Archives par mot-clef : Place du 13 Mai Madagascar

Kianjan’ny 13 May, alakamisy 05 Jolay 2018.

Cette galerie contient 2 photos.

Tonga marobe ireo mpitolona mitaky ny fanovana teo amin ‘ny kianjan ‘ny 13 mai androany 5 jolay, Tonga nanatevindaharana ihany koa ireo sendika, Naseho tao antoerana ny baomba mandatsadranomaso nanaparitahana ireo mpampianatra mpanabe teny Anosy 🙂 Arp Helisoa Mbola nidaroka lacrymogènes … Lire la suite

Galerie | Tagué | Laisser un commentaire

Kianjan’ny 13 May, Asabotsy 30 Jiona 2018.

Cette galerie contient 2 photos.

Atao amboletra ny datimpifidianana fa tsy maintsy mihatrika ny TIM Tsy ny datimpifidianana no hampisy fitoniana eto amin ‘ny firenena fa ny fanatanterahana azy , koa , tanteraka ve ny fepetra rehetra ahafahana manao ny fifidianana? Arp Helisoa – Mandray anjara … Lire la suite

Galerie | Tagué | Laisser un commentaire

Kianjan’ny 13 May, Alarobia 27 Jiona 2018. Mitohy ny tolona.

Cette galerie contient 2 photos.

– 27 jona 2018 Mitohy ny tolona izay no baiko-pitolomana niainga teto amin’ny 13 mai androany.Livasoa Razafindrasolo Na tsy misy miasa aza ny taxibe dia vory lanona ireo vahoaka mitaky ny fanovana eto amin ‘ny kianjan ‘ny 13mai. Arp Helisoa Mbola … Lire la suite

Galerie | Tagué , | Laisser un commentaire

Kianjan’ny 13 May. Alatsinainy 18 Jiona 2018.

Cette galerie contient 2 photos.

– Misaotra antsika Tim sy ireo sendika fa mbola mijoro manohy n’y tolona miady ho an’ny tena Fanovana… -Tsy mila famitahambahoaka @tsaho hoe hanao accord politique Tatsy na taroa ny président Ravalomanana fa zakao ny vokatry ny fanapahankevitra noraisina -Tsy … Lire la suite

Galerie | Tagué , | Laisser un commentaire

Zoma Kianjan’ny 13 May. 15 Jiona 2018.

Cette galerie contient 2 photos.

Livasoa Razafindrasolo Araho an-tsary ny hetsika teo amin’ny Parvis Analakely androany 15 jona 2018 – Rehefa avy eny @assemblée nationale nitsipaka lay ilay LFR izay nokasain’drajao mianakavy holaniana indray dia tonga teo ankianja ireo députés ny fanovana nanao tatitra fa … Lire la suite

Galerie | Tagué , | Laisser un commentaire

Alarobia Kianjan’ny 13 May, 13 Jiona 2018.

Cette galerie contient 2 photos.

– Arp Helisoa  13 juin· Mitohy ny tolona eto amin ‘ny 13mai

Galerie | Tagué , | Laisser un commentaire

Kianjan’n 13 May, 05 Jiona 2018. Ireo mpomban’ny Filoha Ravalomanana.

Cette galerie contient 2 photos.

– Tonga maro be ireo vahoaka nantsoin’ireo Solombavambahoaka avy amin’ny antoko Tiako I Madagasikara anio etsy amin’ny kianjan’ny 13 mai. Na teo aza ny fanendrena ny Praiminisitra vaovao dia vao maika maro be ireo vahoaka mpitolona no mameno kianja ary … Lire la suite

Galerie | Tagué , | Laisser un commentaire

Kianjan’ny 13 May, Asabotsy 02 Jiona 2018. Toromarika.

Cette galerie contient 2 photos.

02.06.2018 – Ambiance kianjan’ny 13 mai : Fandraisam-pitenenana nataon’ny Filoha Lefitry ny Antienimieram-pirenena me Hanitriniaina Razafimanantsoa Malagasy Noverezina ZO est avec Mpitolona Malagasy. – Tim Tanora Tana IV soutient hetsiky ny 73 députés ho an’ny fanovana avecTanora Tim Vangaindrano  Anio … Lire la suite

Galerie | Tagué , , | Laisser un commentaire

« Tsy mijanona ny tolona… Miala i Rajao ». Hanitra Razafimanantsoa.

Cette galerie contient 2 photos.

– Livasoa Razafindrasolo est avec Guy Rivo Randrianarisoa Toy izao ny raha fintinina ny kabary nataon’ny Me Hanitra teto amin’ny kianjan’ny 13 mai androany sabotsy 26 mai 2018. #Momba ny didy HCC : misy ampahany mety amintsika fa tsy mamaly … Lire la suite

Galerie | Tagué , , | Laisser un commentaire

Alakamisy 24 May 2018. Magro, Kianjan’ny 13 May, Anosy (Fitsarana).

Cette galerie contient 2 photos.

Marche vers le 13 mai des zakan’i « Dada » par gvalosoa | Mai 24, 2018 Magro-Behoririka.  . Kianjan’ny 13 May. – Nametraka fitoriana teny amin’ny tribonaly ny 73 depiote par gvalosoa | Mai 24, 2018 Tafapetraka ny fitoriana ny fanjakana mpanao … Lire la suite

Galerie | Tagué , | Laisser un commentaire