Archives par mot-clef : Rajoelina Andry

An’hetsiny ireo fianakaviana nopotehin-dRajoelina ny fiainany.

Cette galerie contient 2 photos.

An’hetsiny ireo fianakaviana nopotehin-dRajoelina ny fiainany   Misy olona mitady hanarontsarona zavatra eto ary mihevitra ny hanakona ny zava-nisy nataon-dRajoelina teto amin’ny firenena. Ny lasa tsy fanadino, fa namela takaitra teo amin’ny fiainan’ny Malagasy marobe ny nataon-dRajoelina nanomboka ny taona … Lire la suite

Toutes les galeries | Tagué , | Laisser un commentaire

Rajoelina-Fanambarana. Mitady hanakorontana firenena indray.

Cette galerie contient 2 photos.

Rajoelina tia tena Mitady hanakorontana firenena indray 20/11/2018 Nampitomboina ny isan’ny mpifidy dia zaraina ny vato ary mijanona eo amin’ny 40%, hoy i Andry Rajoelina, omaly. “Truqué” ny rindram-baiko na ny “logiciel”, ka izay zavatra ampidirina ao dia lainga no … Lire la suite

Toutes les galeries | Tagué , | Laisser un commentaire

Inona no hidiran’ny Coton de Tuléar (alika) sy ny fambolena coton (voly) ?

Cette galerie contient 2 photos.

Malagasy tsy jamba, hoy izay compte facebook zay…. Tsy misy olo badraodra eto kamarady .Ny Coton de Tuléar dia biby. Ilay coton faharoa dia voly ! manahirana koa aloha rehefa tsy ampy solaitra izay e.

Toutes les galeries | Tagué , | Laisser un commentaire

A Rajoelina, Vola. Hira.

Cette galerie contient 2 photos.

‎Madagasikara Tiako‎ à NDAO HANDALINA POLITIKA AVO LENTA. 14 Nov. 2018 4 volana nanaovana fampielezan-kevitra nefa zara raha nahazo 30% mahery… Nizarazara vola sy nitaona olona fa mbola zara aza nahazo 30% mahery… Notambazana vola daholo ny radio sy ny télé erak’i … Lire la suite

Toutes les galeries | Tagué , | Laisser un commentaire

IEM-Rajoelina : Inty indray no Enti – Mamorika ny gasy.

Cette galerie contient 2 photos.

Andry Rajoelina – Mpamorika ny Malagasy 31/08/2018 Andry Rajoelina – Mpamorika ny Malagasy   IEM : Inty indray no Enti – Mamorika ny gasy Mihazakazaka te-hisongona ireo mpifaninana aminy, ka mamory « vahoaka » atsy sy aroa Rajoelina Andry, mamily … Lire la suite

Toutes les galeries | Tagué , | Laisser un commentaire

Rajoelina : « Ifonako amin’ny vahoaka malagasy ny nanohanako tamin’ny fomba rehetra ny HVM »

Cette galerie contient 2 photos.

« Ifonako amin’ny vahoaka malagasy ny nanolorako ary ny nanohanako tamin’ny fomba rehetra ny HVM » « I Andry Rajoelina tsy manary namana fa ireo namany no manary an’i Andry Rajoelina» Izany no anisan’ny voalazan’ny filohan’ny antoko TGV nandritra ny … Lire la suite

Toutes les galeries | Tagué , , , | Laisser un commentaire

Charles Andrianasoavina. Izy irery no nifona tamin’ny Filoha Ravalomanana. Raharaha 07 Febroary 2009.

Cette galerie contient 2 photos.

Ny marina mombany RAHARAHA 7 FEBROARY 2009. Colonel Charles Andrianasoavina. NDAO HANDALINA POLITIKA AVO LENTA. – Nanomboka ny taona 2009 ny tsy fandriampahalemana teto Madagasikara no tena nirongatra be. 1/ 2009 vao nisy an’izany dahalo mandeha amanjatony manafika izany (remenabila sns…). … Lire la suite

Toutes les galeries | Tagué , , | Laisser un commentaire

Andry Rajoelina sy ny Mapar hamita-bahoaka fanindroany…

Cette galerie contient 2 photos.

Andry Rajoelina sy ny MAPAR Hamita-bahoaka fanindroany… 10/11/2017 Raikitra indray ny serasera isan-karazany hoenti-manadio an’i Andry Rajoelina sy ny ekipany tamin’ny famotehana ny firenena tamin’ny taona 2009, ary natao sesilany tany anaty tambajotran-tserasera tato ho ato.  Mihevitra ny Malagasy ho … Lire la suite

Toutes les galeries | Tagué , , , , , , , | Laisser un commentaire

Singapour-Bois de rose… Interview de Mamy Ravatomanga.

Cette galerie contient 2 photos.

– Singapour, procès du bois de rose: «Que la vérité éclate», dixit Mamy Ravatomanga JEUDI, 28 AVRIL 2016 20:36 La date approche quant à la tenue à Singapour du procès sur la cargaison de bois de rose en provenance de … Lire la suite

Toutes les galeries | Tagué , , , , , | Laisser un commentaire

Nisoloky ho mpanjaka …

Cette galerie contient 3 photos.

– – – – – – 2018 : « Je serais candidat ». Midi : Pour mieux préparer 2018 ? A.R : « Comme je l’avais annoncé à Toamasina au lendemain du fameux « ni ni », je serai candidat à la présidentielle de 2018. Il appartiendra au … Lire la suite

Toutes les galeries | Tagué , | Laisser un commentaire