Archives par mot-clef : Peste Madagascar

Tena mbola atahorana ny pesta, 15 Marsa 2018. TiaTanindrazana.

Cette galerie contient 2 photos.

– Fahasalamam-bahoaka Tena mbola atahorana ny pesta 15/03/2018 Ny fiandohan’ny volana aogositra 2017 no nahitana trangana valanaretina pesta voalohany ka nahafatesana olona 202 teto Madagasikara raha tsiahivina, ny isan’ireo namoy ny ainy tao anatin’ny 4 volana latsaka teo. Ny 27 … Lire la suite

Galerie | Tagué , | Laisser un commentaire

« Fanambarana », Joel Harison Jean Marie (Cram).

Cette galerie contient 2 photos.

FANAMBARANA   Ny mpikambana ato amin’ny Birao nasionalin’ny Cercle de Réflexion pour l’Avenir de Madagascar (CRAM) dia manao izao fanambarana manaraka izao. Sambany teo amin’ny tantaram-pirenena taorian’ny fanjanahantany no nisy olona an-jatony mahery « naringan’ny valan’aretina pesta » teto Madagasikara. Miara-manaiky ny … Lire la suite

Galerie | Tagué , , | Laisser un commentaire

Pesta. Misahotaka ny Fanjakana. Tsy voafehy intsony ny aretina.

Cette galerie contient 2 photos.

– Pesta 124 no maty. 24/10/2017 – 08:45 : PESTA _ ANTONTAN’ISA FARANY: Tafakatra 124 ny isan’ny olona maty, ka ny 63 tamin’ireo tany amin’ny hopitaly ary ny 61 kosa teny anivon’ny fiarahamonina. 999 ny trangan’aretina, ary olona 780 nanaraka fitsaboana no … Lire la suite

Galerie | Tagué , | Laisser un commentaire

Ny Valosoa Vaovao, 24 Oktobra 2017.

Cette galerie contient 2 photos.

– Foloalindahy Nahavita be tamin’ny tafika ny filoha Marc Ravalomanana Taorian’ny taona 2002  nisian’ny tolona nivaivay niarovan’ny Malagasy ny safidiny  tamin’ny fifidianana ho filohampirenena tamin’ny fotoan’androny   izay   nisy  ampahany tamin’ny  tafika Malagasy  nanao barazy , nanapoaka tetezana  hanaovana  fahirano an’Antananarivo,sns… … Lire la suite

Galerie | Tagué , , , , | Laisser un commentaire

Peste à Madagascar : « La peur s’est installée. L’île manque de médecins »

Cette galerie contient 2 photos.

Peste à Madagascar : « La peur s’est installée. L’île manque de médecins » Opération de nettoyage dans un quartier de la capitale Antananarivo, touchée par une épidémie de peste. (RIJASOLO/AFP) Ecoles et universités fermées, hôpitaux saturés… En quelques semaines, la peste … Lire la suite

Galerie | Tagué , , | Laisser un commentaire

Mitombo ireo matin’ny pesta…

Cette galerie contient 2 photos.

  – Mitombo ireo matin’ny pesta Voafetra ny afaka manao fitiliana 17/10/2017 Nambaran’ny filoham-pirenena nandritra ny fitsidihany ny toeram-pitehirizana fanafody SALAMA eny Tanjombato ny 10 oktobra teo, fa ampy tsara ny tahirim-panafody hiatrehana ny valan’aretina pesta. Efa misy rahateo ny … Lire la suite

Galerie | Tagué | Laisser un commentaire

« Mianaka amin’ny sehatra rehetra ny pesta », Andry Tsiavalona.

Cette galerie contient 2 photos.

– Tsy eo amin’ny fahasalamana ihany fa mianaka amin’ny sehatra rehetra ny pesta   Raha ny raharaham-pirenena no atao indray mitopimaso tamin’iny herinandro nivalona iny dia nisafotofoto tanteraka kanefa dia nifantoka tamin’ny valanaretina pesta tanteraka ny sain’ny vahoaka Malagasy, indrindra … Lire la suite

Galerie | Tagué | Laisser un commentaire

Ny pesta sy ny mpitondra, Dadan’i Zina.

Cette galerie contient 2 photos.

NY PESTA SY NY MPITONDRA   Tsy laharam-pahamehana ka iniana tsy tenenina Ny fiatrehana ny pesta sy ny tetika ampiharina ? Be ny maty tao ho ao ka dia ezahina afenina ? Tena izay ilay politika : tsy tenenina  ny … Lire la suite

Galerie | Tagué , | Laisser un commentaire

La Presse étrangère sur la peste à Madagascar, 09-10 Octobre 2017. Et L’Etat?

Cette galerie contient 2 photos.

La peste ravage Madagascar : un dernier bilan fait état de 45 morts, l’OMS sur le pied de guerre 9 oct. 2017, Rija Solo Source : AFP. Bénévoles de la Croix rouge à Madagascar Depuis août dernier, la peste a … Lire la suite

Galerie | Tagué , , , , , , | Laisser un commentaire

Peste-OMS. Gistra eran-tany i Madagasikara. Le pays le plus touché au monde.

Cette galerie contient 3 photos.

Publié le 22-12-2016 . RFI-Afrique. Un enfant travaille dans les rues d’Antananarivo. La peste est particulièrement virulente et contagieuse chez les hommes, notamment les enfants. © Gunnar Pettersson/Getty Images/Flickr Vision Comme presque chaque année depuis les années 1980, l’épidémie de peste … Lire la suite

Galerie | Tagué , , , , | Laisser un commentaire