiranana, Vokatra Tiko…

Cette galerie contient 2 photos.

    – Kongresim-paritra sy faha-15 taonan’ny TIM Miandry an’i Dada i Toamasina sy ny faritra Atsinanana   Tao aorian’ny tany Manakara nanatanterahana ny kongresim-paritry ny antoko Tiako i Madagasikara (TIM), sy ny fankalazana ihany koa ny faha-15 taonan’ity antoko … Lire la suite

Galerie | Tagué , , , | Laisser un commentaire

Ny Valosoa, 01 Aogositra2017 (I). Tsiandopy Mahafaly, Mamy Rakotoarivelo, Tsy fandriampahalemana, Mangataka famelana (2009)…

Cette galerie contient 2 photos.

  – Tsiandopy Jacky Mahafaly Maty nisy nanakenda tao an-tranony   Mahavariana ihany ny zavatra niseho tato ho ato teto amintsika. Araka ny vaovao voaray omaly, maty tao an-tranony koa i Tsiandopy Jacky Mahafaly. Efa PDS ny Faritanin’Antsiranana izy tamin’ny … Lire la suite

Galerie | Tagué , , , , | Laisser un commentaire

« Fotoam-bita », Dadan’i Zina.

Cette galerie contient 2 photos.

– FOTOAM-BITA   Efa lasa fihomehezana ito fandaharanao, Satria mamaly koa ny andaniny , manakiana tsotr`izao. Dia io `nareo tsy mahatanty , vonona “hikapa ranjo”, Ka ho raikitra ny ady sy fifanalana akanjo ?   Efa lasa fihomehezana ito fandaharanao, … Lire la suite

Galerie | Tagué , , | Laisser un commentaire

Ny Valosoa, 25 Jolay 2017. Manakara-Tim, Midoka tena ny mpitondra, Hery sy Andry, Vola vaovao,

Cette galerie contient 2 photos.

  – Faha-15 taona sy kongresim-paritry ny TIM Manakara indray tao aorian’Iarivo sy Mandritsara   Fantatra izao fa ho tanterahana ny 3 aogositra ho avy izao any Manakara, renivohitry ny faritra Vatovavy Fitovinany ny kongresim-paritry ny antoko Tiako i Madagasikara … Lire la suite

Galerie | Tagué , , | Laisser un commentaire

« Madagascar pays du chaos », 20 Juillet 2017. La Transparence, Ny Valosoa.

Cette galerie contient 2 photos.

Madagascar pays du chaos, sclérosé irrémédiable! latransparencem / juillet 20, 2017 Scandales de corruption [jusqu’au sommet de l’Etat], affaire “Claudine” [Razaimamonjy, une femme d’affaires proche du couple présidentiel] , crise et insécurité, transactions douteuses, financements parallèles, grèves des magistrats, démission … Lire la suite

Galerie | Tagué , , , , , , , , , , , , , | Laisser un commentaire

« Tsy avotra intsony », Dadan’i Zina.

Cette galerie contient 13 photos.

  TSY AVOTRA INTSONY   Tsy avotra intsony fa afa-baraka Ry Rajao mivady sy ny fitondrana, Satria voaporofo fa mahazo laka, Ny afera maloto mameno tanàna.   Ny mpanolotsainany no indro miteny Fa azy ny hery sy ny fahefana. Ny … Lire la suite

Galerie | Tagué , | Laisser un commentaire

Ny Valosoa, 29/06/2017. Marc Ravalomanana, Fahaleovantena, Antsirabe, Filaminana, Cepe…

Cette galerie contient 2 photos.

– Kianjan’i Mahamasina Ho avy koa ny avy amin’ny Faritra 22 amin’ny 8 jolay Toy ny isan-taona dia tsy mitsahatra ny antoko Tiako i Madagasikara (TIM) ao amin’ny boriborintany faha- 4 mizara fanomezana ho an’ireo sahirana  ara-pivelomana  manerana  ny fokontany … Lire la suite

Galerie | Tagué , , , | Laisser un commentaire

Voahangy Rajaonarimampianina, vola avy aiza daholo ireny ampiasainy ireny ? Ny Valosoa.

Cette galerie contient 3 photos.

Voahangy  Rajaonarimampianina Tsy mazava ny vola mirarakompana zarainy etsy sy eroa Tsy mazava amin’ny Malagasy intsony  izay fomba  ahazoan’ny vadin’ny filohampirenena  Voahangy Rajaonarimampianina volabe  entina  hideraderàna  sy hidedadedahana  hanaovana  ireo  lazaina  fa  asa soa   etsy sy eroa.  Tamin’ireo  vadina filohampirenena … Lire la suite

Galerie | Tagué , | Laisser un commentaire

Ny Valosoa, 24/06/2017. Marc Ravalomanana, Fetim-pirenena, Frantsa. Arp Helisoa, Mcm-Tanà.

Cette galerie contient 2 photos.

Marc Ravalomanana Ho porofoina amin’ny 8 jolay fa antoko matanjaka ny TIM Isambilo Momba ny raharaha polkitika, hankalaza ny faha-15 taonany ny antoko Tiko i Madagasikara (TIM) ny 8 jolay ho avy izao. Nambaran’ny filoha mpanorina ny antoko, Marc Ravalomanana … Lire la suite

Galerie | Tagué , , , | Laisser un commentaire

Ny Valosoa, 20/06/2017. Tim (15 taona), Hvm, Tan-dalàna, Maitre Olala, Cram. Arp Helisoa, Mcm-Tanà.

Cette galerie contient 2 photos.

– – Fitondrana Hvm Manao teti-panorona familivilian-tsaina sisa Tsy miketrika mifototra amin’izay hamahana ny olam-bahoaka ny fitondrana raha ny fahitana ny zava-misy amin’ny toe-draharaham-pirenena amin’izao fotoana izao. Raharaha mivaivay maromaro mahakasika ny fitondrana no tsy maintsy vahana amin’ny fomba maro … Lire la suite

Galerie | Tagué , , , , , | Laisser un commentaire