Archives par mot-clef : Rajaonarimampianina

Governemanta vaovao “Fanompana ny vahoaka”

Cette galerie contient 2 photos.

. Governemanta vaovao “Fanompana ny vahoaka” 13/06/2018 Raha ny solombavambahoakan’ny fanovana dia 3 ny an’ny MAPAR, ary 2 ny an’ny TIM, izay tsy fantatra intsony ny isan-jatony, hoy ny depiote Hanitra Razafimanantsoa nandritra ny fivahinianany tao amin’ny onjam-peon’ny Top Radio 102.8 … Lire la suite

Galerie | Tagué , , , , | Laisser un commentaire

« Miala Rajao » no vaha olana. Ny Tafika sy Zandary ve no antenaina ? Vao maika loza. Santionany.

Cette galerie contient 4 photos.

 

Galerie | Tagué , | Laisser un commentaire

Antsirabe-Zoma 26 Aprily 2018. Tolona « Miala Rajao ».

Cette galerie contient 2 photos.

Tim Tanora Antsirabe 26 avril, · Horakoram-pandresena no nandraisany vahoakan’Antsirabe ireo solonbavambahoaka ho an’ny Fanovana teto Antsirabe. Ny vahoaka miaraka amin ‘ny sorabavety marobe, www.gvalosoa.com Leo, tofoka, boboka ny vahoaka www.gvalosoa.com

Galerie | Tagué , , , | Laisser un commentaire

Kianjan’ny 13 May. 21 Aprily 2018 (II). GValosoa, Mcm de Paris…

Cette galerie contient 2 photos.

. 4 décès dont 2 enfants ce samedi à Analakely Une information toujours à prendre au conditionnel, il semblerait que deux enfants sont morts durant les échauffourées entre les manifestants et les forces de l’ordre ! Les décès auraient été … Lire la suite

Galerie | Tagué , , , , , , , , | Laisser un commentaire

Anosy-Antananarivo. Nitokana bozaka ny filohampirenena.

Cette galerie contient 2 photos.

  . Nitokana bozaka ny filohampirenena Samy manana izay lazainy fa laharampahamehana ny tsirairay.  Ny ankamaroan’ny  olona dia milaza fa ny sosialim-bahoaka no maika miampy ny fametrahana ny fandriampahalemana . Tsy araka izany anefa no fijerin’ny mpitondra ankehitriny fa ny … Lire la suite

Galerie | Tagué , , | Laisser un commentaire

« Taratasy ho an-dRajao-Ny Orinasanay sokafy », Dadan’i Zina.

Cette galerie contient 2 photos.

– TARATASY HO AN-DRAJAO-NY ORINASANAY SOKAFY   Raha hidianao ny orinasa , aoka ho fantatrao mazava, Tsy Ravalo no hijaly na koa handry fotsy lava, Fa tsy maintsy ny madinika , dia ny mpiasa toa anay No hizaka ny mangidy … Lire la suite

Galerie | Tagué , , | Laisser un commentaire

7 Février 2018 (Paris), Houcine Arfa a porté plainte… Alexandrine Rasolo, Balisama Razafimelisoa.

Cette galerie contient 2 photos.

Plainte déposée par Houcine Arfa contre la ministre de la justice et la procureure de la République malgache Houcine Arfa a porté plainte à son tour contre la ministre de la justice malgache, Elise Alexandrine Rasolo et de la procureure … Lire la suite

Galerie | Tagué , , , , | Laisser un commentaire

Ny Valosoa Vaovao, 01 Febroary 2018.

Cette galerie contient 2 photos.

  Ankazobe, fiainam-pirenena Ny fiverenan-dRavalo amin’ny fitondrana ihany no vahaolana   Nivoitra ,nandritra ny fifampiarahabana noho ny taona vaovao tany Mangarivotra Ankazobe teo amin’ny filoha mpanorina ny antoko Tim sy ny vahoakan’ny distrikan’ Ankazobe fa mbola marefo ny tsy fandriampahalemana … Lire la suite

Galerie | Tagué , , | Laisser un commentaire

Ny Valosoa Vaovao, 27 Janoary 2018. C. Raveloson. H. Rajao. Magro. Vina 2030. M. Ravalomanana. 

Cette galerie contient 2 photos.

  Constant  Raveloson   Akoho tsy naneno ohatr’izay efa lanin’ny kary ny an’ny filoha Hery R.   Nitafa tamin’ny mpanao gazety  mikasika  ny raharaham-pirenena  ankehitriny   ny mpandrindra ny KMMR 2018 (Komity Manohana an’i Marc Ravalomanana 2018 ) Andriamatoa Raveloson Constant. … Lire la suite

Galerie | Tagué , , , , , , | Laisser un commentaire

Houcine Arfa, Elise Rasolo, Rolly Mercia, Hery Rajao, SMM, Ravalo, Frantsa.

Cette galerie contient 2 photos.

  – Raharaha volabe 70 000 Euros Tsy mety miloa-bava ilay minisitra 18/01/2018 Niandry izay fanambarana ofisialin’ny minisitry ny fitsarana Rasolo Elise Alexandrine ny rehetra manoloana ny raharaha mafana momba ilay fanambaran’ilay Frantsay Houcine Arfa nilaza fa nandoa volabe 70 … Lire la suite

Galerie | Tagué , , , , , | Laisser un commentaire