Archives par mot-clef : Rajoelina

« Ny lalana eto Madagasikara » Ravalomanana, Rajoelina, Rajaonarimampianina.

Cette galerie contient 3 photos.

« Ny iray miteny hoe: « ny làlana no lalan-drà mamelona », dia nanao làlana izy. Ny sasany nilaza hoe:« tsy azo hohanina ny làlana ».Ankehitriny dia maro no maka sary eny ambony ENGIN manao pi-maso @ vahoaka fa hoe izaho no hanarina ny firenentsika … Lire la suite

Galerie | Tagué , , , | Laisser un commentaire

« Hafatra ho an’i Rajoelina », Bernard Rasolonjatovo.

Cette galerie contient 3 photos.

HAFATRA HO AN’I Rajoelina NY FIRENENA DIA MITOETRA Mpandalo ihany isika rehetra Fanaovan-tsoa tsy misy fetra No ataontsika ho tarigetra Firaisankina sy Fihavanana Hijoro hatrany tsy lembenana Hanao sy hitandro ny marina Fahitsim-po sy fahatokisana Na fahefana,volabe sy harena Tsy … Lire la suite

Galerie | Tagué , , | Laisser un commentaire

Fifidianana 2018 . Ho an’i DJ-TGV. Gilbert Sylvain.

Cette galerie contient 2 photos.

Tsy hoe matahotra an’i DJ na kely aza fa otrany arbitrage vidéo ireny ihany io!!!averina ny sary!!!tsy nahalany 20 millions de $ akory ny hopital nataony sy colliseum!!aiza ny ambiny 100 millions, ary ny tena marina aza 250 millions de … Lire la suite

Galerie | Tagué , , | Laisser un commentaire

Rajoelina sy Ratsiraka. Samy havanana raha fitaka sy vandy.

Cette galerie contient 2 photos.

. TSY FILOHA Hatramin’izay i RAJOELINA ary TSY HO FILOHA MANDRAKIZAY. Na ny nahatonga azy ho filohan’ny teteza-mita ary mbola COUP D ETAT ihany koa (selon Ratsiraka) . Nopotehan’ny jiolahiboto i Madagasikara . Indrisy , Ny an’i RATSIRAKA EFA APETRANY … Lire la suite

Galerie | Tagué , | Laisser un commentaire

« Mbola mitady hamerina ny fanjakan’i Baroa i Rajoelina », Raniry, Mahajanga, Ny Valosoa.

Cette galerie contient 2 photos.

– « Ny mpanao Barofo, ny mpanao amboletra tsy ho demokraty velively » –

Galerie | Tagué , | Laisser un commentaire

« DADA » sera le candidat du Tiako-I-Madagasikara pour la présidentielle de 2018.

Cette galerie contient 2 photos.

– « DADA » sera le candidat du Tiako-I-Madagasikara pour la présidentielle de 2018 Les lois électorales concoctées par on sait qui veulent d’emblée disqualifier le président Ravalomanana pour les prochaines élections. D’après les informations, trois projets de loi sont déjà déposés … Lire la suite

Galerie | Tagué , , , , | Laisser un commentaire

IEM-Andry Rajoelina « Fandrika ho an’ny vahoaka », « Ny omaly tsy niova ».

Cette galerie contient 2 photos.

IEM- Rajoelina Fandrika ho an’ny vahoaka Malagasy Iaraha- mahalala sy mahatsapa amin’izao fotoana izao, fa tsy misy miaiky sy mifona amin’ izay fahotana mahafaty nataony teto amin’ity Firenena ity ny mpitondra nanomboka ny taona 2009, fa miezaka manilika amin’ny hafa … Lire la suite

Galerie | Tagué , , | Laisser un commentaire

« Ireo tao amin’ny Tetezamita sy ny mpitondra ankehitriny »; Dadan’i Zina.

Cette galerie contient 2 photos.

–   IREO TAO AMIN`NY  TETEZAMITA SY NY MPITONDRA ANKEHITRINY   Miezaka hanadio ny tenany ny mpitondra ankehitriny, Saingy angaha moa ny tantara mbola azony ovàna ? Ireo ilay niaraka nidola tamin`iny lalana iny , Mpiara-dia , mpandray anjara  tamin`ny … Lire la suite

Galerie | Tagué , , , , , | Laisser un commentaire

Ny Valosoa, 17 Aogositra 2017 (I). Ravalo sy Rajao, ny tahotry  ny HVM, Mapar, Dada sy zandry kely…

Cette galerie contient 2 photos.

– Faha-50 taonan’ny FJKM sy faha-200 taona nidiran’ny LMS Hifanindry aloka any Antsiranana indray Ravalo sy ny Filoha Hery R. Hatomboka amin’ny fomba ofisialy any Antsiranana rahampitso ny fankalazana ny faha-50 taonan’ny Fiangonan’i Jesoa Kristy eto Madagasikara (FJKM), sy ny … Lire la suite

Galerie | Tagué , , , , , , | Laisser un commentaire

« Ilay boaikely’ty », Fanasina7.

Cette galerie contient 2 photos.

– ILAY BOAIKELY ‘TY   Na mpanao politika ianao, na mpitondra fivavahana Mpihira, mpanakanto … malaza anarana Ny haino aman-jery, ny gazety, boky, sy ny etsetra : – Ianao ve ? – mpanabe, mpitaiza ny vahoaka rehetra rehetra. Fa ilay … Lire la suite

Galerie | Tagué , , , | Laisser un commentaire