Archives par mot-clef : Peste à Madagascar

Ny Valosoa, 12 Oktobra 2017.

Cette galerie contient 2 photos.

  Polyclinique Ilafy Naiditra hopitaly amin’ny fameloman’aina i Pr Zafy Albert Marary ary naiditra hopitaly amin’ny fameloman’aina eny amin’ny Polyclinique Ilafy hatramin’ny omaly i Profesora Zafy Albert, filoham-pirenena teo aloha ary ao amin’ny antoko UNDD. Mpitsabo mpandidy ihany koa ity … Lire la suite

Galerie | Tagué , , , , | Laisser un commentaire

Peste à Madagascar. Message de l’Ambassadeur de France, Mme Véronique Vouland-Aneini.

Cette galerie contient 2 photos.

  . Message de l’Ambassadeur de France, Mme Véronique VOULAND-ANEINI, au sujet de l’épidémie de peste à Madagascar.   « Chers Compatriotes, L’épidémie de peste qui sévit à Madagascar doit conduire notre communauté et nos compatriotes de passage à la vigilance. Dans … Lire la suite

Galerie | Tagué , , , | Laisser un commentaire

Ny Valosoa, 10 Oktobra 2017.

Cette galerie contient 2 photos.

– Fanalana ny fako amin’ny dabam-pako Tsy vitan’ny SAMVA sy ny fanjakana ny asany Tsy vitan’ny SAMVA sy ny fanjakana mihitsy hatramin’izao ny fanalana ny fako amin’ny dabam-pako. Ankoatra izany kosa anefa, manohy ny asa fanadiovana ny tanànan’Antananarivo ny Kaominina … Lire la suite

Galerie | Tagué , , , , , , , , , , , | Laisser un commentaire

Ny Valosoa, 05 Oktobra 2017.

Cette galerie contient 2 photos.

Fanalana fako amin’ny dabam-pako Tsy mahabaiko ny olom-peheziny i Mahafaly Helisoa Manoloana  ny fanilihana andraikitra nataon’ny Praiminisitra Mahafaly Solonandrasana Olivier,  fa ny kaominina Antananarivo Renivohitra (CUA) no tompon’andraikitra voalohany amin’ny fisian’ny pesta dia  nihaona tamin’ny mpanao gazety ny delegen’ny boriboriboritany … Lire la suite

Galerie | Tagué , , , , | Laisser un commentaire

Suspension des vols d’Air Austral vers Madagascar. Les Comores vont fermer ses frontières.

Cette galerie contient 2 photos.

Suspension temporaire des vols d’Air Seychelles vers Madagascar Chèr(e)s passagers, Suite aux conseils et à la demande de l’Autorité de la santé publique des Seychelles concernant les préoccupations de l’épidémie de peste à Madagascar, Air Seychelles suspendra temporairement ses services … Lire la suite

Galerie | Tagué , , , , | Laisser un commentaire

Marc Ravalomanana « Mila mihaona ny Ben’ny Tanana sy ny Praiministra ». Cua-Samva-Pesta.

Cette galerie contient 2 photos.

Marc Ravalomanana “Mila mihaona ny Praiminisitra sy ny Ben’ny tanàna” 04/10/2017 Raha haverin’ny fanjakana amin’ny kaominina ny SAMVA, ary homena ny kaominina ny andraikitra manala ny fako sy manadio ny tatatra, tsy manome mihoatra ny herinandro izahay, dia madio io. … Lire la suite

Galerie | Tagué , , , | Laisser un commentaire

« Ny pesta pesta ihany… », Sedera Ravalison.

Cette galerie contient 2 photos.

  NY PESTA PESTA IHANY …   Ny pesta pesta ihany fa misy koa pesta maro, Izay tena mamono avy hatrany ka `ndeha mba diniho sy fantaro.   Ny lainganareo ry mpitondra dia pesta mampahonena, Fa poizina tena mandoza , … Lire la suite

Galerie | Tagué , | Laisser un commentaire

Gazety Ny Valosoa, 03 Oktobra 2017.

Cette galerie contient 2 photos.

– Resaka pesta Manilika andraikitra amin’ny Kaominina indray ny mpitondra HVM sasany Helisoa Dia gaga ny rehetra raha nahita ny lohatenin-gazety  mpomba ny fitondrana HVM  maromaro,  fa  ny ben’ny Tanàna Lalao Ravalomanana  indray hono  no  tompon’andraikitra amin’ny fisian’ny pesta  eto … Lire la suite

Galerie | Tagué , | Laisser un commentaire

Tandindomin-doza i Madagasikara. La capitale en zone rouge (Peste). Le Quai d’Orsay…

Cette galerie contient 2 photos.

  – Tandindomin-doza i Madagasikara Tsy voafehy ny pesta 02/10/2017 Andro vitsy taorian’ny nilazan’ny minisitry ny fahasalamam-bahoaka, Mamy Lalatiana Andriamanarivo fa efa voafehy ny fihanaky ny pesta eto Madagasikara dia voaporofo ankehitriny fa ny mifanohitra amin’izay no zava-misy. Miparitaka an-tanàn-dehibe … Lire la suite

Galerie | Tagué , , | Laisser un commentaire

Peste. Le Coach Seychellois serait Incineré. Manifestations publiques interdites… sur tout le territoire National.

Cette galerie contient 2 photos.

Tena misy fa tsy vazivazy ny peste. Mirary fahasalamana ho an’ireo marary. #Hopitalinipesta Ambohimiandra. Nirina Rasoanaivo – Izao ny vokatra voaray. resaka pesta , samy mandinika daholo ! Gazety Valosoa Rakoto – Portes closes des écoles catholiques…rentrée scolaire repoussée ! Plusieurs écoles des sœurs … Lire la suite

Galerie | Tagué , | Laisser un commentaire